Iza no namorona an'Andriamanitra?
21. xxx
(
13/02/2007 23:08)
soanja:angah ze ahafa-po ny sasany no tedavina ry soanja fa tsy ze mahafapo an'andriamanitra? 8O
Nefa tsy mahafapo ny sasany (mpandinika) io ka sao mba misy afaka mahavaly azy isika.
22. naughtyboy
(
13/02/2007 23:19)
valiny hafa ko ny an'i Fijo ka de hajaina nefa tsy voatery ho ekena zay no mahatsara ty tranokala ty ahafahana mifanakalo hevitra,ny zvdrehetra de mety tsy ho voaporofony siansa satria zay no mahaolona antsika satria sombimpahalalana nomen'ilay nahary antsika ireny na ho ekena na tsia
23. fijo
(
13/02/2007 23:41)
ka "ilay nahary" indrindra no resaka eto izao.misy ve izy???? amiko tsia.
24. mbelotavao
(
14/02/2007 03:43)
Soanja>> Tsara be ny fanontaniana fa saigy ny valiny no mahasanganehana !!
Fa voasoratra hoe:
Fa voasoratra hoe:
25. soanja
(
14/02/2007 03:53)
Fiffi:
hapetraka ny fanontaniana izay tsy ahitana valiny afatsy ny finoan'ny tsirairay hiany .......izay ao am-pony ....
Ny an'i Fiffi zany no mahabango ny hevintsika rehetra. Misaotra indrindra.
Mbelatavao> Dia miandry ny tohiny avy any aminao zany. Misaotra mialoha.
26. xxx
(
14/02/2007 06:23)
fijo:
andriamanitra dia tsy misy,fa ny saina"heritreritra "no mamorona azy.izany hoe ny marimarina kokoa dia vokatry ny tsy fahalalana sy ny tahotra ny fisianay.
taloha fony tsy mbola nandroso ny siansy,dia tsy hay ny nanazava ny ankamaroan'ny zavatra hita sy hiainana.dia mba hialana amin'ny izay,dia lazaina fa misy andriamanitra,na andriananahary namoron aizany rehetra izany.
izao anefa dia efa manomboka voaporofo aratsiansy ny fanazavana ny zavatra misy sy mitranga,dia efa mihena ihany koa ilay finoana fa misy andriamanitra manao ny rehetra.
ny tahotra.
io koa dia mamorona ny fisiany,.rehefa eo anatrehan'ny tsy fahalalana sy tahotra ny hoavy ny olona iray,dia miantso anndriamanitra mba hanalana io tahotra io.
noho iznay dia ny olona matahotra ny hoavy sy tsy mbola maharaka ny siansa loatra no mbola mino azy io
tsy midika izany fa tapipahaizana i fijo
Miankina. Inona ny karazan-tsiansa natao ? Hatraiza no naleha ? Mamaky baiboly ve ? Manana esprit scientifique (au moins honnêteté et modestie) ve ?
Izaho manokana dia tsy ny "tsy fahalalako" na ny "tahotro" no manosika hino an'Andriamanitra amin'izao fotoana izao, fa ny kely fantatro amin'ny siansa mihitsy :) Tsy midika akory io hoe i xxx no tena mpahay siansa sy mpamaky baiboly.
Ny valin'ny fanontanian'i Soanja efa ireo ambony ireo ho an'ny Kristianina. Ho an'ny tsy mino an'Andriamantira dia io voalazan'i Fijo io izany :lol:
27. Fiffi
(
14/02/2007 10:56)
soanja:soanja: ka tena hisy na ho voavaly mihintsy ve akia io à part ny ao am-pon'ny tsirairay ?
Ny an'i Fiffi zany no mahabango ny hevintsika rehetra. Misaotra indrindra.
28. naughtyboy
(
14/02/2007 14:52)
fa izao ko e voafetra ny fahalalana sy saina ananantsika amiko ny finoana dia safidy fa tsy tahotra malalaka izy io ,na ny biby aza misy tahotra nefa tsy ananany ny safidy hino na tsy hino asa kalo za mbola tsy nanontany azy reny..
29. xxx
(
14/02/2007 16:15)
fanontaniana mahamenatra raha toa ka olondehibe no sady kristiana no mpivavaka no mametraka izao fanontaniana izao. (Homme de peu de foi)
30. cutie
(
14/02/2007 16:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-02-2007 17:15:16
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
fanontaniana mahamenatra raha toa ka olondehibe no sady kristiana no mpivavaka no mametraka izao fanontaniana izao. (Homme de peu de foi)
Ary fomba ny atao we kristina nga no mitsara.
Efa novalin'i Fiffi io ny fanontaniana, ka refa mino enao de tano ho anao zany , fa avelao ny oul hametraka fanontaniana:lol::-w:-w:-w:-w
31. fijo
(
14/02/2007 22:42)
izay vao tena novakiako daholo,ary voamariko,ilay valintenin'i maditra hoe"rah atsy mpino aho,dia izao no valinteniko."ny olona no namorona anandriamanitra",ka io nazavaiko io mihintsy ani eizay e.ary izay no maha finoana azy?satria ny sainao ihany no mamorona azy.ary gadrainy
33. xxx
(
15/02/2007 00:01)
Un homme entra dans un salon de coiffure pour se faire couper les cheveux et
tailler sa barbe comme il le faisait régulièrement. Il entama la
conversation avec le barbier. Ils discutèrent de sujets nombreux et variés.
Soudain, ils abordèrent le sujet de Dieu Le barbier dit :
"Écoute, je ne crois pas que Dieu existe comme tu le dis. "
"Pourquoi dis-tu cela?"Répondit le client.
" Bien, c'est facile, tu n'as qu'à sortir dans la rue pour comprendre que
Dieu n'existe pas. Dis-moi, si Dieu existait, y aurait-il tant de gens
malades? Y aurait-il tant d'enfants abandonnés? Si Dieu existait, il n'y
aurait pas de souffrance ni de peine. Je ne peux penser à un Dieu qui permet
toutes ces choses. "
Le client s'arrêta un moment pour penser mais il ne voulut pas répondre pour
éviter tout confrontation. Le barbier termina son travail et le client
sortit du salon. Tout de suite après sa sortie, il vit un homme dans la rue
avec de longs cheveux et une barbe (il semblait bien qu'il avait été
longtemps sans s'être occupé de lui-même car il avait l'air
vraiment négligé). Le client retourna donc dans le salon et dit au barbier:
" Tu sais quoi? Les barbiers n'existent pas. "
" Comment ça, les barbiers n'existent pas? " demanda le barbier. " Ne
suis-je pas ici et ne suis-je pas un barbier moi-même? "
" Non! " s'écria le client. Ils n'existent pas parce que s'ils
s'existaient, il n'y aurait pas de gens avec de longs cheveux et la barbe
longue comme ! cet homme qui marche dans la rue. "
"Ah, les barbiers existent. Ce qui arrive, c'est que les gens ne viennent
pas à moi."
" Exactement! " affirma le client. " Tu l'as dit : Dieu existe. Ce qui
arrive c'est que les gens ne vont pas vers LUI et ne LE cherche pas, c'est
pourquoi il y a tant de souffrance dans le monde.

34. xxx
(
15/02/2007 01:06)
sady misy teny frantsay no misy teny angilisy tssss n'importe quoi:evil:
35. majesty
(
15/02/2007 05:29)
hoy Fijo:
andriamanitra dia tsy misy,fa ny saina"heritreritra "no mamorona azy.izany hoe ny marimarina kokoa dia vokatry ny tsy fahalalana sy ny tahotra ny fisianay.
taloha fony tsy mbola nandroso ny siansy,dia tsy hay ny nanazava ny ankamaroan'ny zavatra hita sy hiainana.dia mba hialana amin'ny izay,dia lazaina fa misy andriamanitra,na andriananahary namoron aizany rehetra izany.
izao anefa dia efa manomboka voaporofo aratsiansy ny fanazavana ny zavatra misy sy mitranga,dia efa mihena ihany koa ilay finoana fa misy andriamanitra manao ny rehetra.
ny tahotra.
Mifanohitra indray ny fijerintsika sy ise;ny ahy arakaraka ny hitomboako eo amin'ny fari-pahalalana,arakaraky ny handinihako ny siansa,arakaraka ny ahazoako antoka ny ho avy,arakaraka ny tsy isian'ny tahotra ato anatiko no vao maika mampiseho eo amin'ny fiainako fa misy Andriamanitra :D
io koa dia mamorona ny fisiany,.rehefa eo anatrehan'ny tsy fahalalana sy tahotra ny hoavy ny olona iray,dia miantso anndriamanitra mba hanalana io tahotra io.
noho iznay dia ny olona matahotra ny hoavy sy tsy mbola maharaka ny siansa loatra no mbola mino azy io
tsy midika izany fa tapipahaizana i fijo
36. prime
(
15/02/2007 06:22)
soanja> Andriamanitra dia tsy izay vokatry ny saina sy takatry ny saina ka isika no hiezaka hanakatra Azy fa Izy efa niseho sy nanambara ny Tenany sy ny momba Azy rehetra ka dia an'ny tsirairay sisa no manambara ny finoany hoe ekena izay nanambaran'Andriamanitra ny Tenany no sady inoana na tsia...
37. Fiffi
(
15/02/2007 07:13)
Fiffi:ny ahy ry zareo de io hiany no azoko hamaliana an'ity fanontaniana ity zay tsy ho takatrin'ny saiko ka tsy hiadiko hevitra fa aleo ny finoako sy izay ao am-poko hiany no hamaliako azy....ary nahavaly azy...
hapetraka ny fanontaniana izay tsy ahitana valiny afatsy ny finoan'ny tsirairay hiany .......izay ao am-pony ....
38. niryna
(
15/02/2007 07:28)
cutie:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-02-2007 17:15:16
Lohateny : Re : Iza no namorona an'Andriamanitra?
fanontaniana mahamenatra raha toa ka olondehibe no sady kristiana no mpivavaka no mametraka izao fanontaniana izao. (Homme de peu de foi)
Ary fomba ny atao we kristina nga no mitsara.
Efa novalin'i Fiffi io ny fanontaniana, ka refa mino enao de tano ho anao zany , fa avelao ny oul hametraka fanontaniana:lol::-w:-w:-w:-w
bjr aky cutie a.Misy xxx maromaro ato ary manana anarana be dia be koa izy.Ny zavatra mety tsy ho fantany dia manakana ny olona izy tsy hiteny izay fahalalana kely hainy ary dia manatsatso mba tsy hiteny.Mampalahelo,hivavaka ho azy moa ny tena xxx ve?Atra no mahita ny tena anarany ary efa namela azy ireo hatramin'ny voalohany aho.
39. prime
(
15/02/2007 07:33)
Ny fanontaniana toy izao ataon'i soanja izao dia matetika apetraky ny olona tokoa nefa tsara raha miambina ka mitandrina amin'ny fanontaniana atao, indrindra raha mpino satria misy fanontaniana tsy mitondra fiadanana ny fahafantarana ny valiny...
40. Fiffi
(
15/02/2007 07:55)
prime:tsy mitondra fiadanana marina rehefa tsy manaiky ny hevitrin'ny hafa fa ny azy hiany ......tsy manaiky ny fahamarinany....saingy atao ahoana fa samy manana ny heviny koa ny tsirairay ka tsy hanerana azy hino zay lazain'ny hafa....
indrindra raha mpino satria misy fanontaniana tsy mitondra fiadanana ny fahafantarana ny valiny...