Ny Malagasy sy ny Serasera
21. cutie
(
03/01/2007 01:04)
ny ahy njay alou de aleoko kokoa minamana @naman avy any dago e :lol::lol::lol:
fa na de zany aza tiako daholo ze mifandray amiko e :lol:
Nahitana naman ny serasera:lol:
fa na de zany aza tiako daholo ze mifandray amiko e :lol:
Nahitana naman ny serasera:lol:
26. ratonga
(
03/01/2007 01:26)
tsy manin kà, nefa hafa ihany koa angé lé mifanena fizika é!:wink::lol:
27. cutie
(
03/01/2007 01:29)
:oops::oops::oops:
refa miverina any njay zany za mifanena fizika e :P:lol:8):wink:
refa miverina any njay zany za mifanena fizika e :P:lol:8):wink:
28. dailynews
(
03/01/2007 01:59)
fasaly:
simplex: ny ahy zô nataoko we any madà zà:°):-P:wink::-D
ny ahy koa hovaiko am zay milamina ny resaka raha izany foana no hampisy olana. any aoriana any ndray mieritreritra hoe hanova sa tsia
29. ratonga
(
03/01/2007 02:04)
cutie: dé miandry zany zahay aty é!:wink:
i dailynews ko aza izany efa ho avy atsiwatsy:lol:
i dailynews ko aza izany efa ho avy atsiwatsy:lol:
31. soanja
(
03/01/2007 03:37)
Belle:
Miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao!
Taona misimisy nifaneraserako an-tendrilavitra nahitako ny toetra vitsivitsy manaraka eto amin'ny mpandray anjara (amin'ny ankapobeny):
- rehefa ny any Madagasikara no miteny dia tsy asian'izay any ivelany tohiny matetika;
- ny any Madagasikara matimaty ifandray amin'ny any ivelany noho ny antony maro;
- misy tena mahay mampiketrika atidoha ahazoana izay zava-kinendriny amin'ny fomba rehetra mihitsy (manipulation);
- tsy mahatanty lazaina ny marina sy tsikeraina ka lazaina fa mpialona foana ilay olona manoratra.
Ny hevitrao?
Fijery tokoa izany ry Belle fa ary tsy misy mahadiso ny fijerin'ny tsirairay. Misaotra anao nanome mazava izany.
Ny serasera indrindra ny forum amiko tokoa dia manome vahana an'io saingy betsaka lavitra noho io koa ny fijery positive hitako sy ny vokany tsara any amin'ny hafa. Tena samy manana ny nahatongavany teto tokoa ary faly aho raha nahazo/mahazo/hahazo namana eto.
Tsy mitovy tsinona isika olombelona satria izay no nanaovan'Andriamanitra antsika. Manaja ny hevitrao.:D
32. Belle
(
03/01/2007 04:03)
Miala tsiny aho aloha raha nanome fo ny olona sasany hitako mamaly eto ny nosoratako fa tsy izay mihitsy no tanjoko.
Samia mamaky tsara ny nolazaiko fa "nahitako toetra vitsivitsy" hoy aho: mitatitra fotsiny aho fa tsy manamafy, tsy mitsikera na manakiana. Samy manana ny fandraisany azy tokoa ny tsirairay fa ny nosoratan'i Simplex sy Soanja no hitako mahavaha ny voalazako. Laviko tanteraka ny filazan'i xxx fa mitady namana te hanosika ahy amin'ny zavatra tsy marina aho. Inona no marina, inona no tsy marina? Tsy hitako mihitsy izay idiaran'ny resaka fahamarinana tamin'ny resako? Tombatombana fotsiny ihany nosintoniko tamin'izay novinakiko sy nosoratana ho ahy no narosoko.
Amehezako azy dia torohevitra kely: mba mamakia tsara aloha re e! avy eo mamalia milamina fa aza enti-po.

33. xxx
(
03/01/2007 05:50)
Taona misimisy nifaneraserako an-tendrilavitra nahitako ny toetra vitsivitsy manaraka eto amin'ny mpandray anjara (amin'ny ankapobeny):
- rehefa ny any Madagasikara no miteny dia tsy asian'izay any ivelany tohiny matetika;
- ny any Madagasikara matimaty ifandray amin'ny any ivelany noho ny antony maro;
- misy tena mahay mampiketrika atidoha ahazoana izay zava-kinendriny amin'ny fomba rehetra mihitsy (manipulation);
- tsy mahatanty lazaina ny marina sy tsikeraina ka lazaina fa mpialona foana ilay olona manoratra.
Ny hevitrao?
Ilay voalohany : tsy marina. Ny zava-misy kosa nefa, na any Mada na tsia ny olona miteny, rehefa zavatra tsy fantatry ny hafa ny resaka dia tsy afaka mamaly izy. Raha tsy hamaly toy ny hoe na fotsiny angaha.
Ilay faharoa : tsy fantatro :-D
Ilay fahatelo : any amin'ny hafatra angamba no tena misy an'io fa tsy dia forum loatra. Asa nefa aloha. Any mantsy toa miady hatramin'ny filalaovana ny sentiment an'ny hafa.
Ilay fahaefatra : marina tanteraka.
Ankoatra ireo toetra tsy dia tsara ireo kosa nefa, dia misy tena mahafinaritra eto amin'ny serasera na dia "antendrilavitra" araka ny fiantsoana azy aza. Izay nofidiko namako manokana :-P, ao koa ry Dokotera sy ry Mpahay lalana na ny mpahay info ... hita hoe mizara no betsaka ataony. Mahafinaritra.
34. jajaf401
(
03/01/2007 06:08)
Ary raha marina zany; de voka-dratsy ny hoe manao mipetraka ivelany doly ny ankamaroan'ny ato @ serasera !!! :-D:-D
35. fasaly
(
03/01/2007 06:41)
ratonga:
tena i fasaly mitsy zany lé hitako naka sary teny @ totobato n'antaninarenina omaly :wink::-D:-D:-D
hihihih! zà mihintsy iny ratonga fa danz ndray indry zany raha ahita ny tsy tokony ho hita an!:oops: menatsa be zà zany:roll::-D
38. Fiffi
(
03/01/2007 08:37)
ratonga: nga tsy hitanao ? zah sy fasaly nefa niaraka ange eh ! :wink::-D:-D:-D
39. ratonga
(
03/01/2007 09:00)
ary tô miverina tsikelikely dôly zany ry zareo any ampita any knou:lol:, dé mody lazaina vé wé mbola any ivelany @zay misy mamaly:-$
ary ay vé i Fiffi lé niaraka t@ fasaly iny é! ny sary mou mbola tsy tazana ao @ momba² ka izay no tsy nafantarako anao, fa kay tena manja kely an!:wink:
ary ay vé i Fiffi lé niaraka t@ fasaly iny é! ny sary mou mbola tsy tazana ao @ momba² ka izay no tsy nafantarako anao, fa kay tena manja kely an!:wink: