Torohevitra tokony atao ho an'ny zaza teraka aty ivelany
41. tisera
(
15/02/2007 17:44)
mbaliana , fijo>>> tena tsara ilay hevitra hoe alefa mianatra kely any dago fa avy hatrany dia manao bain de langue tokoa an!, saingy angaha moa tsy mitovy ny vacances aty sy any dago sa tena mamono trimestre na année scolaire iray izany ohatra aty dia mifanaraka @ établissement ianaran'ilay zaza? ambonin'izay koa aloha ny coût-n'ilay voyages é! raha basse saison mbola azo ihoriranana fa raha ohatra izao hoe @ rentrée début septembre dia mbola lafo be! ka amiko tsy voatery miandry ny fandehanan'ilay zaza any dago akory ny fitenenany teny gasy fa voalohany indrindra dia miankina @ fahavononan'ny ray aman-dreny hiresaka @ teny gasy sy hanolokolo an'io.:)
42. xxx
(
16/02/2007 06:21)
rush:
ny olana @ niryna dia izao: tia miziriziry @ heviny ianao ! tsy izay hevitrao rehetra ange dia ho marina sy ho tonga lafatra avokoa e ! ny ray amandrenin'ireo zaza ireo mahafantatra izay tsara ho an'ny zanany fa tsy anjaran'i niryna mihintsy no hilaza fa zao sy zao ary tsy mety izany .
Kapakapao fa manimba ny tany e.Mba manana amin'izay toetra tsara fa kritiavana foana ny olona.Ny hitako amin'i Niryna dia manome size izy ary amin'ny farany izy milaza izay fantany.Inona no maharatsy izany.Toa ny tsy mahay ihany no midingindrambo.Ny ahy aloha dia nataoko kopia izay zavatra tsara e.Ianao toa mitsikera foana tsy mba reraka ve.Io tokony no tonga ilay fitenenana hoe izay avoakan'ny vavanao no ao am-ponao.Mpandoto rano o .:roll::roll:
43. mbaliana
(
16/02/2007 20:08)
tisera> non...tsy hoe nalefa hianatra tany no tena anton-dian'le zaza fa nalefa vacances mihitsy grandes vacances angamba izy zay...toa mitovitovy ihany ny vacances fa lasa aloha ny taty fa tsy ny semestre iray manontolo no nataon'le zaza fa 1 mois teo ho eo na latsaka aza ... ny tena izy dia hoe le beben'io ankizy io miasa ao amin'le fianarana dia mba nampidirina comme ça fa tsy hoe inscrite akory ...raha tadidiko tsara dia toa nanana problème kely izy mivady ny tamin'ny fiandrasana an'le zaza nony tonga ny vacances ny mpianatra satria samy mbola niasa ry zareo dia zay no solution hitany le handefasana azy irery tany fa nony avy eo nataony fanao satria nahita an'le zaza niteny gasy ...
44. fijo
(
16/02/2007 21:01)
za koa naika hanontany io fianarana io,kay izany resaka misy olona fantatra
45. mbaliana
(
16/02/2007 22:04)
fijo> hoe halefa hianatra any ny zaza pendant toute l'année scolaire? kay dia hahatanty an'izany ve ianao hisaraka amin'ny zanakao e?:snif::snif:
46. sakaizakely
(
19/02/2007 11:31)
Za koa aloha tsy mahavatra miteny gasy @ zanako ary efa 15 taona izao no tsy nodiako tany Dago.
Samy manana ny priorités-ny ny rad ary raha ny ahy manokana tsy anisany ny fitenenana gasy. Ny fitaizana miampy fahalalampoba sy ny fampianarana no tena imasoako. Resahako amindry zareo ihany ny tany nihaviako sy ny fiainako tany, mijery sary izahay, ampy ahy izay.
Za dia mahita fianakaviana maro miteny gasy rano iray ao antrano ary ny ankizy mi-copy tsara ny rad sy rehefa any ampiangonana ohatra ary tena imasoandry zareo ny tsy hahavery ny teny gasy. Mais au détriment de leur intégration. Izany hoe hita tsy mi-copy fiainambaza mitsy ry zareo, very be na resaka administratif aza.
Ozy fotsiny aho hoe asiana équilibre izy io.

