Ny Apocrypha
41. ikaretsaka
(
26/12/2006 04:31)
ny tsy baibolista ry niryna tsy mitsipaka ny tenin'andriamanitra izany araka ny eritreretinao.. TSY IZANY!
fa kosa miteny hoe tsy ao anaty baiboly ihany no tovozina ny tenin'andriamanitra
fa miteny amintsika amin'ny alalan'ny zavatra rehetra andriamanitra...
samihafa ireo..
ny hoe baibolista dia hoe ao anaty baiboly ihany no miteny amintsika andriamanitra....
jereo tsara ny misy ilay kianteny TSY!
mazava amin'izay?

42. soanja
(
26/12/2006 04:33)
xxx, inside of me there is God. Io ilay Jesoa Kristy resahintsika amin'ny antsakany sy andavany ao amin'i Baiboly. Tempolin'Andriamanitra aho. I Kristy no arahiko , fa izy ao anatiko mitantana ahy sy manoro hevitra ahy. Io Ilay fanahy, io ilay afo, io ilay mpampihavana, io ilay mpanao soa, io ilay mpankahery. Rehefa manao ny tsy tiany aho dia miala izy. Dia ilay fanahy very no sisa ao.
Ka raha mbola manantena izay Kristy nifantsika tamin'ny hazo fijaliana ianao dia afaka miandry azy any fa izy amiko efa nitsangana sady lasa any an-danitra dia niverina indray ho Fanahy Masina. Ka mitoetra ao amintsika izay vonona ny handray azy sy hihaino azy. Io Kristy io no Andriamanitro , izay miresaka amiko amin'ny fiainako andavanandro, manoro ahy ny zavatra tsara indrindra tian'ny masoko jerena ary tian'ny fahatsapako, fandrenesana henoko satria mikatsaka azy lalandava aho. Izy ilay mikatsaka lalandava ny tsara ho an'ny vatako.
Raha tsy io ilay Krity inoanao dia ataoko ahoana fa tsy mitovy izany ny finoantsika. Ary safidy ny finoana.
Mamaly ny resaka fiainana Mandrakizay aho etsy ambony no nahatonga ahy nanazava ilay true self. Yes my true self is the spirit within me, it embraces Jesus and I feel he is there everytime I check him and if I respect him.
Io fahatsapana ny FanAhy ao anatiko io dia mitondra ahy hikatsaka ny faharetan'izany ho mandrakizay. Satria raha lasa ity vatako ity dia io no hitoetra ary tiako raha ho iray lalandava ao amin'i Kristy.
Izay ilay fanjakan'ny lanitra.
Ny baiboly dia heveriko toy ny lovia mitazona ilay sakafo mahavelona. Rehefa laniko ilay sakafo ao dia mifindra mitady sakafom-panahy hafa aho hihainoako ny tenin'Andriamanitra. Mijanona ao an-tsaiko ny tenin'i Kristy/God/FM satria izy miresaka amiko matetika rehefa vonona ny hihaino azy aho.
Ka n'aiza n'aiza misy ahy dia asako sy adidiko ary faniriako ny haheno ny teniny: na any ampiangonana io, na any ampanaovana dance, na any ampilomanosana , na eny ampandriana. Satria ilay FITIAVANA no hafatra tiany ampitaina: ny tena, ny hafa ary ny fahavalo.
Misaotra anao nanaraka akaiky. Anao indray ny sehatra.

44. soanja
(
26/12/2006 04:46)
Ikaretsaka> :-*:-*:-*:-* Namaste tanteraka ry namako. Good Nite!
Mivavaka ho anareo rehetra mamaky io resako ambony io aho. Tiako ianareo ary mahatsapa ny fitiavanareo an'i Kristy aho.
Mahereza ary aza mitsahatra mikatsaka ny tsara i indrindra. Soanja.

