Ny sex hono no hitiavana lhl

41. lektsolo ( 17/03/2007 15:00)
Na be na kely ny ao,fisaorana no atao,avy ange tazano,diniho sy jereo.Izay azo no andrandraina,fisaorana no ataovy...Na lehibe na kely ny sex,refa tina de tina,ny akoatra zany fitiavana ara-nofo fotsiny,aza mamita-tena,aza ankinina @ lely ny fitiavana e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:^):^):^):^):^):^):^):^):^):^)
42. xxx ( 20/03/2007 15:21)
ny vehivavy hono mitady sentiment de "pleinitude" rehefa manao, ary ny africais anefa fantatsika fa malaza amin ny halava sy ny halehiben ilay zavatra ka tsy mahagaga raha tara daholo ny ankamaroan ireo vehivavy izay efa nanao tamin ny africais... sa ahoana ry zareo?
43. Vahinala ( 20/03/2007 16:07)
"élement" iray mitaiza ny fitiavana mba hateza ny sexe fa tsy io kosa aloha no fototra hiorenanay e. Ilaina izy satria raha io koa no tsy mety am couple iray d tsy mandeha amze laoniny ny fiarahana satria anisan'ny fomba anehoana ny fitiavana io, nefa tsy atao mibaiko ny fo izany satria filan'ny nofo ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071