Torohevitra tokony atao ho an'ny zaza teraka aty ivelany

1. niryna ( 12/02/2007 19:03)
Maro ny zaza tsy dia miteny gasy rehefa tonga aty ivelany na teraka aty ivelany.Tsy misy fotoana hiresahina ve ny rar satria teny tsy dia misy miteny firy sa zavatra hafa?Mahita fomba ve ianareo ka nahomby ,inona no tokony atao?
novalian'i mbaliana ny 28/03/2007 07:06
2. andry08 ( 12/02/2007 19:20)
Azy ny safidy fa tsy tokony ianao no hisafidy ny fiteny tiany hotenenina! Ianao anie ka fefy fa tsy mpandidy @ tiany e!
3. xxx ( 12/02/2007 20:26)
tsy mila ny toro-hevitrao izahay!:b:b:b
4. chakkakkely ( 12/02/2007 20:33)
io dia arakaraka ny fitaizan yn rar an ny zanany iany , ny aana alo ny zanako rehefa manana za ka na teraka aty aza dia tsy amintsy ampianariko miteny gasy eh , na sty be mpiteny aza io , za gasy donc ny zanako koa tsy maintsy miteny gasy , ny fomba atao dia tsotra ianao rar no mihezaka miteny gasy aminy foana ao antrano rehefa mbola kely iny izy , fa ny teny ampiasain ny firenena hipetrahany dia sty maintsy ho hainy foana satria izy mipetraka ao ary mianatra ao , ka any ampianarany sns izy mianatra an iny fa ao antrano kosa dia miteny gasy ,
za mahita ankizy teraka taty sy mipetraka aty fa mahay miteny gasy tsara an , ary tena fiere mintsy ry zareo hoe mahay miteny gasy nefa metisse aza ra zareo , fa za gaga ny ankizy gasy sasany gasy reny gasy ray hoe mipetraka aty dia sty mahay miteny gasy ary fiere koa hoe tsy mahay miteny gasy , ra za ireny menatra be za hoe teniko dia tsy aiko , fa io marina alo dia samy manana ny safidiny eh
5. mbaliana ( 12/02/2007 20:40)
chakkakkely> marina mihitsy akia zany.. fa raha ny rar no miezaka miteny ny teny gasy amin'ny zanany mahay ny ankizy na dia tsy hahay hiteny aza fa mahazo zay tenenina, efa zava-dehibe...

andry08> ohatry ny manome sakafo ihany akia io, araky ny eritreritro adidin'ny Rar ... mahasoa azy ihany zany any aoriana any.. rehefa lehibe izy afaka mifidy tsara hoe ity no ampiasaiko fa tsy mila an'ity aho...fomba ahona moa no ahafahana mifidy nefa tsy hay akory ny iray?
6. andry08 ( 12/02/2007 20:48)
ka ny ahy sady tsy gasy no tsy vazaha ka tsy izaho no ndeha hanery azy hiteny gasy na vazaha.
7. Fiffi ( 12/02/2007 20:53)
mahafantatra ny hataony ny RAD ry zareo an ! tsy adala akory ry zareo....Ny zaza hitako teraka taty na zatra taty aloha de mahay miteny gasy daholo eh !
Zah zao mahafantatra zaza vao 2 taona sady mahay miteny frantsay no miteny gasy @ fomba ahaizany azy .....
8. booboo ( 12/02/2007 21:05)
zà mahafantatra oul kely anakiroa zay, teraka teto frantsa zareo fa rehefa ao an-trano zareo dia teny malagasy rano ray, rehefa eny ivelany dia teny frantsay. Zao zareo nifindra any @ zamerika avaratra fa misosa be ny lelan-dreo rehefa hiteny teny anglisy.
Dia rehefa mifampi-tél zahay dia @ teny malagasy..boh misy teny anglisy tsindraindray ihany eny am-povoambony eny na izany aza :°)
9. niryna ( 13/02/2007 06:01)
andry08:

Azy ny safidy fa tsy tokony ianao no hisafidy ny fiteny tiany hotenenina! Ianao anie ka fefy fa tsy mpandidy @ tiany e!

Raha miteraka ianao dia andraikitrao ny mampianatra ny zaza,tonga teto an-tany izy noho ny sitraponareo kanefa ve dia avelanareo hitoreo.Io ilay hira.

10. niryna ( 13/02/2007 06:02)
xxx:

tsy mila ny toro-hevitrao izahay!:b:b:b



=))=))=))=))=((=((=((Manao be loha be ilay olona ry xx
11. niryna ( 13/02/2007 06:04)
chakkakkely:

io dia arakaraka ny fitaizan yn rar an ny zanany iany , ny aana alo ny zanako rehefa manana za ka na teraka aty aza dia tsy amintsy ampianariko miteny gasy eh , na sty be mpiteny aza io , za gasy donc ny zanako koa tsy maintsy miteny gasy , ny fomba atao dia tsotra ianao rar no mihezaka miteny gasy aminy foana ao antrano rehefa mbola kely iny izy , fa ny teny ampiasain ny firenena hipetrahany dia sty maintsy ho hainy foana satria izy mipetraka ao ary mianatra ao , ka any ampianarany sns izy mianatra an iny fa ao antrano kosa dia miteny gasy ,
za mahita ankizy teraka taty sy mipetraka aty fa mahay miteny gasy tsara an , ary tena fiere mintsy ry zareo hoe mahay miteny gasy nefa metisse aza ra zareo , fa za gaga ny ankizy gasy sasany gasy reny gasy ray hoe mipetraka aty dia sty mahay miteny gasy ary fiere koa hoe tsy mahay miteny gasy , ra za ireny menatra be za hoe teniko dia tsy aiko , fa io marina alo dia samy manana ny safidiny eh



