Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2

41. cutie ( 05/01/2007 00:44)
to feel it : angataho ny FM:lol:
42. ikaretsaka ( 05/01/2007 00:57)
izay! raiso i Jesoa manontolo fa tsy ny teniny fotsiny dia angataho ny fanahy masina hanazava ny fandraisanao azy
43. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:05)
ikaretsaka:
manomboka indray i lazadaddy sy ny copy paste ..atsy izy miteny fa tsy ilaina ny manao litania sy zavatra miverimberina...nefa izy manao litania rehefa ilainy...
aiza izany "atsy" izany ry ikaretsaka sao dia very saina aho tsy mahatsiaro izay nosoratako? :)
averiko ilzay fanontaniana satria tsy mety mamaly hatr@ izao.
ikaretsaka:
tsy mionona @ le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". [size=14]Azonao anomezana ohatra ve? Sa tsy misy ?[/size]
44. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:08)
Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". Azonao anomezana ohatra ve? Sa tsy misy ?

misy bedebe hoa fa tsy ho azonao mihitsy aloha izao
satria ny anao mbola hatreo @ le teniny fotsiny ny Jesoa fa tsy Ny fandraisana Azy anaty any ..
ianao tsy mi feel an'ilay izy ao anatinao fa mbola eo amin'ny ny teniny ao anaty baiboly fotsiny

rehefa mi feel Azy ao anatinao ianao dia meko ohatra bedebe ze tinao ianao!

de tsotra ny avaliko anao.. aza maika... tsy mbola izao aloha
45. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:15)
raha misy be dia be izany ve dia tsy ahita ohatra ikaretsaka na dia iray fotsiny aza fa izany hoe tsy te hitsotra angaha ikaretsaka fa tsy misy satria "paraphrase" ihany io ambarany io :)
46. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:20)
tsy mbola fotoanany izao satria tsy ho azon'i laza... aza maika hoa .. aza maika..

rehefa tena ilay IZY no ao anatinao fa tsy teniny fotsiny no vakianao ao anaty baiboly..

dia omeko ianao... i promise
47. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:24)
forony tsara eo ary aloha dia teneno rehefa mahita e! :)...raha mahita :)
48. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:33)
mbola sarotar be hoa ry laza fa aza io stubborn io hoa..

ohatran'ny hoe misy zavatra resahanay sy i soanja na i simplex tsy ho azonao mihitsy
na misy zavatra resahanareo sy i prime tsy ho azonay mihitsy na hoe ambany be aminay

dia rehefa azonao le "level" izay le izy vao azonao.

-efa vita komonio voalohany sy/na mandray ve aloha ary i laza?
dia rehefa mandray ianao dia iza no raisinao.

-Efa mba nanao Exercice spiritual sy examen de conscience ve i laza..

-efa mba ni think outside of the preservatif ve i laza

-Inoan ny fiheveran'i Laza ny Sakramenta

-Mino ny fidiran'ny fanahy masina ao anatinao ve ianao ry laza?

Ny sola sciptura efa fantatro fa io ihany ny anao

----> mbola sarotra aminao ny mandray azy
49. LazaDaddy ( 05/01/2007 01:36)
ka forony tsara eo ary aloha hoy aho ilay ohatra dia teneno rehefa mahita raha mahita :)
50. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:53)
ka na teneniko aza hoa sarotra be aminao ny hahazo azy...
51. LazaDaddy ( 05/01/2007 04:46)
=))
52. LazaDaddy ( 05/01/2007 04:48)
manao azafady @ mpandray anjara hafa aho fa niova ilay resaka.

"Ho tonga anie ny fanjakanao"
53. prime ( 05/01/2007 08:30)
Ilay lazain i dailynews koa dia ekeko. manankarena tokoa ny tenin\'Andriamanitra...

ikaretsaka:
ohatran\'ny hoe misy zavatra resahanay sy i soanja na i simplex tsy ho azonao mihitsy
na misy zavatra resahanareo sy i prime tsy ho azonay mihitsy na hoe ambany be aminay
... :-D:-D:-D

\"Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin\'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran\'izao tontolo izao, fa tsy araka an\'i Kristy.\" Kolosiana 2:8

\"[Ny amin\'ny fampianarana sandoka, sy ny tokony hitiavantsika ny rahalahy, ary ny hanekentsika ny fanambaran\'Andriamanitra ny Zanany] Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin\'Andriamanitra ireny, na tsia...\" I Jaona 4:1a

Ka tsy mba hiambina sy hizaha toetra mihitsy izany ikaretsaka raha izany kanoooo...
54. Rasiligaoma ( 05/01/2007 09:36)
[Ny amin'ny fampianarana sandoka, sy ny tokony hitiavantsika ny rahalahy, ary ny hanekentsika ny fanambaran'Andriamanitra ny Zanany] Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia..." I Jaona 4:1a

ka hatramin'izao ange tsy hita hoe iza no sandoka e. ilay mody mitanisa Toko sy andalany ao @ baiboly dia mody manamarin-tena ao.
sa ilay nandray ny fanahy masina.

nisy niteny hoe fantaro @ voany ilay izy ilay voalohany manko toa faly hitanisa izany fotsiny fa tsy mampihatra izany akory ny fahitako azy.

