Ny sex hono no hitiavana lhl

1. xxx ( 26/02/2007 14:17)
O ry vhv malagasy a! Manaiky ve ianareo fa ny *good sex* no mahatonga antsika vehivavy ho tia olona iray. Mino aho fa efa nahare angamba ianareo hoe ny africain tena chaud be mihintsy! Nisy fotoana aho niaraka t@ africain anakiray (na dia ts tian ny gasy aza izany) Izy alou ratsy e, raha amintsika fa bogosy izy any am zareo de avy eo izaho gasy manjakely indray no nitapy taminy. Angamba noho izy mahay manao tsara satria raha ny ankoatra izay toa tsy hitako.
De ny sex tokoa ve no fototry ny fitiavana?
novalian'i Vahinala ny 20/03/2007 16:07
2. booboo ( 26/02/2007 14:24)
gné ?
3. nathie86 ( 26/02/2007 14:39)
tsy aiko, @ko lou tsy ny sex velively no fototry ny fitiavana e.
4. Fiffi ( 26/02/2007 15:26)
xxx:
O ry vhv malagasy a! Manaiky ve ianareo fa ny *good sex* no mahatonga antsika vehivavy ho tia olona iray.
De ny sex tokoa ve no fototry ny fitiavana?
heu....raha tsy inona koh isy an'zany ? :roll::roll: de mba aiza ho aiza zany ny tena hatao hoe FITIAVANA raha zany ? :roll::roll:


5. tisera ( 26/02/2007 16:15)
:wink: tsy hoe fototra kosa angamba fa anisan'ny fomba hanolokoloina sy hitaizana ilay fitiavana tsy ho faty !
6. Fiffi ( 26/02/2007 16:35)
mahagaga akia ry tisera ô ?
7. kelly13 ( 26/02/2007 16:37)
fita, satria ra tsisy fitiavana d afaka maketsy sy makeroa ra question sexe fotsiny
8. fasaly ( 26/02/2007 18:02)
ny fitiavana mila sexe, fa ny sexe ndraindray tsy mila fitiavana......donk ny fitiavana aloha avant tout!!!
manaraka ho azy ny sexe, de ao ndray vao mampitombo azy amzé tiana hatao ....:-P
9. xxx ( 26/02/2007 18:30)
za xxx 2 ,
fa marina tokoa zany an , za koa mba nanandraan africain fa milay be alo eh tena chaud marina ry zareo ireny , sady ireny an tena calin be ,asa , fa za koa niaraka taminy gasy fa izy koa somary mainty kely zay fa dia tena tiako moa zany , nefa sure za fa c est juste pour le sexe satria izy dia tena tsy ao mintsy ra hoe reska fidelite sns zany nefa za tia azy satria tiako be ny manao sexe miaraka aminy , fa za koa alo efa mba mitady zay teny ho vadiko iany na izany aza satria fantatro fa tsy ho io mintsy ny ho vadiko satria ra resaka fombafomba fiainana dia tsy mitovy mintsy zay fa raresaka sexe alo dia ao tsara mintsy zay roa eh ,
10. fasaly ( 26/02/2007 19:38)
façon sexe dool zany an!:°)
11. xxx ( 26/02/2007 21:07)
za xxx 3
marina ve izany hoe rehefa nanandrana afrikanina hono les autres qui viennent après sont fades:°)
12. sakaizakely ( 26/02/2007 21:17)
nareo ve tsy nahita ilay film Destination sud raha tsy diso aho, vao nandeha tao @ canal+ vao haingana, mikasika ny vhv eoropeana manao tourisme sexuel any Haïti ohatra ? Nanaitra ahy tokoa ny firesak'ireo satria toa mifanojo @ lazain'i xxx3 io.
Zareo zany somary efa zokinjokiny, divorsée na vieilles filles, tsy "consommables" intsony any @ tany misy azy, dia maka jeunes "gigolos" mainty kely any @reny tany mahantra ireny. Tena misy feeling be hono, de le vhv tsy taitra @ lhl eoropeana intsony fa tsisy tsirony sy tsy manaitra andry zareo intsony hono. Hitako hoe choquant be ilay izy, nefa mino aho fa zava-misy tokoa izany tsy azo hodiantsy hita.
Nena moa zany dia fantako hoe aiza aho no hanao vacances @ manaraka :-D :-D
13. fasaly ( 26/02/2007 21:35)
xxx:

za xxx 3
marina ve izany hoe rehefa nanandrana afrikanina hono les autres qui viennent après sont fades:°)

aza mino mino foana fa manandrama aloha e! na afrikan io na tsy afrikan refa matsiro de matsiro:-P


14. belaza ( 26/02/2007 21:37)
eto zany ny sexe no maha rangahy:-D:-D
15. xxx ( 27/02/2007 01:42)
mbola i xxx 3 ihany
ka ny vazà angé hono toa matsatsotsatso sady rikiki ilay zavatra:-D:-D:-D
16. xxx ( 27/02/2007 02:39)
belaza:

eto zany ny sexe no maha rangahy:-D:-D


8O 8-)

xxx:

ka ny vazà angé hono toa matsatsotsatso sady rikiki ilay zavatra:-D:-D:-D



8O :°) vehivavy ihany no tena tompon'ny teny farany!
17. xxx ( 27/02/2007 06:46)
poika! ny vehivavy vazà angamba no matsatso fa ny lhl vazà be sex dool an! na ny halavany na ny habeny koa ny hatsatso aiza ary!
18. sitlo ( 27/02/2007 07:47)
Saika hiteny ratsy be aho fa hay tokoa moa tsy hitenenana ratsy.
Fa na dia izany aza tsy tiako be ilay toe-tsaina.
19. tywa68 ( 27/02/2007 07:54)
bon appêtit dhlo zany ry mpanandrana a !:-D:-D
20. xxx ( 27/02/2007 09:18)
nde hiafina kely hanao xxx4 zany

efa nandramako dol na mainty toy ny sarbo na fotsy toy ny lamba miahy, fa misy fotsy tena maharesy ny gena raha resaka fanananana. Miankina @ fahaizana ihany io, misy be nahoana tsy haninontsy haninona, misy kely maharaka tsara. Tsy ny lokony no mitondra an'io 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1213