47. tisera
(
19/02/2007 17:38)
:)ekeko hoe mety tsy hampandroso araka ny tenin'ny sakaizakely raha toa ka lasa "copy" ilay fitenenana teny gasy @ ankizy ; io moa araka ny efa nolazaiko tery ambony hoe raha resy lahatra ny rar hoe misy mahatsara azy dia mety fa sanatria tsy hoe ireharehana akory izany é! fa ny resaka intégration indray aloha tokony tsy ho barrière @ izany ny fitenenana teny gasy ao an-trano satria ohatra izao hoe ny ankamaroan'ny boky vakiana amin'ilay zaza sy ny jeux isan-karazany (scrabble, incollables sns...) dia @ teny frantsay ihany ; ny activité théatrâle sns... mbola @ teny frantsay ihany , izany hoe raha voalanjalanja tsara amiko ny kolo-tsaina roa tonta dia tokony ny lafy tsara no mivaingana kokoa noho ny lafy ratsiny satria na ny fifaneraseran'ilay zaza @ zana-bazaha hafa aza dia hahafahany mahita ilay fiainam-bazaha tian'i sakaizakely hananany. Ho ahy manokana aloha tsy manana olana mihitsy aho @ resaka administratif é! asa mbola kely koa angamba ilay zanako fa na izany aza dia tena tia ny activités iarahany @ zana-bazaha ary dia tena mamerina ny comptines sy ny zavatra ataony miaraka @ namany mihitsy izahay . Ohatra izao hoe miresaka chateau rizareo : dia mandeha mi-visiter château miaraka aminy dia miaraka mi-découvrir aminy ny mombamomba izany sns... tsy sehatra any am-pianarana io fa tena extra-scolaire mihitsy ... izany hoe ilay miteny gasy amiko tsy manakana ny hananan'ilay ankizy équilibre culturelle matotra tsara raha voalnjalanja sa ahoana ?:?:
48. niryna
(
20/02/2007 04:58)
tisera:

Tsara mihitsy izany sosokevitry tisera izany.Ny zanaka vahiny rehetra dia ampianarany ny teniny daholo ohatra ny sinoa,ny karana, ny tavaratra sns.Ary tena mba mahafinaritra mihitsy ny mijery azy ireo miteny,sady matetika ny bebe sy dadabe no asiany mitaiza ny ankizy ka tena voatery miteny ny teniny ny ankizy.Eny e,izay sitrapon'ny rara sy mety amin'ny rehetra ka mahasoa ny zanany no aoka ataony:P
49. vahiny2004
(
21/02/2007 10:42)
ka raha avadika aza ilay fanontaniana, inona no antony hampianaranao miteny gasy ny zanakao aty ivelany ? Mety io antony io mantsy no hanosika anao bebe kokoa hampianatra azy na tsia
50. xxx
(
21/02/2007 18:34)
vahiny2004:
ka raha avadika aza ilay fanontaniana, inona no antony hampianaranao miteny gasy ny zanakao aty ivelany ? Mety io antony io mantsy no hanosika anao bebe kokoa hampianatra azy na tsia
ie! raha tsy mijery ny antony tokony ianareo tsy mahita ny tombotsoa,na mety tsy mahay koa dia manome tsiny ny mampianatra teny gasy.
51. mbaliana
(
21/02/2007 19:25)
ny antony hampianarana ny teny gasy ho an'ny zaza aty ivelany dia mba hahaizany ny tenindrazany .. rehefa mba tonga any dago izy afaka miresaka amin'ny malagasy fantany, ny havany , ny namany... ohatry ny hoe automatik be ange le antony hampianarana ny zaza gasy teny gasy e...sa?
52. tisera
(
21/02/2007 19:45)
vahiny 2004 : @ izay aho mba tsy mila manao interprète rehefa mandeha any ambanivohitra any dago izahay satria raha ny ao tana mety mbola mahay teny frantsay be daholo ny cousins sy ny cousines é! dia mba mihomehy koa izy rehefa mba misy humour -na blagy gasy , raha fehezina dia araka ny efa voalazan'i mbaliana hoe mba hahay ny tenindrazany :)
53. niryna
(
22/02/2007 06:06)
mbaliana:
ny antony hampianarana ny teny gasy ho an'ny zaza aty ivelany dia mba hahaizany ny tenindrazany .. rehefa mba tonga any dago izy afaka miresaka amin'ny malagasy fantany, ny havany , ny namany... ohatry ny hoe automatik be ange le antony hampianarana ny zaza gasy teny gasy e...sa?
