Ny Malagasy sy ny Serasera
61. fasaly
(
06/01/2007 08:27)
ratonga a! ny ahy tena nosakanako ka! maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa.....sady manompa no tena gravy lotra lay soratany, satria tsy nifanaraka amzé notadaviny ny tao antsainy de.....:wink: fa zareo anie avy am toerana iray dool e! ary mitovy toetra dool, otran'ny hoe mpiady aman'oul dool ry zareo avy any:-D:-D:-D:-D:-D
62. ratonga
(
06/01/2007 11:40)
dé aiza kay zany toerana izany:lol: mba omeo sopapa na dé kaly fotsiny aza:wink:
64. fasaly
(
06/01/2007 12:52)
aino: ié njy kou efa tratra ka!:wink::-$
ratonga ao fa bitsihiko an' toi fa tsy any aminao alou lé izy e! koike manopa ahy koa toi dia ho sakanako ny varavarana:roll::-D
ratonga ao fa bitsihiko an' toi fa tsy any aminao alou lé izy e! koike manopa ahy koa toi dia ho sakanako ny varavarana:roll::-D
65. ratonga
(
06/01/2007 15:31)
maninona kosa ary no ndé anompa an'i fasaly:roll:
hiaraka andiha tekno eny sôniérana aza efa mbà vita progany, ny fisondrota-karama asa zay hiafarany... sady zah tsy mahay manompa ko tsinona:wink::-*
:-D:-D:-D=))=))=))
hiaraka andiha tekno eny sôniérana aza efa mbà vita progany, ny fisondrota-karama asa zay hiafarany... sady zah tsy mahay manompa ko tsinona:wink::-*
:-D:-D:-D=))=))=))
66. cutie
(
06/01/2007 19:22)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 06-01-2007 02:08:17
Lohateny : Re : Ny Malagasy sy ny Serasera
aza sakanana kosa é! raha le manompa dé dakoro fa ny akotran'izay amiko tsy maninona mitsy, ny serasera ko ngé no afantarana izay tena fisainan'ny tsirairay é, rehefa tsy azoazo dé atao kabary tsy valina dé vita
za alou mbola tsy nisy nanompa ka :lol:
67. fasaly
(
06/01/2007 20:14)
cutie: sambatra izany njy tsy nisy nanompa fa zahay efa tratra imbetsaka:x:roll: fa oul iray fihaviana dool ka!:wink:
ratonga::-D hay tkou mou mbola nisy anlay progany handihy tekno iny an! tena mbo tsy matiko lolo mantsy io tekno io fa mitsatotsatoka tsara ilay izy:-D ny karama efa notapahina fa hasondrotra raha misa tsara ka!:wink:
tonga dia fantatra koa ange ny nmana hanompa sy tsia e!;-)

68. ratonga
(
07/01/2007 01:31)
Belle:
hoy Dailynews: ...saingy mahery izy fa nampody olona vitsivitsy antanindrazana.
Matoa ireo olona vitsivitsy ireo nody an-tanindrazana, ao raha. Nisy noraisiny, nisy akony taminy ary nisy marina ihany raha izany izay nolazaiko na tsy mivaky aza izy ireo, nahatapakevitra azy hanova ny toerana misy azy. Averiko indray fa tsy nisy hevitra ambadika mihitsy ny narosoko fa ny tsirairay no samy maka ny tandrify azy avy araka ny fahazahoany azy.
to efa talohan'ny niseoan'ity resaka ity dé efa nody ny sasantsasany kah, zé fantatro aloa an!:wink:
69. cutie
(
07/01/2007 01:36)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 06-01-2007 21:14:43
Lohateny : Re : Ny Malagasy sy ny Serasera
cutie: sambatra izany njy tsy nisy nanompa fa zahay efa tratra imbetsaka fa oul iray fihaviana dool ka!
mampa
70. ratonga
(
07/01/2007 01:53)
fasaly: aza adino ary lé patalou fingotra @ lé tekno:-D, dé isaorana zany ny manadjera @ karama isondrotra fa tena anao zé hafany ny piasa rà madio tsara-ny rano fa tsy alamo ny toera-piasana=))=))=))
71. ratonga
(
07/01/2007 03:00)
fasaly:
ratonga: ié! zé maika mitsy no anarany fa raha ratsy kaly ao koa nge de tena zé maika be mitsy handeha hitady toerana fialofana eç:wink:
73. fasaly
(
07/01/2007 11:06)
cutie: in ndray zany mampa!:roll::roll::roll::-P
ratonga: atao zé hahafa-po ny mpiasa ka! nin nin refa mahay miasa tsara:-P
fa lay tekno party nge moba ho hatao masaka be e! ny pataloha fingotra efa vonona fa lay fotoana sisa endrasana:-D ny sono no hatao midoboka tsara , lay lakolosy zany e!:wink:
belle: zà kounkou efa nody efa ela be ange e! fa mivezivezy eo ihany e!:wink:

75. fasaly
(
07/01/2007 14:49)
inona aky ny ao ry fiffi fa zà kamo hanokatra fa meda be ny connexion ko :?:roll::-D:-D:-D
76. diamondra27
(
07/01/2007 15:35)
Belle: fa ngah ianao efa any dago fa tsy USA intsony?
Ary tsy mandeha tsony le mail bank iny an!;-);-) sa efa niova?:-*:-*
marina reo voalazanao ireo
Ary tsy mandeha tsony le mail bank iny an!;-);-) sa efa niova?:-*:-*
marina reo voalazanao ireo
78. niryna
(
08/01/2007 04:23)
Misy teny tsy zakan\'ny sasany angamba ao no mahazo tsiny hafa i fasalahy.:cry::cry::cry:
Hitan\'i belle amin\'ireo famalian\'ny namana tsirairay ireo fa toa tsy dia nisy nanao tsikera hoe aty Mada na toerana hafa.Toa samy faly mandany andro hifamaly ny namana gasy fotsiny daholo.Mety hoe misy sangisangy kely eny ho eny fa iza koa no andany andro hijery hoe izao ity olona ity na aiza ity no mipetraka:?::roll:.Rehefa samy faly sy mahazo ary mianatra zava-baovao fotsiny dia mino aho fa ampy sy tena zava-dehibe izay.Na ny fifanoratana fotsiny sy mikanikany ary mihomehy ireo mahatsikaiky dia efa ampy aky ry Belle a.Indraindray anie tsy mitovy ny valiny e ary indraindray mahita mifamely ao fa tsy asiana sira fa trondrodranomasina akia.8)8)
Isika efa nifampiresaka hoe fidio izay vava avoaka fa zavatra kely mety mampidi-doza sy mandona ny sasany dia misy milaza indray eo hoe izao tsy mba hifanerasera raha tsy eto Mada ihany.Koa maninona raha tonga dia mifanao fotoana eny amoron\'ny anjelimainty dia vita ny resaka:^):*:*

79. fasaly
(
08/01/2007 06:52)
zà efa eo am aanjelimainty miandry anareo zany oooo!
Mpandefa : niryna [ Valio ] 08-01-2007 05:23:15
Lohateny : Re : Ny Malagasy sy ny Serasera
Misy teny tsy zakan'ny sasany angamba ao no mahazo tsiny hafa i fasalahy.
tsy azoko!!!:roll::roll: izaho ve no tinao lazaina amlay hoe "fasalahy":?:

80. Fiffi
(
08/01/2007 07:30)
fasalahy ? sao de tsy ndry kosa akia io ? toa hafahafa manko le izy.....