Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao amin\'io?
42. prime
(
28/12/2006 13:27)
soanja:... hihihi tsy mamaky tsara...
Raha be fahatahorana izy eo amin'ny fiainany dia manahy izy izay sao tsy tian'Andriamanitra.
Diso be io fampianarana io.
Tsy biby fampitahorana Andriamaniatra fa Fitiavana.
- ny mpino tsy manahy satria tsy matahotra ny fiainana ho avy
- Andriamanitra no mpiahy ny fiainan'ny mpino (hafa ny atao hoe "manahy", hafa ny hoe "miahy")
- ny fanahiana dia endrika tsy finoana
...Tsy biby fampitahorana tokoa Andriamanitra fa Andriamanitra fitiavana, no sady Andriamanitra mahery ihany koa no sady Andriamanitra saropiaro araka ny voasoratra hoe :
"Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony." Nahoma 1:2
"Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;" Eksodosy 20:5
... fa mbola famindrampo sy fitiavana ihany koa no ifehezan'Andriamanitra ny fetr'andro rehetra satria fantatr'Andriamanitra ny soa sahaza ny andro irain'ny mpino sy ny ratsy sahaza izany ihany koa araka ny voasoratra hoe :
"Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy." Matio 6:34
43. Rasiligaoma
(
28/12/2006 15:08)
tsy azoko intsony.. tamin'ny andron'i Noemie dia andriamanitra masika sy mitahiry fahatezarana i "Jehovah"
aby eo
Voizina impiry ato hoe andriamanitra fitiavana i jehovah..tsy manao an-dolom-po , mamela heloka isanandro...
dia avy eo ireo ampiasain'i Prime arakaraka ilay cas sy doctrine tian'i Prime ampiasana azy
Soa ihany fa ze tinao io, ary andriamanitra Izy ..... fa raha tsy izany...

44. soanja
(
28/12/2006 16:02)
prime:
soanja:... hihihi tsy mamaky tsara...
Raha be fahatahorana izy eo amin'ny fiainany dia manahy izy izay sao tsy tian'Andriamanitra.
Diso be io fampianarana io.
Tsy biby fampitahorana Andriamaniatra fa Fitiavana.
- ny mpino tsy manahy satria tsy matahotra ny fiainana ho avy
- Andriamanitra no mpiahy ny fiainan'ny mpino (hafa ny atao hoe "manahy", hafa ny hoe "miahy")
- ny fanahiana dia endrika tsy finoana
...Tsy biby fampitahorana tokoa Andriamanitra fa Andriamanitra fitiavana, no sady Andriamanitra mahery ihany koa no sady Andriamanitra saropiaro araka ny voasoratra hoe :
"Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony." Nahoma 1:2
"Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;" Eksodosy 20:5
... fa mbola famindrampo sy fitiavana ihany koa no ifehezan'Andriamanitra ny fetr'andro rehetra satria fantatr'Andriamanitra ny soa sahaza ny andro irain'ny mpino sy ny ratsy sahaza izany ihany koa araka ny voasoratra hoe :
"Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy." Matio 6:34
Ka raha tsy fampitahorana no asesinao tary ambadika ry Prime dia ahoana ny fivoakan'ity soratrao ity:
Hoy i Prime:
"Hoy i soanja:
Ny fahaizana manadihady na mandanjalanja ny hoe tenin'Andriamanitra kosa angamba no olanao eto ry xxx. Tsy izay mivoaka ny vavan'olmbelona rehetra akory dia avy amin'Andriamanitra avokoa. Fa ny fahaizanao mamaky sy mihaino ary mandanjalanja izay mivoaka eo dia mety ahitana resak'Andriamanitra na tsia. "
... sao d mba Andriamanitra ilay amboamboarin'ny saina izany ry soanja fa ilay Andriamanitra antsoina hoe "Jehovah, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra Tsitoha" dia na ny zazakely sy ny zaza amam-behivavy sy ny ondry matavy aza dia nasaina naripaka sy novonoina avokoa satria fahavalon'ny hebreo sy ny zanak'israely nanompo andriamanin-kafa tamin'ny fanjakàn'i Saoly Mpanjaka... ary mbola mandrak'ity ny androany mbola manamafy ny teny faminaniany ny amin'ny olom-boafidy...