45. Rasiligaoma
(
26/12/2006 08:06)
mankasitraka an'i soanja sy karetsaka amin'ny famelabelarana...
mazava ny tianareo lazaina e..
"Eto amintsika lalandava Andriamanitra"
mazava ny tianareo lazaina e..
"Eto amintsika lalandava Andriamanitra"
46. prime
(
26/12/2006 10:49)
\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako.\" Jaona 14:6 ...Tsy misy fomba na fampianarana feno sy tanteraka manoro ny fankanesana any amin\'Andriamanitra mahasahy miteny izany afatsy tokana ihany... ary tsy amin\'ny fahalalàna sy ny asa no ankanesana any amin\'Andriamanitra mahavoavonjy fa amin\'ny finoana...
\"Izao no lazain\'i Jehovah, Mpanavotra anao, dia ny Iray Masin\'ny Isiraely: Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no nampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin\'ny lalana tokony halehanao.\" Isaia 48:17... dia Jesosy Kristy ilay lalana...
\"Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an\'i Jehovah Andriamanitrao amin\'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5); ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).\" Lioka 10:27... izay ilay ambara hoe aza atao izay mifanitsinitsy amin\'ny tiantsika no iheverana an\'Andriamanitra... ny didin\'i Kristy dia mbola manamafy fa Jehovah Andriamanitra no tiavina voalohany amin\'ny mahany tena ny tena voalohany (fo, fanahy, hery, saina) izay vao ireo tanisainao ireo fa tsy mifototra hoe ny tena sy ny namana sy ny fahavalo aloha fa Andriamanitra tsy tazana mihitsy...

soanja:
Satria ilay FITIAVANA no hafatra tiany ampitaina: ny tena, ny hafa ary ny fahavalo.
\"Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an\'i Jehovah Andriamanitrao amin\'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5); ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).\" Lioka 10:27... izay ilay ambara hoe aza atao izay mifanitsinitsy amin\'ny tiantsika no iheverana an\'Andriamanitra... ny didin\'i Kristy dia mbola manamafy fa Jehovah Andriamanitra no tiavina voalohany amin\'ny mahany tena ny tena voalohany (fo, fanahy, hery, saina) izay vao ireo tanisainao ireo fa tsy mifototra hoe ny tena sy ny namana sy ny fahavalo aloha fa Andriamanitra tsy tazana mihitsy...
47. ikaretsaka
(
26/12/2006 12:16)
prime an> ka manao an'ireo anie rehefa mandray an'i jesoa ao am-po ohatran'io ataon'i soanja io e..
tsy mila vakiana sy velarina aminy foana iireo andalana ireo fa efa hainy .
tsy any amin'izany stade izany intsony izy angamba

48. prime
(
26/12/2006 13:36)
ikaretsaka> tsy haiko aloha raha hanao mpisolovava an'i soanja ianao na inona no fifandraisanareo fa tsy indray mandeha i soanja no mitory "fitiavana sadasada" hatramin'ny "peace & love" sy ny fampianarana tatsinanana isankarazany... izay tsy misy ifandraisany velively amin'Andriamanitra Fitiavana (Jehovah) ilay tena fahamarinana... ka mbola fitiavana no hanitsiana izay diso fa tsy famerimberenana akory...
Ny élémentaire indrindra ny amin'ny fampianaran'i Kristy dia mampianatra ny Fitiavana ao amin'Izy Andriamanitra aloha ary izay io voambara eo ambony io... ka aminao no mihevitra ny hoe "tsy amin'izany stade izany intsony" fa manambara ny heviny izy izay tsy feno no sady mampivily ny tena fototra iorenan'ny fampianaran'i Kristy...

