BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)

41. fijo ( 27/02/2007 22:39)
salut an,fomba fijery ny an'ikaretsaka fa tsy mitarika ny evanjely hanaraka izy?za dia atao fomba fijery integrista be io fomba fijery io,fa lasa henjana be loatra
42. cutie ( 28/02/2007 00:00)
in moa ny dikan'le evanjely:roll::roll::roll:
43. ikaretsaka ( 28/02/2007 02:54)
k any akamaroan'ny ato anie ry fijo integrista be e.. indrindra raha vao resa-pivavahana no asiana resaka
44. Rasiligaoma ( 28/02/2007 05:35)
finoana sy ny conscience daholo no fototr'io..
raha hitanao sy ny fanahinao hoe mety dia izay izany.. raha hoe tsy mety ny ahitanao azy dia izay koa izany
tsy misy tsiny mihitsy!
45. fijo ( 28/02/2007 06:25)
rasiligaoma.izay vao nisy hendry iray tafiditra koa ato.
ikaretsaka ,manahirana be fa hoatra ny miresaka amin'i ben laden ato kle
46. Rasiligaoma ( 28/02/2007 06:47)
ka atao ahoana ry zalahy fa io tsy mivelatra io ihany an..
fa ny mahatsara azy kosa aloha dia ny ambany hainy tsara ny mamelatra azy!
47. fijo ( 28/02/2007 23:05)
ahhhhhhn raha izay kosa ralisy hoavy aho hiankohoka an.
48. cutie ( 28/02/2007 23:48)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-03-2007 00:05:16
Lohateny : Re : BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)
ahhhhhhn raha izay kosa ralisy hoavy aho hiankohoka an.

i fijo tsy maintsy mampime foana :-D:-D:-D
49. ikaretsaka ( 01/03/2007 01:39)
Rasiligaoma:

ka atao ahoana ry zalahy fa io tsy mivelatra io ihany an..
fa ny mahatsara azy kosa aloha dia ny ambany hainy tsara ny mamelatra azy!

ialahy ity letsy:-D =))


50. fijo ( 01/03/2007 05:23)
cutie an,ka sendra ny mifanojo ny zavatra tiako sy hinoako kosa ve ko.
51. naritsimba ( 01/03/2007 05:48)
aoka mba tsy ho tery saina ka hihevitra fa hoe: rehefa boîte de nuit dia ratsy ny heviny, maro ange ny teny fampiasa @ heviny andavanandro voalaza ao @ Baiboly fa ekentsika izay milaza ho kristiana e,
Ny resaka makorelina na mpivaro-tena dia voalaza ao @ Baiboly, fa mbola mpivaro-tena mihoatra izany ange ireo mpianatra eny @ université e! Sady milaza hoe mianatra, no manao tokantrano imaso satria miray trano nefa tsy vita n'inon'inona akory na dia ny vodiondry aza, avy eo ilay vatsy kely omen'ny ray aman-dreny an'ilay vehivavy mbola zaraina @ ilay bandy ihany koa, ny zaza etsy andaniny teraka ihany, ny vola azon'le bandy nefa toa lany @ revy ihany koa, ny fianarana tsy vita, tsy ny vehivavy manaiky atao an'izany ve no tena mivaro-tena, mivaro-pananana, nefa dia firy moa ny zanaka kristiana na notezaina t@ fomba kristiana ka mitondra izany anarana izany no tsy sahy lazaina sy resahina hoe: MAKORELINA, fa mbola miafina @ hoe mpianatra?
52. cutie ( 02/03/2007 01:26)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-03-2007 06:23:53
Lohateny : Re : BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)
cutie an,ka sendra ny mifanojo ny zavatra tiako sy hinoako kosa ve ko.

efa arako ka :-D:-D:-D
53. Rasiligaoma ( 02/03/2007 14:47)
izay! fa tsy anjarantsika no mitsara azy na izany aza!
54. fijo ( 02/03/2007 23:41)
io zavatra lazain'i naritsimba io,dia efa nisy mpitory niteny toa io henoko koa.
raha ny atao hoe "janga"na vehivavy janga" dia ny vehivavy izay manao firaisana alohan'ny fanambadiana.io dia araky ny voalzan'ny soratra"masina hono.
raha io no jerenadia marinany an'i naritsimba.
saingy mifanaraka amin'izao vanimpotoana izao ve io????eo no sarotra ny hitsarana azy
55. ikaretsaka ( 03/03/2007 02:26)
fijo:

io zavatra lazain'i naritsimba io,dia efa nisy mpitory niteny toa io henoko koa.
raha ny atao hoe "janga"na vehivavy janga" dia ny vehivavy izay manao firaisana alohan'ny fanambadiana.io dia araky ny voalzan'ny soratra"masina hono.
raha io no jerenadia marinany an'i naritsimba.
saingy mifanaraka amin'izao vanimpotoana izao ve io????eo no sarotra ny hitsarana azy


ieny tokoa hoa.. firy % ny vehivavy @ zao fotoana izao tokoa no hoe tsy mbola nanao firaisana alohan'iny izy misarom-boaly iny?
ny sasany aza efa bikina 2 volana na mihoatra ko
dia vavy janga aby zany ve izy ireny sanatria?

56. fijo ( 03/03/2007 05:21)
raha ny voalzan'ny soratra no dinihana dia vehivavy janga ireny.saingy izay wa,mifanaraka amin'izao vanimpotoana izao ve io fisainanan sy famaritana io?
57. ikaretsaka ( 03/03/2007 15:03)
dia tsy haiko letsy ry fijo marina
fa io ilay tsy hivakiako loha loatra @ zany @ ilay izaho liberal be angamba
58. Rasiligaoma ( 07/03/2007 14:10)
tsy ianao no hitsara azy.. rehefa izay no maha salama azy e
59. naritsimba ( 08/03/2007 06:28)
Raha ny zavatra voalaza rehetra eto no dinihina dia misy ireo izay mametraka avy hatrany fa raha vao tsy mifanaraka @ voalaza ao anatin'ny Baiboly dia diso avy hatrany.
jereo anefa fa na ny Baiboly aza dia misy ny testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, Jesoa Kristy raha nampianatra sy nanao fanoharana dia nahatsapa matoa sahy namaly ireo nanontany Azy, ary nifanaraka t@ vaninandro nisy ny valinteny nomeny mikasika an'Andriamanitra sy Kaisara.
Aoka isika hanana fomba fijery mivelatra fa tsy fijery mikombona ka manjary manakana ny olona tsy hino ny fisian'ny Jesoa Kristy.
AZA MANAO BOKA MIHALO-POZA KA MANOSIKA AZY HIVERINA na MASIKA AMBOA AN-KADIVORY KA HANDANY ZARA NY AO AN-TANANA.
60. ikaretsaka ( 08/03/2007 15:56)
naritsimba=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.3038