Ny sex hono no hitiavana lhl

21. kelly13 ( 27/02/2007 10:45)
xxx:

mbola i xxx 3 ihany
ka ny vazà angé hono toa matsatsotsatso sady rikiki ilay zavatra:-D:-D:-D



tonga d no zapper-ko ny sasany fa i xxx3 no valiko! diso b zany hoe rikiki zany ilay zava-bazaha hihihi
22. xxx ( 27/02/2007 14:52)
zaho koa tamy film efa nahita mpankafi sex alikalah
23. Fiffi ( 27/02/2007 16:32)
heu...mahagaga zany resaka ato zany an !
24. fasaly ( 27/02/2007 17:55)
:-D:-D:-D:-D
25. tisera ( 28/02/2007 08:42)
:-D:-D:-D lasa resak'olon-dehibe é!:{:{
26. xl ( 28/02/2007 09:31)
ka inona intsony aza no manavaka ny olombelona @ biby raha izany?
mi-ange, mi-demon anie isika e!
ka raha négligerna tanteraka le partie spirituelle tsy he ratsy ve ny fiaraha-monina?
27. Fiffi ( 28/02/2007 09:52)
heu.....
28. xxx ( 28/02/2007 14:15)
taraiky kely aho :

ny dikany ve izany dia raha tsy nandramana ilay bandy tsy fantara hoe tiana na tsia ?

ka raha virja manambady izany dia efa vita ny mariazy vao fantany hoe tiany na tsia ilay bandy !!!
29. salopard ( 28/02/2007 17:04)

moi j'ai une langue de velours, laves bien tes foufounes , j'arrive

alors qu'en dis tu ma xxx
30. Fiffi ( 28/02/2007 17:28)
:roll::roll::roll::roll:
31. Simpona ( 01/03/2007 11:08)
de mba aiza ho aiza zany ny tena hatao hoe FITIAVANA raha zany ?

any ambany foitra :lol::lol::lol:

Avy aty ze hanandrana e:@
32. tsimatimanota ( 02/03/2007 07:58)
SDR : Sex, Drogue, Rock
33. xxx ( 04/03/2007 21:39)
io ndray aloha ry zareo de ca depend efa nandramako daholo fa misy fotsy kou danz be aminio fa tsy manambany lhl gasy aho fa tsy de ao ry zareo aminio resaka io no tena marina fa nuy black notena beautiful no tena marina black gasy aloha no nerahako e fa glady kou zany ry zareo otran amile film erotik reny mintsy fa sarotra adino aloha e zay no marina fa io kou aloha na kely aza ka mahay tsara le bandy de tafita fona feeling no tena marina e fa tant ke tsy mbola manambady de miconseille anareo zah andramo daholo de ho hitanareo eo ok
34. fasaly ( 04/03/2007 22:24)
8O8O8Oizany an!
35. sakaizakely ( 05/03/2007 11:04)
xxx:

O ry vhv malagasy a! Manaiky ve ianareo fa ny *good sex* no mahatonga antsika vehivavy ho tia olona iray....
De ny sex tokoa ve no fototry ny fitiavana?


Ary ity za taratara be amin'i Robbie Williams ity nefa mbola tsy ni sekseksa taminy. Ahoana ary ? 8-) 8-) 8-)


36. papounette ( 05/03/2007 12:46)
Za ndray mieritreritra hoe anisan'ny hitiavana lhl ny good sexe.Fa le lhl na de tina be ôtran'innn aza @voalohany de tsy alehany ara-tsexe mety handeha hitady any ankafa ihany ny sipa.Hi!hi!hi!
Fa misy mety resaka sexe fotsn @voalohany fa tena "good" be de raikitra ao de miteraka fitiavana sarotra akipily.:^)
Zany hoe tokony miaraka sy mifameno ny fitiavana ara-po sy ny fitiavana ara-tsexe.
Fa za efa nahita olona ratsy tarehy be an,fa tena tsy hay mitsy fa de adala aminy daholo ny sipa e!De resaka mandeha hoe fa mahay mampirevy be hono lery,fa ze mandalo ao de gaigy daholo:-D:-D:-D
37. xxx ( 07/03/2007 19:55)
za koa dia efa nahita maro be nisy gasy zay kely fa tena ao tsara ;tsy ny ngeza ihany akory no tsara e!fa tana marina hoe ny black matsiro fa ny fotsy matsatso
38. karinah ( 13/03/2007 23:09)
tsy marina, zah mi-konfirma. mety mahay ftsn angamba ry zareo fa tsy misy matsatso sy matsiro zany koa,hihi!
39. tynah ( 14/03/2007 20:28)
Gasy rangah kah manja ah!!! fa 'ngah moa izy io azo andramana zany eh!!!:D
40. naej ( 16/03/2007 14:50)
ny fitiavana kosa rangah tsy miorina @ zavatra tokana ohatr'izany fa jerena daholo ny maha olona,
ara panahy, ara nofo,ara bika aman'endrika:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084