Iza no namorona an'Andriamanitra?

81. Fiffi ( 18/02/2007 22:33)
82. prime ( 23/02/2007 09:05)
:-D:-D
83. andryfiti ( 26/02/2007 16:48)
Ny voalohany = misy Andriamanitra
Faharoa = Iza no namorona azy? Sarotra ny mamaly an'io raha misy manotany anao hoe tsy misy Andriamanitra satria tsy nisy namorona de valio an'izao IZA no taloha ny akoho sa ny atody ; ny atody ve no namorona ny akoho sa ny akoho no namorona ny atody?
Sahala izany ko isika akoho=Atra
olona=Atody
Tandremo fa fisarihan'ny Athee fahiny( URSS sosialista)ny ol tsy hino n'Atra io fanontaniana apetraky soanja io
84. fijo ( 27/02/2007 23:16)
fiffi an,tsy arakindry satri abe tsianjery maimbo ato
85. niryna ( 12/03/2007 03:06)
;-);-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073