Izaho koa mihombon-kevitra amin'izany.Tena mampalahelo izy rehefa mihomehy ny erakin'ny trano kanefa izy tsy mahafantatra.:cry:
54. niryna
(
22/02/2007 06:08)
tisera:
vahiny 2004 : @ izay aho mba tsy mila manao interprète rehefa mandeha any ambanivohitra any dago izahay satria raha ny ao tana mety mbola mahay teny frantsay be daholo ny cousins sy ny cousines é! dia mba mihomehy koa izy rehefa mba misy humour -na blagy gasy , raha fehezina dia araka ny efa voalazan'i mbaliana hoe mba hahay ny tenindrazany :)
Tsy hitako ny teninin'i tisera io fa namaly ny an'i mbaliana aho,hay nisy hitovizana.Isika aza anie raha mivoaka any ivelan'ny toerana tsy nipetrahana misy fitenim-paritany tsy fantatra e.
55. vahiny2004
(
22/02/2007 12:08)
nareo izany mandeha matetika any Madagasikara raha azoko tsara ?
Izaho akory tsy hoe tsy te hampianatra na tsy mampianatra ny zanako teny gasy fa raha io antony io dia tsy mitombina aminay satria tsy matetika izahay no mandeha any, ny avy any koa tsy dia misy mankaty
Ny tena ampiasainay teny gasy izao dia rehefa hiresaka olona eo imasony , tsy vahininay akory na olona miaraka aminay fa rehefa sendra eny imason'olona be ka misy olona na zavatra mampihomehy dia atao teny gasy mba tsy ho fantatry ny hafa .
Ny tena marina izany dia mba "intime" kely ho anay ilay izy e , code secret

56. mbaliana
(
22/02/2007 12:53)
vahiny2004> antony iray koa iny.. fiheverako azy anisan'ny identité ny olona iray ny fahaizana ny tenindrazany... ianao zao afaka miteny tsara hoe za gasy fa ny zanakao ? gasy sa vazaha taratasy? anontanio izy fa hisalasala satria raha gasy tsy hay akory ny fomba fiteny nefa ny RAD mahay.. vazaha fa mahay ny teny vazaha fa tena vazaha tokoa ve? tsy haiko alha.. raha metisy ndray mantsy dia hafa ny fipetrany satria maka ny identité ny rainy na reniny amin'izay toerana ipetrahany......
58. niryna
(
23/02/2007 00:21)
vahiny2004:
nareo izany mandeha matetika any Madagasikara raha azoko tsara ?
Izaho akory tsy hoe tsy te hampianatra na tsy mampianatra ny zanako teny gasy fa raha io antony io dia tsy mitombina aminay satria tsy matetika izahay no mandeha any, ny avy any koa tsy dia misy mankaty
Ny tena ampiasainay teny gasy izao dia rehefa hiresaka olona eo imasony , tsy vahininay akory na olona miaraka aminay fa rehefa sendra eny imason'olona be ka misy olona na zavatra mampihomehy dia atao teny gasy mba tsy ho fantatry ny hafa .
Ny tena marina izany dia mba "intime" kely ho anay ilay izy e , code secret
Raha ny ankizy teraka taty ivelany dia frantsay na amerikana na firenena izay misy ny rar no eritreretany azy ary tena izay tokoa izy.Saingy ny rar dia avy any amin'ny firenena hafa ka tsara ho an'ny rar no mampahafantatra azy ny tena fihaviany,mampalahelo anie izany ankizy hoe tsy mahay ny teniny izany e.Na rahoviana na rahoviana na mamiko tahaka ny inona aza ny firenena hipetrahako dia tiako izy mba hijery izany tanindrazany izany.Ahy manokana aloha io e.Misy moa ny tsy fahafahana,tanimena ve irehitra.sa ahoana hoy ianao.;-)
60. niryna
(
23/02/2007 00:24)
Fiffi:
mahafantatra ny hataony ny RAD ry zareo an ! tsy adala akory ry zareo....Ny zaza hitako teraka taty na zatra taty aloha de mahay miteny gasy daholo eh !
Zah zao mahafantatra zaza vao 2 taona sady mahay miteny frantsay no miteny gasy @ fomba ahaizany azy .....
Tsy misy antery io ary mahafantatra ny ataony tokoa ny rar matoa izy tsy tia hampianatra ny tenin-drazany,izy koa aza mety tsy mahay ka inona no atolony eo;-)