raha misy andriamanitra

21. dailynews ( 17/02/2007 00:06)
fijo:

raha misy tokoa sanatria io andriamanitra io,iza no zanany.jesosy sa mahomet

fa maninona no sanatriavina?
misy izy. Saingy raha sanatria ka tsy mino izao ety antany izao ianao fa miandry ny aorian ny fahafatesana dia tara loatra vao hahalala fa fantaro izy dieny izao.
afaka milaza ianao hoe, Atra namorona izao rehetra izao, te hahalala anao aho anefa tsy fantatro raha misy marina ianao, dia avereno foana io vavaka io fa mino aho fa hanokatra ny fonao izy hahalalano azy.

ny zanany dia Jesoa Kristy, dia io Atra io ilay namoronona izao rehetra izao.

22. xxx ( 17/02/2007 01:05)
Izay vao takatro ny fandrarany an'i niryna tsy andefa size intsony,hay lery hanadala ny saimbahoaka hoe raha misy A/tra, jesosy,raha sanatria ,saika nino ihany aho fa:D:D:D tratra @ izay ny kleany.Aza manaiky andevozin'ny ota intsony,izao indray andevozin'ny satana.Enjehina ny namana, nitombo ny tsy fitiavana ny hafa, ankoatra an'i niryna niampy an'i bz izay mpandefa size maro sy information, prime,mpanampy sy mpanome size.Jereo ange raha tsy ireo rehetra manome hery ny rehetra ato amin'ny fivavahana no sakanany tsy hiteny ny marina e:^):^):-/Mangidy ny toa anao sy ireo namanao.:oops::oops:
23. cutie ( 17/02/2007 02:01)
:roll::roll::roll::roll::roll:
tena lasa nivaoan be zany size zany :lol:
24. xxx ( 17/02/2007 06:58)
fijo a! ianao ve mino fa misy miracle ny fanaovana ny magie , ireny milaza mpahita ireny , omeko ohatra ianao fa misy izany Raneny izany hono any Dago tena mahita be mihitsy
Ho an'i cutie raha olona tsy mino an'Andriamanitra tahaka andry fijo dia tsy ny baiboly velively no hanoroana azy fa ataony ahoana moa no fino izay voalaza ao anaty baiboly nefa izy ary tsy mino ilay nampanoratra azy , ianao aza milaza fa mino an'Andriamanitra nefa tsy mino izay rehetra voalaza ao , ianao anie izany ilay atao hoe vangavanga e! sady tsy manana fotompinoana hijoroana , tsy aleonao tsy mino ohatran'i fijo o! ho reraka fotsiny ianao manaraka io Andriamanitra io
25. xxx ( 17/02/2007 06:59)
Cutie, fijo, mignone, atandroy... >

Maro ny andriamanitra ataon\'ny olona ho azy. Ao ny misafidy ny vola, ao ny fahefana, ao ny sex, boudah, zanahary, allah, fianarana, science, razana sns... Ny andriamanitra mantsy dia izay omena lanja ambony indrindra eo @ fiainan\'olona iray sy tompoiny @ heriny rehetra.

Fa ny Andriamanitra lazaiko eto dia ilay Andriamanitra tsy fantatry ny olona rehetra, izay lehibe noho ny andriamanitra rehetra, namorona izao tontolo izao ary nanambara ny momba Azy rehetra ao @ Soratra Masina na Baiboly.


\"Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin\'ny andriamanitra rehetra Izy.\" Salamo 95:3


Kanefa tsy ny olona rehetra no mahalala Azy sy ny momba Azy, satria Andriamanitra dia nanome safidy malalaka ny olona rehetra hifidy izay ho andriamaniny sy ho tompoiny.


\"Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an\'i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin\'ny razanareo tany an-dafin\'ny Ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin\'ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an\'i Jehovah izahay.\" Josoa 24:15


Io dia toetran\'Andriamanitra io. Tsy manery ahy tsy manery anao hino sy hanompo Azy fa manana ny safidy malalaka daholo isika. [io ilay hoe free-will @ teny anglisy]

Kanefa kosa izy miteny hoe iza kosa ireo mahafantatra Azy.

\"Fa izao no lazain\'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin\'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin\'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin\'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon\'ny torotoro fo;\" Isaia 57:15

Matoa mbola tsy hitan\'ny olona maro Izy, [ary izaho anisan\'ireo tsy nahafantatra Azy taloha] ary mahatonga ny sasany hiteny hoe tsy misy Izy dia noho ny fiavonavonana, sy tsy fahalalana izany hoe fanetre-tena izany.


\"Raha tonga ny fiavonavonana, dia tonga koa ny fahafaham-baraka; Fa ao amin\'ny manetry tena no misy fahendrena. \" Ohabolana 11:2


Cuite> Tsy fitiponana teny ireo fa amiko mirakitra ny tenin\'ilay Andriamanitra Mahery ny Baiboly iray manontolo fa izay mifanaraka @ size eto no teneniko.

Misaotra.

kiranil.
26. niryna ( 17/02/2007 07:06)
[quote=xxx]
Izay vao takatro ny fandrarany an'i niryna tsy andefa size intsony,hay lery hanadala ny saimbahoaka hoe raha misy A/tra, jesosy,raha sanatria ,saika nino ihany aho fa:D:D:D tratra @ izay ny kleany.Aza manaiky andevozin'ny ota intsony,izao indray andevozin'ny satana.

:roll::roll::roll:
Enjehina ny namana, nitombo ny tsy fitiavana ny hafa, ankoatra an'i niryna niampy an'i bz izay mpandefa size maro sy information, prime,mpanampy sy mpanome size.

Ahoana no nahatonga an'i xxx nanonona ireo olona maro hafa noho izaho ireo.Izay vao azoko ny aiko fa nanaraka hatramin'ny voalohany ny fihetsiny koa ianao.
Jereo ange raha tsy ireo rehetra manome hery ny rehetra ato amin'ny fivavahana no sakanany tsy hiteny ny marina e:^):^):-/Mangidy ny toa anao sy ireo namanao.:oops::oops:

8O 8O 8O
Izaho aloha dia mamerina ny famelana ireo izay tsy tia ahy sy ireo namana hafa e.Ny atao hoe kristiana dia mamela ny hafa ary mitia (l)azy ireo hatrany.

27. Fiffi ( 17/02/2007 16:34)
lasa mampalahelo be le dinika...............lasa HS
28. cutie ( 17/02/2007 20:06)
Ho an'i cutie raha olona tsy mino an'Andriamanitra tahaka andry fijo dia tsy ny baiboly velively no hanoroana azy fa ataony ahoana moa no fino izay voalaza ao anaty baiboly nefa izy ary tsy mino ilay nampanoratra azy , ianao aza milaza fa mino an'Andriamanitra nefa tsy mino izay rehetra voalaza ao , ianao anie izany ilay atao hoe vangavanga e! sady tsy manana fotompinoana hijoroana , tsy aleonao tsy mino ohatran'i fijo o! ho reraka fotsiny ianao manaraka io Andriamanitra io

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. cutie ( 17/02/2007 20:07)
hain'i xxx mitsy le mitsara ahy
tohizo fa tsara e :-D:-D:-D
30. cutie ( 17/02/2007 20:08)
Izaho aloha dia mamerina ny famelana ireo izay tsy tia ahy sy ireo namana hafa e.Ny atao hoe kristiana dia mamela ny hafa ary mitia azy ireo hatrany.

:lol::lol::lol::lol::lol:
31. cutie ( 17/02/2007 20:09)
Cuite> Tsy fitiponana teny ireo fa amiko mirakitra ny tenin'ilay Andriamanitra Mahery ny Baiboly iray manontolo fa izay mifanaraka @ size eto no teneniko.

Misaotra.

kiranil.

tsy iadiana hevitra iny fa fanamarihana :-D:-D:-D:-D
32. cutie ( 17/02/2007 20:24)
Ho an'i cutie raha olona tsy mino an'Andriamanitra tahaka andry fijo dia tsy ny baiboly velively no hanoroana azy fa ataony ahoana moa no fino izay voalaza ao anaty baiboly nefa izy ary tsy mino ilay nampanoratra azy , ianao aza milaza fa mino an'Andriamanitra nefa tsy mino izay rehetra voalaza ao , ianao anie izany ilay atao hoe vangavanga e! sady tsy manana fotompinoana hijoroana , tsy aleonao tsy mino ohatran'i fijo o! ho reraka fotsiny ianao manaraka io Andriamanitra io

ho an'i xxx
http://youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
33. xxx ( 17/02/2007 20:42)
Cutie> na ianao aza zany tsy mahafantatra hoe mankaiza ianao aorianan'ny fahafatesana? sa dia mionona fotsiny rehefa maty dia maty sy ny hoe 'God only knows'...8O

Za fantatro hoe mankaiza, satria efa nampafantarina ahy izany ary milaza izany @ hafa no ataoko eto:

"Izay manana ny Zanaka [Jeosy Kristy] no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana.
Izany no nosoratako aminareo, izay mino ny anaran'ny Zanak'Andriamanitra, mba ho fantatrareo fa manana fiainana mandrakizay hianareo." I jaona 5:12-13

34. cutie ( 17/02/2007 20:45)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-02-2007 21:42:05
Lohateny : Re : raha misy andriamanitra
Cutie> na ianao aza zany tsy mahafantatra hoe mankaiza ianao aorianan'ny fahafatesana? sa dia mionona fotsiny rehefa maty dia maty sy ny hoe 'God only knows'...

:-D:-D:-D:-D:-D
in a :roll::roll::roll:
35. cutie ( 17/02/2007 20:46)
misy resaka fahafatesana nga eo :roll::roll::roll:
36. xxx ( 17/02/2007 21:08)
misy resaka fahafatesana nga eo


:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 17/02/2007 21:09)
nanara-desona :-D
38. Fiffi ( 18/02/2007 21:20)
(tsy maharaka intsony......)
39. naughtyboy ( 19/02/2007 16:49)
eritrereto kely nge oe ny firindrany zao tontolo zao ny maraina mifandimby @ alina ohatra tsy takatry saina tsy asa-tanana avy @ olombel reny ,tsy azo faritana @ finoana ny fisian\'Andriamanitra fa fanomezana sy safidy io an\'ny ts1.1,ny karazampahalalana rehetra hatr@ zay de tsy misy mahavaly io,ny safidiko JESOSY de zanak\'A.tra no sady Andriamanitra ary sika rehetra de samy zanany fa tsy nasiany oe zay mino ihany no zanany dikany:
Fijo ko zany zanany tahaka ahy na de tsy mino aza fa tsy asiny ankanavaka
40. prime ( 20/02/2007 06:29)
fijo> Jesosy Kristy no Zanany r'ise a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087