Soa ny fiarahana- Nice

241. fijo ( 22/02/2007 22:55)
za ngaha mangataka amindry?izany moa ftma an.
242. mbaliana ( 23/02/2007 12:58)
fijo> izy aza tsy manana ... dia mangina amin'zayyy fa era tsy nahazo .. mionona fa izay no fahasambarana =))=))=))
243. fijo ( 23/02/2007 23:05)
ka za tia tsy mihonona ko
244. mbaliana ( 23/02/2007 23:39)
dia aza mionona fa tsy hahazo eo akory e
245. fijo ( 27/02/2007 21:38)
mety ahazo ihany ka
246. mbaliana ( 28/02/2007 03:47)
hahahahhaaha manantenà ny tsy hisy eo
247. fijo ( 28/02/2007 21:51)
manantena aloha,de misy avy eo
248. mbaliana ( 28/02/2007 22:52)
hiihihihi andraso ao ary koa...
249. babalahy ( 25/04/2007 07:12)
Salut daholo!Zah saika mba hanontany ny frais ROME mankany NICE par avion raha mba misy mahafantatra azafady na hoe mankany Marseille.Misaotra betsaka.
250. Fiffi ( 25/04/2007 07:29)
azonao jerena ao am google io ary tena mazava be mihintsy na ny train na avion ! satria ilaina ny point de départ sy ny point d'arrivée !:)
http://www.vivacances.fr/billets/rome_nice.htm
de fenoy io de ho hitanao ao daholo....:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5202