Soa ny fiarahana- Nice

201. watafon ( 02/02/2007 15:44)
ftma: wééé! mci e !:-*:-*
202. mbaliana ( 02/02/2007 21:48)
ftma> fa anga ireo ihany no te hijery? :roll::roll:
203. cutie ( 03/02/2007 03:17)
ftma :lol:
204. fijo ( 03/02/2007 05:45)
mbaliana ieeeeeee
205. watafon ( 03/02/2007 08:50)
mbaliana : mialona nga njy ? :-D
206. mbaliana ( 04/02/2007 22:32)
watafon> zany ve dia mialona za aza miaro ny ankamaron'ny olona fa tsy nareo olona3 ireo .. misy ny fiangarana...
fijo> aiza no ahafantaranao an'izany .. za zao efa naahazo demande bdb fa hoe rehefa tsy omena dia tsy omena :x:x
207. fijo ( 07/02/2007 23:22)
ita fa mialona virja indray mbaliana le
208. mbaliana ( 08/02/2007 11:08)
watafon sy fijo> mialona mihitsy fa tsy azoko tazomina ny tanan'i Fa tsy hampijery anareo ny sary .. soa fa tsy hande i fijo any amin'ny RNS :-D:-D
209. fijo ( 08/02/2007 23:05)
kiiiii,za nefa te handeha anie e
210. watafon ( 09/02/2007 20:10)
mbaliana : soa ihany izany kou ! :-D:-D
211. mbaliana ( 09/02/2007 23:14)
fijo> inn kikiavina eo e.. hihihhi
watafon> efa novonoin'i fa daholo kay hono ny sary tany aminy hihihihi :oops:
212. fijo ( 09/02/2007 23:17)
ka za te hoany ko.fa saingy le hoany mahajanga,de aleo klo le mahajanga no atao lohalaharana
213. mbaliana ( 12/02/2007 21:00)
mitovy ihany zany koa...:lol:
214. ftma ( 13/02/2007 09:46)
mbaliana: tsy novonoiko izany le sary fa simba ny ordi de very fa mbola azoko alaina any @ pire noho njy @ herinandro :D
215. mbaliana ( 13/02/2007 19:34)
ftma> zany ve? za akia nananihany tamin'io fa kay tena marina :oops::oops:
216. cutie ( 13/02/2007 19:48)
hahazo sary ihany za ny farany a :lol::lol::lol::lol:
217. fijo ( 14/02/2007 00:25)
"mety" ahazo ihany isika ry cutie an.
hay mbalian ako hoany mahajanga?????any izany mihaona e,raha tsy mody aloha indray nareo.
218. mbaliana ( 14/02/2007 12:09)
fijo> efa alina marina angamab ianao no nanoratra teto fa dia misavoritaka zany soratanao zany... aiza zany hoe ho an'ny Mahajanga zany za? jereo fa hoe any hono maha janga..za tsy te-ho janga ka...mbola tsy haihay zany
219. ftma ( 14/02/2007 12:56)
cutie, fijo : mahazo nareo fa aza mataotra e rehefa mifakahita isika ampisehoko :wink:
220. fijo ( 14/02/2007 22:34)
mbaliana an,mba haindry moa ny dikan'ny hoe "janga"???????sao dia afangarondry amin'ny hoe vehivavy janga indray ary.
ny janga any majunga dia midika hoe sitrana.ka raha tsy tiandry ho sitrana io saindry io,dia aza mankany.:idea::idea::idea:
ftma na ela loatra nama an.zanaka mahajanga anie tsy mahadiny raha ela e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3485