Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2

61. ikaretsaka ( 05/01/2007 18:42)
xxx:

Misy ny olona eto dia tsy misy hafa tsy faly fotsiny manohitra, na dia zavatra efa mba mazava be izao aza no lazain i laza.


misy koa manohitar na dia zavatra efa mazava be izao aza no soratan'i rasily:-D

:-D"Jereo aloha ny andry amin'ny masonao izay ianao vao miteny ny hafa


62. Achia ( 05/01/2007 18:49)
tsy mahagaga izany fa na t@ andron'i Noa aza mino aho fa tahaka izany koa
63. Rasiligaoma ( 06/01/2007 18:50)
dia any amin'i kristy mihaona e
64. pissoa ( 07/01/2007 09:28)
miara-mizotra isika ho anyyyyy :-D
65. prime ( 25/01/2007 15:46)
...Ho tonga anie ny fanjakànao... Amen!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1175