45. ikaretsaka
(
28/12/2006 22:33)
fa ahoana kosa ary itsy misabaka be ataon'i prime sy XXX (fantatro fa tsy lazaiko :-P) ity:
Prime.....
dia hoy indray ialahy namoaka andalana notsiponina
"
de avy eo
dia avy eo indray hoy laisany!
de ahoana ihany?:?::roll: pilofasy pilofasy
pile fitiavana...
fasy... mpitana andolompo!
Prime.....
..Tsy biby fampitahorana tokoa Andriamanitra fa Andriamanitra fitiavana, no sady Andriamanitra mahery ihany koa no sady Andriamanitra saropiaro araka ny voasoratra hoe :
"Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony." Nahoma 1:2
dia hoy indray ialahy namoaka andalana notsiponina
"
fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;" Eksodosy 20:5
de avy eo
... fa mbola famindrampo sy fitiavana ihany koa no ifehezan'Andriamanitra ny fetr'andro rehetra satria fantatr'Andriamanitra ny soa sahaza ny andro irain'ny mpino sy ny ratsy sahaza izany ihany koa araka ny voasoratra hoe :
"Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy." Matio 6:34[/
dia avy eo indray hoy laisany!
... sao d mba Andriamanitra ilay amboamboarin'ny saina izany ry soanja fa ilay Andriamanitra antsoina hoe "Jehovah, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra Tsitoha" dia na ny zazakely sy ny zaza amam-behivavy sy ny ondry matavy aza dia nasaina naripaka sy novonoina avokoa satria fahavalon'ny hebreo sy ny zanak'israely nanompo andriamanin-kafa tamin'ny fanjakàn'i Saoly Mpanjaka... ary mbola mandrak'ity ny androany mbola manamafy ny teny faminaniany ny amin'ny olom-boafidy...
de ahoana ihany?:?::roll: pilofasy pilofasy
pile fitiavana...
fasy... mpitana andolompo!
47. ikaretsaka
(
29/12/2006 00:02)
raha za aloha no tsy nahay na hoe fresh from the ground di tena nisangojy be ihany ny fahitako an'Atra raha izoa no zavatra nambara ahy e...
soa ihany fa efa tsy fresh intsony !
soa ihany fa efa tsy fresh intsony !
50. soanja
(
29/12/2006 06:17)
Ika> Aza manahy ny amin'izany fa Andriamanitra manana ny fomba hanokafany ny masony. Misy fotoana ny zava-drehetra. Andriamanitra irery ihany no mahalala izany.
51. prime
(
29/12/2006 10:04)
rasiligaoma:... raha izany no atao hoe doctrine dia an\'Andriamanitra izany fa tsy misy ahy na kely aza... fa ny sofinareo mihitsy no tsy mahazaka ilay Tenin\'Andriamanitra raha lazainareo fa izay tiako indray no lazaiko... hihihihi...
dia avy eo ireo ampiasain\'i Prime arakaraka ilay cas sy doctrine tian\'i Prime ampiasana azy
Soa ihany fa ze tinao io, ary andriamanitra Izy ..... fa raha tsy izany...
Tenin\'Izy Andriamanitra ireo ary mbola ity koa Izy manambara ny tenany : \"Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.\" Apokalypsy 1:8
\"Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.\" Hebreo 13:8
... Mbola ilay Andriamanitra namorona izao tontolo izao tamin\'ny alalan\'ny teniny ihany no miteny tamin\'ny bokin\'ny Nahoma sy niteny tany amin\'ny bokin\'ny eksodosy...