Manaiky ny teninanao tanteraka aho.
12. niryna ( 13/02/2007 06:06)
mbaliana:

chakkakkely> marina mihitsy akia zany.. fa raha ny rar no miezaka miteny ny teny gasy amin'ny zanany mahay ny ankizy na dia tsy hahay hiteny aza fa mahazo zay tenenina, efa zava-dehibe...

andry08> ohatry ny manome sakafo ihany akia io, araky ny eritreritro adidin'ny Rar ... mahasoa azy ihany zany any aoriana any.. rehefa lehibe izy afaka mifidy tsara hoe ity no ampiasaiko fa tsy mila an'ity aho...fomba ahona moa no ahafahana mifidy nefa tsy hay akory ny iray?

Marina izany,indraindray ny olona manao lohabe fotsiny,ny ankizy no mijaly rehefa sendra mody,mba te-hilalao kanefa tsy mifankahazo ny resaka.Na ny zanaky ny olona miteny gasy rehefa misy zavatra tsy tiany ho fantatrao dia eo ny anao midanaka eo:roll:

13. niryna ( 13/02/2007 06:08)
andry08:

ka ny ahy sady tsy gasy no tsy vazaha ka tsy izaho no ndeha hanery azy hiteny gasy na vazaha.

Zavatra hafa indray izany,fa na tsy gasy ianao fa firenena hafa dia ampianaro ny teninao ny zanakao raha tianao fa tsy misy nenina mihitsy.Ny zaza na telo na efatra aza ny teny ka hainy ny manavaka azy dia tafavoakany foana

14. niryna ( 13/02/2007 06:11)
Fiffi:

mahafantatra ny hataony ny RAD ry zareo an ! tsy adala akory ry zareo....Ny zaza hitako teraka taty na zatra taty aloha de mahay miteny gasy daholo eh !
Zah zao mahafantatra zaza vao 2 taona sady mahay miteny frantsay no miteny gasy @ fomba ahaizany azy .....


Izay indrindra mantsy.Mety tsy manampotoana ilay olona kanefa izay fotoana kely ananany iny no ampiasaina azy.Izaho koa mahafantatra olona manao vari amin'anana ny teny samihafa izy.Teneniny amin'ny teny gasy foana ny zanany ary rehefa tsy mahafantatra dia asiany teny hafa.Mifankahazo tsara ny resaka

15. niryna ( 13/02/2007 06:13)
booboo:

zà mahafantatra oul kely anakiroa zay, teraka teto frantsa zareo fa rehefa ao an-trano zareo dia teny malagasy rano ray, rehefa eny ivelany dia teny frantsay. Zao zareo nifindra any @ zamerika avaratra fa misosa be ny lelan-dreo rehefa hiteny teny anglisy.
Dia rehefa mifampi-tél zahay dia @ teny malagasy..boh misy teny anglisy tsindraindray ihany eny am-povoambony eny na izany aza :°)

Ny ankizy tsinona toy ny eponge ny sainy ka izay hampianarina azy dia hainy daholo.Izaho koa mahita zaza mahay teny mihoatra ny telo izy fa ny fahaefatra aloha miambakavaka izy e.

16. diamondra27 ( 13/02/2007 07:47)
niryna:

Maro ny zaza tsy dia miteny gasy rehefa tonga aty ivelany na teraka aty ivelany.Tsy misy fotoana hiresahina ve ny rar satria teny tsy dia misy miteny firy sa zavatra hafa?Mahita fomba ve ianareo ka nahomby ,inona no tokony atao?



ka aiza ilay torohevitra? F'angah tsy nyrina no manome azy?
17. andry08 ( 13/02/2007 11:59)
tsotra fotsiny, izay tiany hotenenina no hataony , ary ny teny gasy tsy voatery ho hahay izy na dia malagasy aza aho. Rehefa lehibe izy ka te hianatra teny gasy dia azy ny safidy fa tsy hotereko mihintsy!
tsy ho nenina koa raha tsy mahay izy !Izay mety @ fiainany no ho hataony fa tsy ny tian'i niryna akory!
18. rush ( 13/02/2007 12:14)
andry08:
Izay mety @ fiainany no ho hataony fa tsy ny tian'i niryna akory!
miombonkevitra tanteraka @ andry08 aho.


19. rush ( 13/02/2007 12:22)
ny olana @ niryna dia izao: tia miziriziry @ heviny ianao ! tsy izay hevitrao rehetra ange dia ho marina sy ho tonga lafatra avokoa e ! ny ray amandrenin'ireo zaza ireo mahafantatra izay tsara ho an'ny zanany fa tsy anjaran'i niryna mihintsy no hilaza fa zao sy zao ary tsy mety izany .
20. mbaliana ( 13/02/2007 12:30)
andry08> fa anga kosa i niryna niteny hoe tsy maintsy e.. mitady hevitra izy ny tokony hatao mba hahaizan'ny ankizy gasy aty ivelan'ny dago miteny gasy...ho an'ny zanany aloha fa tsy ho an'ny hafa raha zay no hitany fa mahasoa an'ny zanany...dia raha misy manaraka ny heviny arahaba soa arahaba tsara

amiko aloha tsy misy afa-tsy Rar... no afaka mampita an'io fahaizana teny gasy ho an'ny zanany io e...

Fa misy koa zaza metisy mahay teny gasy a... sady tsy haiko fa ny aty aminay le ankizy metisy ireny mankany dago tamana be mitady hanao vakansy any foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4182