Iza no namorona an'Andriamanitra?
61. xxx
(
16/02/2007 15:52)
Hoy ny mpandray anjara mavitrika iray ato @ forum serasera:
Ny azoko ambara angamba dia betsaka dia betsaka ny mitovy hevitra aminy.
Anisan'izany ito olona ito:

Dr. Azzacove, scientist na manampahaizana izay tsy mino akory izany helo na afobe izany, ary indrindra indrindra moa manda ny zavatra ambaran'ny Baiboly izay manambara an'Andriamanitra sy mirakitra ny teniny.
Izao no nolazainy:
"As a communist I don’t believe in heaven or the Bible but as a scientist I now believe in hell," said Dr. Azzacove. "Needless to say we were shocked to make such a discovery. But we know what we saw and we know what we heard. And we are absolutely convinced that we drilled through the gates of hell!"
Jereo eto ny fanazavany raha sendra mahaliana anareo:
>>> http://www.av1611.org/hell.html
Misaotra.
Zah alo tsy mino "ny afobe" velively.

62. xxx
(
16/02/2007 15:56)
Dr. Azzacove continued, ". . .the drill suddenly began to rotate wildly, indicating that we had reached a large empty pocket or cavern. Temperature sensors showed a dramatic increase in heat to 2,000 degrees Fahrenheit."
"We lowered a microphone, designed to detect the sounds of plate movements down the shaft. But instead of plate movements we heard a human voice screaming in pain! At first we thought the sound was coming from our own equipment."
"But when we made adjustments our worst suspicions were confirmed. The screams weren’t those of a single human, they were the screams of millions of humans!"

64. Fiffi
(
16/02/2007 20:19)
Qui est Dieu ?
Dieu est un grand mystère,
le plus grand mystère qui soit.
Quand nous sommes devant lui,
nous sommes devant un mystère qui nous dépasse...
Certains, comme découragés par cet infini de Dieu,
seraient tentés de le nier,
cependant la raison et la Foi les ramènent à ce Dieu vivant,
à ce Dieu qui existe.
Dieu a voulu lui-même nous dire ce qu'il est :
par sa Révélation,
par la manifestation de lui-même,
par son incarnation.
Que nous dit la Révélation ?
Que Dieu est unique et créateur de tout, qu'il a la Vie en lui.
Dieu est vivant, cette Vie s'appelle l'Amour.
Cet Amour se situe au centre de lui-même,
Cet Amour est toujours actif, il est mouvement.
Dieu est Amour,
feu consumant.
Dieu est charité,
Dieu est brasier qui répand à tout instant sa lumière.
Dieu se répand parce qu'il est Amour, parce qu'il est bon.
Quel mystère que Dieu !
Quel mystère éblouissant !
Aimons a regarder ce mystère,
longuement,
silencieusement,
profondément,
pour comprendre ce qu'est Dieu,
la véritable nature de cet Amour vivant
qui nous a créés.
Miala tsiny ry zareo fa @ teny frantsay le izy fa mba tiako zaraina @ nareo ....

65. Fiffi
(
16/02/2007 20:26)
http://www.answersingenesis.org/francais/docs/article5.asp «Qui a créé Dieu ?» est donc illogique, tout comme celle-ci : «Qui est l’épouse du célibataire?»
66. fijo
(
16/02/2007 21:43)
misy milaza ato fa andriamanitra no miteny"eksodosy..."dia niteny tamin'iza izy?
ary niteny tamin'ny teny inona????? ary taiza ?????

68. xxx
(
17/02/2007 00:44)
xxx:
http://www.chick.com/reading/tracts/0736/0736_01.asp
Vaovao tsara io ry xxx tsara fanahy a.Jereo ity fa tsy mahafatiantoka anareo.Saika tsy novakiako fa leon'ireo devoly mpandrava-laka aho.
69. cutie
(
17/02/2007 01:06)
Mpandefa : prime [ Valio ] 16-02-2007 12:53:53
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
...
cutie>
in njay no mampime ry mr be finoana a :lol:
70. xxx
(
17/02/2007 06:08)
cutie> so you just wanna make fun of those of us who have faith.. how about yourself? :roll:
72. cutie
(
17/02/2007 20:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-02-2007 07:08:32
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
cutie> so you just wanna make fun of those of us who have faith.. how about yourself?
zany ve ny fahitan'i xxx azy
mampa :-D:-D:-D:-D
73. cutie
(
17/02/2007 20:27)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-02-2007 07:08:32
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
cutie> so you just wanna make fun of those of us who have faith.. how about yourself?
http://youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
74. xxx
(
17/02/2007 20:31)
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-02-2007 07:08:32
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
cutie> so you just wanna make fun of those of us who have faith.. how about yourself?
Jereo eto
Listen to this : http://nextcrusade.com/hansen.ram
75. cutie
(
17/02/2007 20:36)
mampihitsoka ordi io
sady ataoko in koa i prophet jonathan e :-D:-D:-D

76. xxx
(
17/02/2007 21:05)
cutie> io ange ohatra ny misy milaza aminao fa marary irery ao an-trano ny reninao (sanatriavina).
Fa saingy i razakta no milaza aminao ny vaovao dia hoy fotsiny ianao hoe : "sady ataoko inona koa ze razakta e.." kanefa ny vokatr'izay dia fantatrao ihany..
Sao de ho tara loatra raha rehefa mahazo an'ito teny ito vao tonga saina, satria nionona t@ hoe "Andriamanitra irery no mahalala-- only god knows":
ito ilay teny mety ho azon'ny olona na tsia:
"Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; mialà amiko, hianareo rehetra mpanao meloka.
Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitrohan-nify, raha mahita an'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra hianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany." lioka 13
Jereo eto indray ary ato e: http://yourgoingtohell.com/
fa raha ihaino dia ito: http://nextcrusade.com/hansen.ram

77. cutie
(
17/02/2007 21:08)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-02-2007 22:05:50
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
cutie> io ange ohatra ny misy milaza aminao fa marary irery ao an-trano ny reninao (sanatriavina).
Fa saingy i razakta no milaza aminao ny vaovao dia hoy fotsiny ianao hoe : "sady ataoko inona koa ze razakta e.." kanefa ny vokatr'izay dia fantatrao ihany..
ndraso aza refa manam-potoana za henoiko e :lol::lol::lol:
78. cutie
(
17/02/2007 21:17)
Sao de ho tara loatra raha rehefa mahazo an'ito teny ito vao tonga saina, satria nionona t@ hoe "Andriamanitra irery no mahalala-- only god knows":
io ndray i xxx fa mitsara ety ivelany :-D
Mba esory @ zay le solomaso e :-D:-D:-D:-D