Misy zavatra iray loha tena tsy azonareo mihitsy, \"fa Andriamanitra dia fitiavana.\" I Jaona 4:8 hoy ny voasoratra, fa ilay mahafitiavana azy tsy ilay fitiavana ilay takatry ny sain\'olombelona, fa ilay Andriamanitra mahafoy ny Zanany iharan\'ny hatezerany noho ny otan\'ny olombelona ka tsy maintsy helohina, alatsadrà, homboina ka ho faty eo amin\'ny hazofijaliana... Izany fitiavana filamatra izany no nentin\'Andriamanitra maneho ny halehiben\'ilay atao hoe \"Agape\" ao Aminy ka manolotra ny Zanany Lahitokana ho faty hisolo heloka ireo mpanota marobe mbola mahasahy miteny ratsy azy ihany mandrak\'ity ny androany...
Izany fitiavan\'Andriamanitra izany no ampianarany ny mpino rehetra fa tokony hodinihina sy iainan\'ny mpino isanandro isanandro, izay nahatsiaro nibebaka ka nanaiky ny homboina tamin\'ny hazofijaliana niaraka Taminy mba hiara-hatsangana Aminy rahateo koa... Izany fitiavana izany no nampianaran\'i Kristy ny didy vaovao ny amin\'ny fitiavana izay Andriamanitra no voalohany (ilay Mpamonjy azy) izay vao ny namana... ka mba hahafoizan\'ny mpino ny momba ny tenany rehetra koa fa hanao ho antoka sy zava-dehibe amin\'ny fiainany ny sitrapon\'Andriamanitra sy ny famonjena ny hafa amin\'ny alalan\'ny fitoriana an\'i Kristy mba handraisan\'ireo Azy eo amin\'ny fiainana...
Izany rehetra izany nefa tsy manafoana ny mahaAndriamanitra an\'Andriamanitra... ny famelan-keloka tsy azo mora foana izany fa mila fibebahana izay vao azo, ary mahatsiaro manao fifonana amin\'ny fiainany ny mpino vao omena izany... tsy misy famindrampo azo ho azy izany fa mitoetra foana ny fahamelohana sy ny fahatezeran\'Andriamanitra amin\'izay tsy mibebaka sy tsy mifona...
Vakio indray mandeha ny soratra masina dia diniho tsara fa ny olona nahazo famelan-keloka rehetra dia izay nibebaka sy nifona ka nanaiky hanetry tena hohavaozin\'ny Tompo fa tsy izay misentosento sy manamarin-tena ary miziriziry amin\'ny heviny akory...
Inoako fa azonareo ny mahaAndriamanitra Fitiavana an\'i Jehovah, fa ilay mahaIzy Azy koa hoe \"saropiaro\" sy \"masiaka\" amin\'izay mpanohitra Azy dia tsy zakan\'ny sainareo satria nafenina anareo izany, fa Andriamanitra Iray ihany no miteny ireo an-dalan-tsoratra masina notsongaina ireo fa tsy Andriamanitra samihafa akory... Izay no nahatonga ahy niteny hoe Andriamanitra amin\'ny mahaIzy Azy jerena fa tsy ilay fiheverantsika Azy...
Izaho fahiny mba toa anareo ihany koa dia mihevitra fa Andriamanitra dia mpamela heloka... fa raha mpamela heloka fotsiny Izy dia jereo ny niafaran\'ny Mpanjàka Saoly, ny Mpanjàka Solomona, Jodasy raha tsy ireo ihany... fa i Jodasy nanenina fa tsy nibebaka toa an\'i Petera sy ireo mpianatra hafa namadika Azy ihany koa... fa Mpitsara marina koa Izy... araka ny voasoratra hoe : \"Mpitsara marina Andriamanitra, eny Andriamanitra Izay tezitra isan\'andro.\" Salamo 7:11
52. Rasiligaoma
(
29/12/2006 19:38)
ka inona ihany no izy ry prime...
mpitsara sa mpamela heloka sa fitiavana sa mpamaly faty ....?
dia inona no atao hoe "mpanohitra azy"? ankoatran'ny athee ?
mpitsara sa mpamela heloka sa fitiavana sa mpamaly faty ....?
dia inona no atao hoe "mpanohitra azy"? ankoatran'ny athee ?
