BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)

21. ikaretsaka ( 25/02/2007 00:10)

Fa ho anao mba nodinihina ve io zavatra naposakao io sa tsia? Ho an'i Kristy ny mijery sy ny mitsiriritra tovovavy dia efa fahotana, ka mbola mifanaraka amin'ny Evanjely ve ny resaka streap tease, sy ny sexy nao? Aiza ao anaty Baiboly no misy ireo? Teny tsy mendrika ny hiaraka velively amin'ny "evangelique" ireo lazainao ireo


ny ahy tena tsy raisiko @ zany le izy fa rehefa mahita vehivavy sexy za na misy strip tease na karazan'izany dia ataoko hoe misaotra anao aho ry Tompo fa nomenao maso mbola tsara sy saina mahay manavaka mba hijery sy hi contemple ireto hakanton'ny zava _boarinao
:wink:
Aza raisina @ ilay andriamanitra mpanasazy sy masiaka foana hoa ilay andriamanitra..
fa raiso amin'ilay andriamanitra fitiavana sy mitahy lalandava...
22. cutie ( 25/02/2007 00:35)
ny ahy tena tsy raisiko @ zany le izy fa rehefa mahita vehivavy sexy za na misy strip tease na karazan'izany dia ataoko hoe misaotra anao aho ry Tompo fa nomenao maso mbola tsara sy saina mahay manavaka mba hijery sy hi contemple ireto hakanton'ny zava _boarinao

Aza raisina @ ilay andriamanitra mpanasazy sy masiaka foana hoa ilay andriamanitra..
fa raiso amin'ilay andriamanitra fitiavana sy mitahy lalandava...

mitovy an'le namako zay i ikaretsaka :lol:
23. Salut ( 25/02/2007 09:12)
Ikaretsaka: Inona no hidiran'ny Andriamanitra mpanasazy sy masika be amin'izany e? Fa raha ianao no efa zatra mijery vehivavy sexy sy strip tease, sy tia an'izany dia aza terena hanaraka izany ny Evanjely. Ary ianao milaza fa midera sy misaotra an'Andriamanitra isaky ny mahita ireny, izany ve tsy mifaly amin'ny haratsina ataon'ny sasany?
24. ikaretsaka ( 25/02/2007 13:13)
dia araka ny finoanao sy ny consciencenao io ry zanako
fa tsy io akory no ifanolanana...
tsy ny evanjely no arbitre fa finoanao
25. cutie ( 25/02/2007 21:20)
=D=D=D=D=D ikaretsaka
26. cutie ( 25/02/2007 21:21)
Ary ianao milaza fa midera sy misaotra an'Andriamanitra isaky ny mahita ireny, izany ve tsy mifaly amin'ny haratsina ataon'ny sasany

aza ahilika any @ hafa ny haratsian refa enao no tsy mahafehy tena:lol:
27. ikaretsaka ( 26/02/2007 13:36)
amiko dia zava boarin'andriamanitra aby ireny ary nohariany mba hitsahoana sy hisaorana azy...
28. Fody ( 26/02/2007 14:36)
Ikaretsaka: Samy hafa ny olona (la personne) sy ny asany (acte). Amin'ny mahazavaboaary azy dia tsara izy, manana ny hatsarana ao aminy ka mendrika ny ho hajaina sy tiavina na ahoana na ahoana. Fa noho ny safidiny kosa dia mety ho tsara na ratsy ny asany (acte). Ho anao ary, inona no kendren'ireo olona manao fitafy sexy na koa mandihindihy miboridana eo anoloanao? Moa tsy ny hifantohanao aminy ve ka hahazoany izay ilainy any aminao (hafinaretana, vola...) izay heveriny ho mahasambatra? Inona anefa ny fahasambarana ho an'i Kristy?
Iaino ny Evanjely ry namana raha Kristiana ny tena fa aza atao titre fotsiny. Inona no mampiavaka anao amin'ny tsy mino raha mitovy ny fiainanareo? Ny anao aza no TENA ratsy kokoa satria feno FIHATSARAM-BELATSIA
29. cutie ( 26/02/2007 14:47)
Inona no mampiavaka anao amin'ny tsy mino raha mitovy ny fiainanareo? Ny anao aza no TENA ratsy kokoa satria feno FIHATSARAM-BELATSIA

:-D:-D:-D:-D:-D
ary ny anao milaza ho mino mba ahona , feno fitsaratsarana ve :-D:-D:-D:-D:-D
30. Fody ( 26/02/2007 17:06)
Tsy mitsara aho ry namana fa milaza ny marina. Ny finoana natao iainana fa tsy natao lazaina fotsiny. Ny finoanao milaza fa ratsy ny mijangajanga nefa ianao mankafy anaty izany sy mankasitraka izany mihitsy. Ary miaro mafy fa mety ny sexy evanjelika sy ny streap tease evanjelika. Ny conscience sy ny finoana no mitondra an'io. Angamba ny anao ny conscience efa novonoina raha ny fahitako azy. Tsy fihatsaram-belatsia ve izany e?
31. cutie ( 26/02/2007 17:12)
Tsy fihatsaram-belatsia ve izany e?

iza no afaka hitsara we fihatsaram-belatsihy izany :lol::lol::lol:

koa raha tsy manao ohtran'le mopera gay taty we , faran'ze tsy tia gay, sy we maankany @ helo ny gay sy ny tariny , nefa izy gay , ary mandeha an-kiafina mankany @ gay prostitute, de avy eo ve we de ny we ny gay no fositra :oops::oops::oops: nefa enao no tsy mahafehy tena:lol::lol::lol:

ohtran'zany ihany io lazain'i fody io , avily le haratsiana refa tsy mety @ sainao , ka we finoana njay hono:-D:-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 26/02/2007 17:37)
Fody:

Tsy mitsara aho ry namana fa milaza ny marina. Ny finoana natao iainana fa tsy natao lazaina fotsiny. Ny finoanao milaza fa ratsy ny mijangajanga nefa ianao mankafy anaty izany sy mankasitraka izany mihitsy. Ary miaro mafy fa mety ny sexy evanjelika sy ny streap tease evanjelika. Ny conscience sy ny finoana no mitondra an'io. Angamba ny anao ny conscience efa novonoina raha ny fahitako azy. Tsy fihatsaram-belatsia ve izany e?


angaha raha mijery an'ireny ianao dia voatery hijangajanga? ao aminao io ary ianao sy andriamanitra. fahaizanao mifehy tena sy ny interpretation anao io. Amiko
matoa ireny nohariana sy misy dia misy antony. amiko dia andriamanitra no nahary ny zava-boahary fa tsy mbola misy demony nahary zava boahary,
ary ny antony naharian'andriamanitra zava boahary dia mba hitsahoana azy!
33. Zina ( 26/02/2007 18:15)
Ny finoana natao iainana fa tsy natao lazaina fotsiny. Ny finoanao milaza fa ratsy ny mijangajanga nefa ianao mankafy anaty izany sy mankasitraka izany mihitsy


marina mihitsy izany ry Fody.

angaha raha mijery an'ireny ianao dia voatery hijangajanga?

hummm aza dia matoky tena be ianao Devoly tsy kely lalana...
misy ny sasany mijery ohatra example ity an...mijery film misy violence dia oy izy oe tsssssssss fa angaha ny fijerena an'io film io no maha-violent ahy...:wink:
34. ikaretsaka ( 26/02/2007 18:22)
dia tena arakaraky ny finoanao tokoa io

hummm aza dia matoky tena be ianao Devoly tsy kely lalana...
misy ny sasany mijery ohatra example ity an...mijery film misy violence dia oy izy oe tsssssssss fa angaha ny fijerena an'io film io no maha-violent ahy...


za zao mba mpijery bruce lee sy vandam ihany t@ mbola kely fa na ny manidina 1 metatra miala ny tany miaraka @ daka aza tsy mbola nety haiko 15 taona taty aoriana...:lol:
fa za koa rehefa mijery an'ireny dia mahavita miteny hoe misaotra tompo fa afaka hamoamo aho nijery ilay film teo! tsara ilay izy /ratsy ilay izy
35. majesty ( 27/02/2007 05:44)
théorème d'Ikaretsaka :D:D
36. xxx ( 27/02/2007 16:37)
Ikaretsaka: ita mihitsy hoe mpamely makorela ty de te hanamari-tena. :-D
Ok baina a
37. ikaretsaka ( 27/02/2007 16:44)
hahaha aza mitsara hoa mba tsy hotsaraina...:lol:
ok baina an

raha mandoa vola nareo mba ahitana ilay fahafinaretana dia izay no tsy mety.. fa raha mandeha fotsiny @ zao kosa..
ohatra hoe miditra ao (rakitra no tatazana) dia mahita an zany...
dia misy miteny ohatra hoe .. jerevo ny zava boarin'andriamanitra e... isaory ny tompo eee.. de ahoana?
38. cutie ( 27/02/2007 16:45)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-02-2007 17:37:44
Lohateny : Re : BOITE DE NUIT EVANGELIQUE (TOHINY)
Ikaretsaka: ita mihitsy hoe mpamely makorela ty de te hanamari-tena.
Ok baina a

:-D:-D:-D:-D:-D
39. ikaretsaka ( 27/02/2007 16:48)
niaraka tamiko tany io ry cutie an! :-D
40. cutie ( 27/02/2007 17:17)
mitovy an;le lazaiko ery ambony io :-D:-D:-D

koa raha tsy manao ohtran'le mopera gay taty we , faran'ze tsy tia gay, sy we maankany @ helo ny gay sy ny tariny , nefa izy gay , ary mandeha an-kiafina mankany @ gay prostitute, de avy eo ve we de ny we ny gay no fositra nefa enao no tsy mahafehy tena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2588