Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao amin\'io?

61. niryna ( 05/01/2007 19:15)
Ao anaty baiboly io.Na isika aza anie dia manavotra ny ondry very e.Raha mafantatra zavatra isika dia tsy maintsy manazava amin\'ny fo malefaka sy tenin\'A/tra satria amin\'ny andro farany isika no voan\'ny fanontaniana ary ny helon\'ilay olona lasa ho antsika satria isika tsy nampahafantatra azy.:cry:
62. xxx ( 12/01/2007 16:00)
cutie:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 03-01-2007 19:13:13
Lohateny : Re : Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao ami
Ka raha resaka sakrameta io anie tsy mba nampianarina aty amintsika hoe aza mandray an\'io ianao raha manana alahelo ny olon-kafa e ,mandeha aloha mamela ilay olona na mangataka famelan-keloka fa zavatra sarobidy io.

zava-baovao njay iny :lol:


Satria misy fiangonana mamerina ny zavatra isan\'andro fa tsy toy ny mihinan-kanina karazany maro.Raha tsy mamela ny rahalahinao hoy jesosy ianao ahoana no fomba hamelan\'Atra anao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071