Secret-ny fahatanorana? Sitrana tanteraka ny foko?

21. niryna ( 25/02/2007 07:35)
tywa68:

fasaly : sois positive zany ê :-D:-D (ka i niryna efa ela no taitra d nahavita lavabe, fa isika no vô mifoha !) :-D:-D

Marina tanteraka ny teninao,rehefa niainana sy hiainana ilay izy dia toa tsy nety tapitra ilay fitiavana ny namana satria tena betsaka ary tena betsaka ny olana misy kanefa raha misy vaha-olana kely nanampiana ny hafa dia ireny zaraiko ny namana rehetra ireny foana:*

22. sakaizakely ( 25/02/2007 07:35)
:@ :@ :@
23. niryna ( 25/02/2007 07:35)
sakaizakely:

8-) 8-) 8-)
aleo klou misotro kawà



:cry::cry:
24. niryna ( 25/02/2007 07:36)
baw:

sakaizakely>anatsipazo kely kawa koa za fa tena miraikitra b ny masoko ato tsy voavaky ny resaka :°)


Omeo ranovola hono izy ry sakaiza8)
25. niryna ( 25/02/2007 07:38)
boulki:

Tena tsy voavaky fa lava loatra mankarary maso :lol:



:cry: Ianao aza izany marary maso namaky azy kanefa izaho nitsipona nanatambatra ny teny ve tsy mba hitanao hafirina ilay nanaovana ilay soratra:P
26. niryna ( 25/02/2007 07:39)
fasaly:

tywa: merci namitina marina ! hihihih! zay positive foana e!:-P

Efa nofitiniko io koa aky fasaly a

27. niryna ( 25/02/2007 07:40)
josvoh:

Dia faly aho tokoa aho namaky ny soratrao Niryna! Ary dia voavakiko hatramin'ny farany! Fa dia misaotra betsaka tokoa nanome an'io toro-kevitra io!:-*

Tsy misy fisaorana ,izay maharitra hono vadin'andriana:P

28. niryna ( 25/02/2007 07:46)
cutie:

Za nahavaky hatramin'ny farany :lol::}


Ba mipaoka be aky cutie a(l)
29. niryna ( 25/02/2007 07:48)
Fiffi:

boulki:
Tena tsy voavaky fa lava loatra mankarary maso :lol:
f'ita hoa eh !





fiffi angaha tsy manana faharetana? Ahoana izany raha andeha hijery cinema? Mody ve rehefa misasaka ny film:roll:.8)
30. niryna ( 25/02/2007 07:49)
Samoana:

fotsy ny voloko vao nahavaky ny secret-ny hatanoranao ry nyrina:-D


Voninahitra ny volo fotsy :P
31. niryna ( 25/02/2007 07:51)
ratonga:

cutie:

Za nahavaky hatramin'ny farany :lol::}

tantarao ary ny rézumé fa lava lôtra ny dôrizin:wink:



Mahatsiaro ilay ankizy fahiny mifampijery ny devoir aho na miara marina na miara diso.:P

32. niryna ( 25/02/2007 07:52)
Papoose:

ratonga:

cutie:

Za nahavaky hatramin'ny farany :lol::}

tantarao ary ny rézumé fa lava lôtra ny dôrizin:wink:




vakio h@ farany de ho hitanao misoratra ho azy eo ihany ny rezime:lol:




Fita kou.
33. fasaly ( 25/02/2007 08:50)
nyrina: msotsa betsaka nanao famitinana sy nanome torohevitra fa manja! positive foan kan!:-P:-*;-)
34. tywa68 ( 25/02/2007 09:14)
samoana :-D:-D

niryna : tsy maintsy "en forme" vao afaka manampy ny hafa, marina mihitsy.:wink:

fasaly : firy kilao zao lay resaka ? :-D:-D:-D
35. sitlo ( 25/02/2007 09:39)
Ireto koa izany tsy chere mihitsy.

Misaotra an'i Niryna aloha tamin'ilay hevitra fa ilay hitaraina aman'olona kosa ohatra ny tsy poinsss. Aleo ilay manoratra angamba no hosafidiana.
Dia i joshvo koa hono faly amin'ilay hevitra nefa izy indrindra ilay nitaraina hoe diso nahatoky olona. :wink:
36. fasaly ( 25/02/2007 09:52)
tywa: mbola kôzatra ity dinika raika ity mbola 35kg amzao zà mamaly zao fa mbola mila mihinakanina:-P:-D:-D:-D:-D mazotoa manatavy resaka ary;-)
37. xxx ( 25/02/2007 13:31)
Manala chapeau aho fa tena variana an'i niryna mihitsy.Taiza daholo no nahaizanao ireo zavatra maro ireo:?:.Tena manana fahalalana maro karazany ianao:roll:.Ny tena hitiavako anao dia akoatran'ny fivavahana dia ny hoe mahaiza mitia ny tenanao voalohany-manaova soa foana-aza mitazona alahelo-zavatra tsara foana atao ao an-tsaina.Hitako misokatra ery ny foko ary na lava aza ilay resaka a tena naverimbereniko foana.Izao indray misy manontany ao amin'ny fahasalamana hoe angaha i niryna dokotera 8O fa izay nahazo ilay ramatoa rehetra hono tsy nisy nanasorana na nanalana:?:.Sambatra ianao niryna :-D,marina moa izany.Indrindra ilay hoe aza mitazona alahelo:cry:.Eny e tena misy hitsakotsakona daholo ireo.Misaotra betsaka anao manokana aho
38. fasaly ( 25/02/2007 13:53)
:roll::roll::-D:-D:-D
39. josvoh ( 25/02/2007 15:15)
[quote=sitlo]

Dia i josvoh koa hono faly amin'ilay hevitra nefa izy indrindra ilay nitaraina hoe diso nahatoky olona.

Tonga soa Sitlot!
Efa toetrako ilay matoky olona ange ry Stilo!
Fa ilay olona diso nahatokisako ity ange dia olon-tiako é!(l) Tsy nifamaly!Tsy niady!Tsy naninona akory dia iny izy no tsy hita intsony!Mazava any Sitlo ve!
Mbola mamerina fisaorana any Niryna izaho!:-*
40. sitlo ( 25/02/2007 16:40)
Vao maika mandiso ny theorie an'i Niryna izany. Ahoana moa no ahafantaranao hoe ity namako ity dia azo atokisana, fa ity dia tsy azo. Sady misy fiatraikany koa ange ny tsy fahatokisana fa tsy hoe tsy mahatoky anao aho dia vita eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3013