Secret-ny fahatanorana? Sitrana tanteraka ny foko?

61. niryna ( 27/02/2007 13:27)
Hafatra ity.Misy olona mety tsy sahy hamboraka na te-hiresaka amin'ny hafa.Raha misy manana olana ka te-hiresaka amiko manokana dia aza misalasala fa vonona aho hanampy izay kely fantatro.Alefaso any amin'ny hafatra manokana ho an'i niryna.Ankino amin'Atra foana ny olanao fa izy no lehibe indrindra antsoina sy hitarainana.Averiko indray,raha tsy manandrana ianao dia tsy ahita vokan-tsoa mahomby anao.mazoto ary:*
(l)niryna
62. dadie ( 27/02/2007 19:26)
misaotra aki namitandry anay io lahatsoratra io a,tsika sy dry mo efa mpinamana koa angamba fatatrindry fa za no nanoratra tany amindry am fitadiavana namana izany satria marina ny andry ilaina ny namana ,eny tena namana fa tsy mody namana;namana tany dago no saika androatako taminio andro io d ninamana iany sika tsy nanenenako ny nahanamako andry satria itako etsy dy eroa fa manoratra ato fona dry ny sujet andry misy zavatra raisina fona ;tiko tenenina eo imason'ny namana rehetra zany oe mahafinaritra indry ka tohizo aki a ;le resaka mitomany tena marina tokoa satria rehefa misy zavatra mahazo ahy d ao am douche aho sady mandro no manasa loha no mitomany ,ny tohiny angamba d ana irery amizay misaotra namaky hatramin'ny farany
dadie

63. niryna ( 28/02/2007 16:47)
dadie:

Bjr Dadie.
Misaotra betsaka anao aho nanoratra ho an'ny namana ato.Mitomany ie.Namaky ny teninao aho dia latsaka ny ranomasoko.Faly aho nahatsapa ny tiako hanampiana ny namana ianao.Isika olombelona nofo sy ra manana ny fahalemem-panahy avy daholo.Ny fomva hamborahana azy no tsy hay na samy manana ny fanaony.Faly aho mitomany ranomasom-pifaliana,malahelo aho mitomany.Izaho na misy zavatra ataon'ny vadiko na zanako ahy ka tsy zakako dia mitomany aho ary hitan-dry zareo izany.Raha misy olana tsy voavahako aho ka ahy irery dia ao amin'ny douche koa aho no mitomany.Mandohalika miantsoy ny ray,mangataka famelana ho ahy sy mangataka aminy ny ahaizako hamela ilay olona.Mangataka famelana ilay olona koa aho dia miresaka aminy eo.
(l)niryna
64. linarako2 ( 02/03/2007 22:22)
tywa68:

fasaly : sois positive zany ê :-D:-D (ka i niryna efa ela no taitra d nahavita lavabe, fa isika no vô mifoha !) :-D:-D

Mila hianarana ny toetra tsara fa sarotra ny manala ny toetra ratsy

65. niryna ( 03/03/2007 07:01)
Ankoatra ny toro-hevitra manoratra dia mila mifampiresaka ,mifamboraka ny namana isika.Io ilay hoe fidio ny namana fa iray hitokiso.Ary ny tena fanafody sy fanatsarana ny fo dia ny miresaka an'Atra manokana ary dia teneno azy daholo izay olana misy aminao.Ho an'izay mino azy.Raha tsy mino moa ianao ka hanandrana ny fisiany dia mandehana fa miandry anao lalandava izy.Mila mitsiky sy mirana lava.Ny fifaliana sy ny fitsikiana hono mantsy dia anisany iray mahatsara ny fo.Mety izany angamba no mahatonga ny olona miteny hoe manala ny ketrona ny fitsikiana lava.Ny fanaovana dihy an-tongotra in-telo na efatra isan-kerinandro sns.Ny fisotroana rano mihoatra ny valo kaopy izay manadio ny vatana.Raha manana fanaoana jus ianareo dia manaova paoma,seleria,karoty fa tena manampy mihitsy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.091