Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2
21. LazaDaddy
(
04/01/2007 23:37)
ikaretsaka:Dia inoako sy inoantsika fa fanekena Azy ny fankatoavana ny Teniny tsy misy adihevitra. Tsy nanome "soso-kevitra" Izy fa nanome "Didy".
manao ny tenanao ho "tempolin'andriamanitra", mandray sy manaiky azy
23. ikaretsaka
(
04/01/2007 23:50)
Dia inoako sy inoantsika fa fanekena Azy ny fankatoavana ny Teniny tsy misy adihevitra. Tsy nanome "soso-kevitra" Izy fa nanome "Didy".
ANISAN'ny fanekena azy io..
fa ny maty ho azy sy ny manao ny sitrapony sy ny mandray azy tanteraka ao anaty ao mbola ambony lavitra kokoa, @ alalan'ny fandihinantena, sakramenta sns...
24. cutie
(
04/01/2007 23:54)
fa ny maty ho azy sy ny manao ny sitrapony sy ny mandray azy tanteraka ao anaty ao mbola ambony lavitra kokoa, @ alalan'ny fandihinantena, sakramenta sns...
sarotra be zany :oops:
25. LazaDaddy
(
04/01/2007 23:54)
ikaretsaka> tsy miodikodina fotsiny ve ny resantsika mirahalahy? Izaho mantsy tsy mahalala ny sitrapoNY raha tsy avy @ Teniny, raha tsy Izy no niteny:)
26. ikaretsaka
(
04/01/2007 23:59)
Izaho mantsy tsy mahalala ny sitrapoNY raha tsy avy @ Teniny, raha tsy Izy no niteny
dia avelao izy mihitsy no hiteny ao anatinao fa aza tovozina fotsiny ao anaty boky sy izay andalana hay tsianjery ...:wink:
Rehefa iny ianao alohan'ny hatory iny dia akipio ny maso dia anontanio hoe "inona tokoa ry Jesoa ny sitraponao ato amiko?"
27. cutie
(
05/01/2007 00:00)
dia avelao izy mihitsy no hiteny ao anatinao fa aza tovozina fotsiny ao anaty boky sy izay andalana hay tsianjery ...
mbola namaste ihany :lol::wink:
28. LazaDaddy
(
05/01/2007 00:07)
Ka raha ny Teny efa nomeny aza tsy "inoana sy ankatoavina", inona no itadiavana zavatra hafa any ambadika? Sanatria sahala @ hoe: "tsy mifanaraka @ reviko izany fa omeo zavatra hafa indray aho andrakandramako":)
29. cutie
(
05/01/2007 00:10)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 05-01-2007 01:07:45
Lohateny : Re : Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2
Ka raha ny Teny efa nomeny aza tsy "inoana sy ankatoavina", inona no itadiavana zavatra hafa any ambadika?
Fampitahana sy fampiharana @ zava-misy no atao fa tsy fa tsy midika akory zany we mitady zavatra any ambadika:lol:
30. ikaretsaka
(
05/01/2007 00:11)
ka le teny efa nomeny ange efa inoana sy ankatoavana e..
fa mangataka aminy hery mba hino sy hankatoa misimisy kokoa..
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
fa mangataka aminy hery mba hino sy hankatoa misimisy kokoa..
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
31. cutie
(
05/01/2007 00:12)
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
ka ny andraisna'i LD azy ange le teny io no ataony we Izy:lol:
32. LazaDaddy
(
05/01/2007 00:14)
ikaretsaka:Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". Azonao anomezana ohatra ve?
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
33. ikaretsaka
(
05/01/2007 00:15)
Hay tokoa moa ny Jesoan'i LD hatreo amin'ny teny fotsiny fa tsy Jesoa ilay andriamanitra lasa vatana sy le "tonga nofo sy fanahy"
34. LazaDaddy
(
05/01/2007 00:17)
ikaretsaka:Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". [size=14]Azonao anomezana ohatra ve?[/size]
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
35. ikaretsaka
(
05/01/2007 00:23)
za aloha tsy mianona amin'ny hoe hoe Jesoa=teny=Baiboly e.. fa ny inoako dia hoe Jesoa= andriamanitra= miteny eo anivontsika mandrakariva=ao anatinao rehefa raisinao @ sakramenta sy ny fonao
fa sarotra be ilay izy satria
dia eo no misampana ny lalantsika ary e...
Any mihaona hoy i Soanja izay
fa sarotra be ilay izy satria
aho:
Hay tokoa moa ny Jesoan'i LD hatreo amin'ny teny fotsiny fa tsy Jesoa ilay andriamanitra lasa vatana sy le "tonga nofo sy fanahy"
dia eo no misampana ny lalantsika ary e...
Any mihaona hoy i Soanja izay
37. LazaDaddy
(
05/01/2007 00:32)
ikaretsaka:Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". [size=14]Azonao anomezana ohatra ve?[/size] Sa tsy misy ?:)
tsy mionona le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
39. ikaretsaka
(
05/01/2007 00:42)
manomboka indray i lazadaddy sy ny copy paste ..
atsy izy miteny fa tsy ilaina ny manao litania sy zavatra miverimberina...nefa izy manao litania rehefa ilainy...
nareo rankizy!
sarotra aminao ary tsy ho azonao ilay IZY aloha izao satria ny anao mbola hatreo @ le teniny fotsiny ny Jesoa fa tsy Ny fandraisana Azy anaty any ..
ianao tsy mi feel an'ilay izy ao anatinao fa mbola eo amin'ny ny teniny ao anaty baiboly fotsiny
rehefa mi feel Azy ao anatinao ianao dia meko ohatra bedebe ze tinao ianao!
atsy izy miteny fa tsy ilaina ny manao litania sy zavatra miverimberina...nefa izy manao litania rehefa ilainy...
nareo rankizy!
Hoy i ikaretsaka:
tsy mionona @ le teniny fotsiny fa IZY mihitsy no ankatoavina
hoy ianao nanontany--->Azafady fa ohatran'ny tsy misy dikany amiko io teninao io fa "paraphrase". Azonao anomezana ohatra ve? Sa tsy misy ?