Soa ny fiarahana- Nice
221. mbaliana
(
14/02/2007 23:01)
fijo> asa aloha zauy dikany any majunga fa zay no mba dikany fantatro koa..
fa marary anga ny saiko ry fijo? ary ianao koa zan marary saina matoa mahalala ny aretiko koa...=))=))
fa marary anga ny saiko ry fijo? ary ianao koa zan marary saina matoa mahalala ny aretiko koa...=))=))
222. cutie
(
16/02/2007 02:22)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 14-02-2007 13:56:24
Lohateny : Re : Soa ny fiarahana- Nice
cutie, fijo : mahazo nareo fa aza mataotra e rehefa mifakahita isika ampisehoko
mbola ho rahoviana zany :roll::roll::roll:
sady sao de tsy ho tadidiko eo njy fa tonga de omeo zao :lol:
224. xxx
(
16/02/2007 08:07)
fijo:
eny wa ry cutie.
mbaliana an,ny mahalala tsy voa ka
Nihemotra indray aho fa tapakevitra ny tsy andeha.Manana herin'ny maizina ianao koa soa manotafady ny olona any.Izay miaraka ny amboholambo hono dia amboholambo.Aleo tanako izay finoako kely ananako sao voasiton'ny herin'ny ratsy avy any aminao any.Pardonne-moi.Tandremo aza matoky io lahy fa hafahafa,na ny vola any am-paosinareo indray aza no manaraka:evil:
225. Fiffi
(
16/02/2007 08:14)
xxx:heu.....na de faran'zay kely indrindra aza ny finoanao...inona no hatahoranao @ zany ? Raha misy manko ny finoana tsy tokony hisy hampatahotra zany satria:
Aleo tanako izay finoako kely ananako sao voasiton'ny herin'ny ratsy avy any aminao any.
"Eny na dia hamakivaky ny lohasaha halokin'ny fahafatesana aza aho , dia tsy hatahotra ny loza aho , fa Ianao no amiko"
aiza ho aiza zany finoanao zany ry xxx ? hapetrao eo ampelatan'Andriamanitra fotsiny ny fiainanao dia tsy hisy zany tahotra zany raha mino..........
226. fijo
(
16/02/2007 21:17)
fa ngaha resaka finoana ny ato e.inona ary ity gadrain'ny finoana ity??????
227. ftma
(
16/02/2007 21:39)
:-D io dray le manova resaka :wink:
cutie efa lasa any ny sationany hihihihihi
cutie efa lasa any ny sationany hihihihihi
228. cutie
(
16/02/2007 21:49)
hita wa ry fijo , misy oul de tsy avotra mitsy :-D:-D:-D:-D
ftma weeeeeeeeeeeeeee:-*
ftma weeeeeeeeeeeeeee:-*
229. mbaliana
(
16/02/2007 22:23)
haihayyyy inn ndray zany resaka zany...
aza mba mitsara mba tsy ho tsaraina e.. sady ianao zany le manao labozia mirehitra any ambany latabatra raha ianao no tokony hanao fanilo hanazava ny sain'ny olona nefa miafina .. mbola mihazohazo angaha ny finoanao no matahotra an'i fijo ianao hanova ny finoanao?
Manana herin'ny maizina ianao koa soa manotafady ny olona any.Izay miaraka ny amboholambo hono dia amboholambo.Aleo tanako izay finoako kely ananako sao voasiton'ny herin'ny ratsy avy any aminao any.Pardonne-moi.Tandremo aza matoky io lahy fa hafahafa,na ny vola any am-paosinareo indray aza no manaraka
aza mba mitsara mba tsy ho tsaraina e.. sady ianao zany le manao labozia mirehitra any ambany latabatra raha ianao no tokony hanao fanilo hanazava ny sain'ny olona nefa miafina .. mbola mihazohazo angaha ny finoanao no matahotra an'i fijo ianao hanova ny finoanao?
230. mbaliana
(
16/02/2007 22:27)
cutie> hita ve le sary nalefan'i ftma , dia inn avy akia le sary nalefa tany.... aza alefa any amin'i fijo fotsiny fa avelao io hangaihay ao
fijo> ny mahalala tsy voa ahona? zany hoe efa teo no niala ve?
fijo> ny mahalala tsy voa ahona? zany hoe efa teo no niala ve?
231. ftma
(
16/02/2007 23:03)
xxx, Fiffi, mbaliana: tena tsy misy azo le resaka :wink:
cutie: asio valiny le izy an
Misy carnaval indray fa aiza nareo ekipa matanjaka e? sady vao maika laharana be ny socca :wink:
http://www.nicecarnaval.com/carnaval4.html
cutie: asio valiny le izy an
Misy carnaval indray fa aiza nareo ekipa matanjaka e? sady vao maika laharana be ny socca :wink:
http://www.nicecarnaval.com/carnaval4.html
234. cutie
(
17/02/2007 01:16)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 16-02-2007 23:27:19
Lohateny : Re : Soa ny fiarahana- Nice
cutie> hita ve le sary nalefan'i ftma , dia inn avy akia le sary nalefa tany.... aza alefa any amin'i fijo fotsiny fa avelao io hangaihay ao
hitako
milay be daholo:-D:-D:-D:-D
tsy alefako any @ fijo ka, aleo njy no manome direct azy :-D
235. mbaliana
(
18/02/2007 07:39)
cutie merci akia :-*:-*:-*.. mba andefaso ny sarinjy koa za e sa azoko alaina any amin'i Ftma?
236. cutie
(
18/02/2007 21:43)
hihihihi mbaliana alaivo any @ Fa ny adiresiko fa tsy sary hihihihi, de miresaka tsika sy njy :wink:
239. fijo
(
21/02/2007 22:52)
ftma an,aza miangatra moa fa mba handefaso koa za e;i cutie izany efa nahita izao.