Soa ny fiarahana- Nice

181. cutie ( 30/01/2007 23:33)
ftma
njy le mpaka wa:-D
182. fijo ( 30/01/2007 23:37)
resaka,resaka,resaka,resaka,de zay foanaaaa
aiza ihany le sary e?????????
183. tywa68 ( 31/01/2007 08:20)
ty ary sary 1 ê !
Jereo eto
184. watafon ( 31/01/2007 12:54)
fijo: marina ny anlah lesy k ! mampiesona doly ftsn reto sipa reto kay ! :-D:-D:-D:-D
185. ftma ( 31/01/2007 12:56)
fijo: saika hametraka za fa tsy mahay mametraka ko :wink:
tywa68: aza miana-dratsy eo njy :-*
186. ftma ( 31/01/2007 12:57)
cutie: za akia sahirana dia tsy afaka naka an
187. watafon ( 31/01/2007 16:07)
ftma: i cutie ihany no mampianatra an'io e! :-D:-D
188. tywa68 ( 31/01/2007 20:08)
ftma : soa fianatra ê :-D:-D
189. mbaliana ( 31/01/2007 20:25)
cutie> njy mantsy tsy nahita fa i Fa ange tsy maka mihitsy e.. hummm
fijo> efa mba manandrana mametraka izahay a tsy mety.. koa atao ahona ary ..
watafon> aza miesona wa fa manjary manitra ny sasany efa mba matory...:-D:-D
tywa68> lasa mpianatra koa anga njy?
190. ftma ( 31/01/2007 22:03)
tywa68: aza miana-dratsy hoan :wink:
watafon: very eo njy raha mianatra an'i cutie an
fijo: ndraso fa hitondra sary za rehefa hijery an'i dedesse
191. mbaliana ( 31/01/2007 22:38)
Ftma> eee aoka kely sady amin'izay any amin'i fijo dia ahona ny sasany? aza mba miangatra ka,, aza aseho mihitsy wa :oops::oops:
192. cutie ( 31/01/2007 23:50)
: watafon [ Valio ] 31-01-2007 17:07:58
Lohateny : Re : Soa ny fiarahana- Nice
ftma: i cutie ihany no mampianatra an'io e!

mampianatra in zany alou :roll:
193. cutie ( 31/01/2007 23:51)
: mbaliana [ Valio ] 31-01-2007 21:25:37
Lohateny : Re : Soa ny fiarahana- Nice
cutie> njy mantsy tsy nahita fa i Fa ange tsy maka mihitsy e.. hummm

fa iza ihany no mpaka :-w:-w:-w
194. fijo ( 01/02/2007 05:53)
mpaka ra no betsaka ato kle.
saryyyyyyyyyy eeeeeeeeeeeeeeeeeee
195. tywa68 ( 01/02/2007 06:24)
ftma :-D:-D
196. watafon ( 01/02/2007 08:53)
fijo: :-D:-D:-D
ftma: arakarak'izay ampianariny ksoa aloha io e! :-D:-D:-D
cutie: mbaliana no tena mpampiana-dratsy ato e! :-D:-D:-D:-D
mbaliana: manitra ahoana moa zay ? :-D:-D
197. mbaliana ( 01/02/2007 11:52)
watafon> diso touche e. manitra ny matory ny tena izy...matoa ianaranareo anie le izy dia tianareo zany e.. eo vao hoe ratsy a ratsy :-D:-D
cutie> tsy nisy naka e.. sady tsy azo kitihana ny fakan-tsarin'i Fa aza miteniteny aminy... sao simba hono koa :-D:-D:-D
fijo> fa iza koa no mba naka ny ranao .. ianao aza mitsoaka tsy te hijery anay koa...:^):^)
198. Samoana ( 01/02/2007 15:09)
fijo:

mpaka ra no betsaka ato kle.
saryyyyyyyyyy eeeeeeeeeeeeeeeeeee


mahandrasa fisotroan-dite letsy fijo a:wink:. Milay izy @ izay ampiarahana "resa-dehilahy" tsy virtoaly:D


199. fijo ( 01/02/2007 23:24)
misaotra letsy e;soa fanisy an'ialahy fa raha ry mbaliana no andrasana,mahia eto ihany
200. ftma ( 02/02/2007 09:50)
mbaliana: mahita daholo fa za nga miangatra: watafon mahita rehefa any Mada za :wink:, cutie mahita fa manana rendez-vous zahay @ 2008, fijo mahita fa hoany Marseille za :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4151