53. soanja
(
30/12/2006 01:57)
Prime > Ato anatiko dia misy Fanahy milaza amiko foana fa Andriamanitra FITIAVANA izy ary tsy masiaka na mpankahala. Mpanao soa ary mpamela heloka.
Io ilay Andriamanitra hinoako. Io ilay JK e.
Raha tsy izy io dia atao ahoana fa io le ato amiko ary tsy henenenako ny fanana azy fa Kajiako mafy ary hampitaiko koa any amin'ny hafa.
Io ilay Andriamanitra hinoako. Io ilay JK e.
Raha tsy izy io dia atao ahoana fa io le ato amiko ary tsy henenenako ny fanana azy fa Kajiako mafy ary hampitaiko koa any amin'ny hafa.
54. ikaretsaka
(
30/12/2006 02:30)
torak'izany ny aty..
ny ahy aloha dia efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko e.. izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy koa..
ny foko no miteny [izay entanin'ny fanahy masina noraisiko t@ sakramenta isankarazany] rehefa asainao miresaka miresaka momba an'andriamanitra aho...
fa tsy handeha aloha aho hiteny hoe "nankaiza ny baiboliko teto"
Raha eo ilay baiboliko tsara, raha tsy eo izy .. tsy maninona!
Izay ny finoako , ianaro ho anao raha tsara, avelao ho ahy irery raha hitanao fa tsy mety.
Mihaona isika any ananonanona any, raha samy ho any indray!

56. niryna
(
01/01/2007 20:02)
Tratry ny taona daholo aloha.Ba mamikely ho antsika jiaby e.
Ika mba hazavao amiko hoe io fa tsy fantatro ny tianao ho tenenina
.[ ahy aloha dia efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko e.izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy ]

57. ikaretsaka
(
02/01/2007 04:18)
niryna:
Tratry ny taona daholo aloha.Ba mamikely ho antsika jiaby e.
Ika mba hazavao amiko hoe io fa tsy fantatro ny tianao ho tenenina
.[ ahy aloha dia efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko e.izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy ]
Niryna> voalohany aloha dia resaka ara-pinoana io... izany hoe a raha azavazavaina fotsiny ka tsy hiainana sy jerena amin'ny "open minded" dia tsy ho azo mihitsy fa mila mivoaka fijery hafa aloha...
fa na izany aza dia ataoko tsotsotra ihany
@ finoana dia ao koa ilay atao hoe sakramenta... mandray ny fanahy masina... io ilay hoe feno ny fanahy masina izany e..
rehefa feno an'io ny olona dia io nandray an'andriamanitra tao am-po io.. izany hoe efa ao izy ... iaianao .. ao anatinao ao ..miara miaina aminao...
resaka finoana hoa io ...tsy azo atao ny mamaritra fa milaza fotsiny no azo
58. niryna
(
03/01/2007 18:13)
Ka raha resaka sakrameta io anie tsy mba nampianarina aty amintsika hoe aza mandray an\'io ianao raha manana alahelo ny olon-kafa e ,mandeha aloha mamela ilay olona na mangataka famelan-keloka fa zavatra sarobidy io.
60. cutie
(
04/01/2007 02:05)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 03-01-2007 19:13:13
Lohateny : Re : Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao ami
Ka raha resaka sakrameta io anie tsy mba nampianarina aty amintsika hoe aza mandray an'io ianao raha manana alahelo ny olon-kafa e ,mandeha aloha mamela ilay olona na mangataka famelan-keloka fa zavatra sarobidy io.
zava-baovao njay iny :lol: