Ny Malagasy sy ny Serasera

41. Ruby ( 03/01/2007 14:32)
ratonga: soa ihany tsika fa efa aty:-D:-D:-D
izahay salama tsara aty @ 102 e, namana no resahina eto fa tsy ny zavatra avy any aminy:roll:
42. ratonga ( 03/01/2007 15:32)
Ruby: dé tena tsisy mamaly tokoutrany ô!!! sà ngamba kosa mbola sahirana daouly:roll::lol::lol:
43. dailynews ( 03/01/2007 17:09)
ratonga> zah efa aty zao kah. Mafana koa ilay andro eto tana an. Ary ahoana koa io resaka mampalahelo ao ampefiloha io? ..oay, hay izaho HS. Azafady.
44. fasaly ( 03/01/2007 17:10)
ratonga: zà aza efa tonga tany akaikinlay laokolosy manao techno tsy hitako teo akory enao:?:cry: i fiffi no nifanena tamiko teo am vary mitsangana de avy teo niaraka nitsangatsangana zahay:wink::-D izy mitsy lay teo anilako teo anjaridaina antaninanrenina iny, sa ahona ry fiffi:-D:-D:-D
45. Fiffi ( 03/01/2007 18:03)
ié ! de naka sary le hazo be misy voninkazo somary volomparasy iny ...hummm;..milay be an ! :-D:-D:-D
46. Belle ( 03/01/2007 20:18)
ravatorano: ahoana kay no mahatonga anao hanontany hoe tena izaho tokoa v klouh io??? :roll: tsy azoko.
47. titis ( 03/01/2007 22:57)
Matoa misy ity serasera ity dia tsy nisy hoe natokana ho an'ny any andafy na ny aty dagofa hoa antsika gasy rehetra manerantany fa gaga @ ilay hevitry belle indray aho .Asa eritreritra mandalo ngah ny azy?:wink:
48. ratonga ( 03/01/2007 23:17)
dailynews:

ratonga> zah efa aty zao kah. Mafana koa ilay andro eto tana an. Ary ahoana koa io resaka mampalahelo ao ampefiloha io? ..oay, hay izaho HS. Azafady.

arabaina zany dailynews fa tonga soa eto antanindrazana dray:wink: tsy nifanena t@ cutie teny andalana teny vé:-D:-D:-D

fasaly:

ratonga: zà aza efa tonga tany akaikinlay laokolosy manao techno tsy hitako teo akory enao:?:cry: i fiffi no nifanena tamiko teo am vary mitsangana de avy teo niaraka nitsangatsangana zahay:wink::-D izy mitsy lay teo anilako teo anjaridaina antaninanrenina iny, sa ahona ry fiffi:-D:-D:-D

=))=))=))
hitako io restô lazain'i fasaly io kà, fa tô efa niova anarana lé izy knou, tao @ Zémaika zany nareo 2 no nikaly:lol:mlay kosa zany:lol:

Fiffi:

ié ! de naka sary le hazo be misy voninkazo somary volomparasy iny ...hummm;..milay be an ! :-D:-D:-D

:-D:-D:-D




49. cutie ( 03/01/2007 23:28)
haty ve ratonga tena mpanao HS be mitsy :-D:-D:-D:-D
50. fasaly ( 04/01/2007 11:32)
ratonga: ié! zé maika mitsy no anarany fa raha ratsy kaly ao koa nge de tena zé maika be mitsy handeha hitady toerana fialofana eç:wink:
51. fasaly ( 04/01/2007 11:33)
titis:

Matoa misy ity serasera ity dia tsy nisy hoe natokana ho an'ny any andafy na ny aty dagofa hoa antsika gasy rehetra manerantany fa gaga @ ilay hevitry belle indray aho .Asa eritreritra mandalo ngah ny azy?:wink:


belle idée kosa kou!:wink::-D:-D


52. dailynews ( 04/01/2007 20:54)
ratonga> mety tafaradalana ngamba zahay fa tsy nifankafantatra. :-D:-D:-D
titis> ekeko ny hevitrao, eritreritra nandalo marina ny azy angamba saingy mahery izy fa nampody olona vitsivitsy antanindrazana.
53. cutie ( 04/01/2007 22:05)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 04-01-2007 21:54:12
Lohateny : Re : Ny Malagasy sy ny Serasera
ratonga> mety tafaradalana ngamba zahay fa tsy nifankafantatra.

:-D:-D:-D:-D:-D
eny tokoa
54. booboo ( 05/01/2007 11:23)
Taona misimisy kounkou zay no nifaneraserako an-tendrilavitra tato @ serasera fa tsy ary nahatsikaritra an'ireo raha tanisain'i Belle ireo zà ...zà angamba no tara train lava :°)

55. Aino ( 05/01/2007 15:38)
bella raha ho ahy samy hirery indray dia, rehefa vonona ny hifanerasera sy hiresaka @maha pinamana eto sns dia vonona na avy aiza io na avy aiza, ny tohetra sy firesaka sns ihany anga hoe no dinihiko na avy aty aza rehefa tsy tiako ny fombany dia avaliko any.

fa raha avy aiza na Mada na Europe na Amerique sns samy gasy ihany tsika no eto ka inn moa no holaza @izany, hafatsy ny manao bagdad ihany anga hoe:°)
56. Belle ( 05/01/2007 17:06)
hoy Dailynews: ...saingy mahery izy fa nampody olona vitsivitsy antanindrazana.

Matoa ireo olona vitsivitsy ireo nody an-tanindrazana, ao raha. Nisy noraisiny, nisy akony taminy ary nisy marina ihany raha izany izay nolazaiko na tsy mivaky aza izy ireo, nahatapakevitra azy hanova ny toerana misy azy. Averiko indray fa tsy nisy hevitra ambadika mihitsy ny narosoko fa ny tsirairay no samy maka ny tandrify azy avy araka ny fahazahoany azy.
57. fasaly ( 05/01/2007 18:41)

hoy i belle:"tsy mahatanty lazaina ny marina sy tsikeraina ka lazaina fa mpialona foana ilay olona manoratra."

belle: lay mialona sy mila vaniny am namana kalou misy e!:wink:
58. Fiffi ( 05/01/2007 22:19)
fasaly:
lay mialona sy mila vaniny am namana kalou misy e!:wink:
indrisy.......


59. cutie ( 06/01/2007 00:07)
tonga de sakanana ny hafatra refa ohtr'reny:lol:
60. ratonga ( 06/01/2007 01:08)
aza sakanana kosa é! raha le manompa dé dakoro fa ny akotran'izay amiko tsy maninona mitsy, ny serasera ko ngé no afantarana izay tena fisainan'ny tsirairay é, rehefa tsy azoazo dé atao kabary tsy valina dé vita:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423