Namaky baiboly ary ity Tenako!

"Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka an'i Kristy." Kolosiana 2:8

dia io rangahy io ihany no niteny hoe

azafady fa baibolly latinina no angalako azy fa adikako tsotsotra aloha an. fa hamarino ao @ baiboly gasy ihany)

Indraindray ilaina ny mampifandray ny soratra masina sy ny fampianarana am-bava (2 Tesanonian 2:15) i Clement sy Ignasy t@ izany raha arahana ny tantara dia tsy soratra masina irery no nampiasainy ary tsy nisy baiboly tamin'izany, fa izay henony t@ fanahy masina sy t@ paoly!

Mahagaga koa hoe taiza no nahalalan'i Paoly t@ ilay izy niteny tao @ 2 Timothy 3:8 fa anankiroa 2 no isan'ilay mpilalao ody Egyptianina niady t@ Mosesy ao amin'ny Exosody 7:11-13 nefa ao @ exodosy tsy misy milaza izany isa izanymihitsy (hamarino)

--->ny fanahy ao @ paoly no nilaza azy!

Jaona 14:16 "Ary hangataka amin'ny Ray aho ny hanomezany anareo mpanelanelana izay miaraka aminareo mandrakizay.

14:17 "Ny fanahin'ny fahamarinana, izay o sarotra amin'izao tontolo izao ny manaiky azy satria sady tsy ho hitany no tsy ho tsapany fa fantatrareo.. satria ao anatinareo ary hijanona ao "

16:12: "mbola betsaka ny tokony ho lazaiko anareo fa tsy mbola izao aloha no fotoana hilazako izany satria tsy mbola zakanareo izany. fa rehefa tonga ao aminareo ny fanahy masina .. dia izy no hitondra anareo @ lalan'ny "fahamarinana.

[size=13px]"Vokatry ny finoana ny baiboly tompoko fa tsy hoe vokatry ny baiboly ny finoana"[/size]
55. soanja ( 05/01/2007 09:41)
Rasiligaoma:

Rasil> Mitobaka be ny siligaoma ho anao avy aty amiko.:D^:^^:^^:^

56. Rasiligaoma ( 05/01/2007 09:52)
soanja>:wink:
"...Ko aza esorina aminay ny Fanahinao ry tompo o
Mba hihavaozanay tanteraka
araka ny sitrakao
hisantaranay sahady izany fiadananao..."

(Hira katolika)
57. soanja ( 05/01/2007 10:04)
Rasiligaoma:

soanja>:wink:
"...Ko aza esorina aminay ny Fanahinao ry tompo o
Mba hihavaozanay tanteraka
araka ny sitrakao
hisantaranay sahady izany fiadananao..."

(Hira katolika)

Misaotra betaka amin'lay vatsim-panahy. Tiako le hira raha izao fiangany izao saingy zah tsy maharaka hira Katolika Gasy intsony. Andefaso toniny aho raha tsy mety .
Tadidinao ve le hira hoe :
"Fantatrao O Ray o, X2
Izay nataoko tsotra izao
Ka ny otako rehetra
tao anaty foko tao
Nosaronako naleviko..."

Alefako posta ve le silgaoma fa efa be de be izy ato miha tsy omby trano.:wink:

58. Rasiligaoma ( 05/01/2007 10:11)
tsy iny ka.... fa ilay manomboka hoe

"Miantso anao zahay ry tompo fa mitady ny fanahy hanavao ny taninay
Izy(misy) rivotra mahery mampijoro sy mandrava
ka matahotra izahay sao arodany avokoa (izay nahorinay rehetra)
Zay nahorinay rehetra

Tebitebinay rehetra zany tanisainay izany e
ka aza esorina aminay ny fanahinao ry tompo o
Mba hihavaozanay tanteraka
araka ny sitrakao
hisantaranay sahady izany fiadananao..."
(Hira katolika"
59. soanja ( 05/01/2007 10:25)

Ia ia ia. Tean tadidiko i sady tiako be. Aleo zany hiraiko io alohan'ny hiposahan'ny masoandro androany. Misaotra betsaka.

Ary le hoe
" Ianareo Mpianatro no fahazavan'ny izao tontolo izao e.
Ianareo mpianatro no fahazavan'izao tontolo izo hoy ny Tompo.":wink:

Amen!

60. xxx ( 05/01/2007 15:54)
Misy ny olona eto dia tsy misy hafa tsy faly fotsiny manohitra, na dia zavatra efa mba mazava be izao aza no lazain i laza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077