ikaretsaka:... manao inona? fitiavana ny tena, ny hafa, ny fahavalo ve? izany ve no fampainaran'i Kristy? sao dia mba fampianarana tsy ampy na mivilana mihitsy lehiretsy izany...
prime an> ka manao an'ireo anie rehefa mandray an'i jesoa ao am-po ohatran'io ataon'i soanja io e..
49. pissoa
(
26/12/2006 14:37)
Tsy efa hors size ve nareo zany rey olona isany ... Nareo rehetra :roll:
50. soanja
(
26/12/2006 15:44)
prime:
ikaretsaka> tsy haiko aloha raha hanao mpisolovava an'i soanja ianao na inona no fifandraisanareo fa tsy indray mandeha i soanja no mitory "fitiavana sadasada" hatramin'ny "peace & love" sy ny fampianarana tatsinanana isankarazany... izay tsy misy ifandraisany velively amin'Andriamanitra Fitiavana (Jehovah) ilay tena fahamarinana... ka mbola fitiavana no hanitsiana izay diso fa tsy famerimberenana akory...
Ny élémentaire indrindra ny amin'ny fampianaran'i Kristy dia mampianatra ny Fitiavana ao amin'Izy Andriamanitra aloha ary izay io voambara eo ambony io... ka aminao no mihevitra ny hoe "tsy amin'izany stade izany intsony" fa manambara ny heviny izy izay tsy feno no sady mampivily ny tena fototra iorenan'ny fampianaran'i Kristy...
ikaretsaka:... manao inona? fitiavana ny tena, ny hafa, ny fahavalo ve? izany ve no fampainaran'i Kristy? sao dia mba fampianarana tsy ampy na mivilana mihitsy lehiretsy izany...
prime an> ka manao an'ireo anie rehefa mandray an'i jesoa ao am-po ohatran'io ataon'i soanja io e..
Hola Prime,
Rehefa manoratra le Peace and Love I Prime de aza atao anaty " " fa hoe adikao mazava amin'i teny gasy hoe Fitoniana/fifandraisana (amin'Andriamniatra sy ny hafa ary koa ny fahavalo)sy Fifankatiavana (amin'ny Andriamanitra, hafa, ny hafavalo ary ny natiora).
Tsy ny resaka hippies tamin'ny taona 1960 no resahiko fa io ambony io. Mazava be mihitsy toy ny masoandroben'ny nanahary. Ka raha io no tsy mazava amin'i Prime intsony de atao ahoana fa tsy misy azoko atao intsony momba anao.
Mino ve i Prime fa i Jehovah resahinao io no Fanahy Masina midina ato anatintsika rehefa manaiky sy mitia ary mikatsaka azy isika satria no hinoantsika fa fahamarinana?
Raha mikatsaka an'Andriamanitra isanandro ary io no tanjoko isaky ny misokatra vao maraina ny masoko mahita masoandro na tsia dia tsy midika ve zany hoe izy no voalohany amin'ny lista ny fitiavako. Ny fikatsahako azy ho mandrakizay ato amiko ve dia tsy miteny aminao fa izy no fitivana fanaperana amin'ny fiainako. Ny fahamarinana torinao dia mitovy amin'ny fahamarinana toriko saingy ny ahy tsy voatery handray baiboly vao miampita fa i Kristy ato anatiko no manome torolalana ahy hamoaka izany fahamarinana izany ho amin'i hafa. Rehefa tsy tafavoakako ny tiako ambara vao mandray baiboly aho na boky hafa milaza aminy fa izay ilay lalana tokony hizorana satria mila support izany le teny nivoaka tamiko fa tsy ampy tamin'izay. Satria amiko amin'ny alalan'i ASA sy ny TOETRA ary ny FOMBA no amoahako izany fitiavan'Andriamanitra izany ho an'ny hafa.
Sasapoana amiko izay be resaka momba ny baiboly sns eto raha tsy ianao/sy ny ataonao no voalohany ho Modely tsara indrindra hitorianao ny tenin'Andriamanitra.
Raha mahatsapa ianao fa tsy ilay Kristy ato anatiko no hinoana ry Prime dia tsy manahy ka. Tsy ianao intsony koa anie no hitondrako ny resako ato fa ireo izay mbola mitady sy mikatsaka ny tena FAHAMARINANA sy ny fitiavan'Andrimanitra eo amin'ny fiainany andavanandro e. Ireo izay te hahatsapa sy te hahalala fa miresaka aminy Andriamnitra isanandro fa tsy voatery hitazona baiboly vao hoe miresaka Andriamanitra.
Misaotra ihany na dia hotsaratsarainao eto aza aho, ry Prime. Izaho kosa dia tsy hitsahatra hivavaka ho anao lalandava sady hitia anao toy ny rehetra.
51. ikaretsaka
(
26/12/2006 16:47)
Prime
Eto amin'ny forum aloha araka ny maha dinika azy dia ny hevitra no mandeha eto,
tsy misy ifandraisanay sy i Soanja velively ankoatran'ny fitoviana Hevitra fotsiny .
ny heviny no hitako fa mifandraika amin'ny hevitra voiziko dia izay fotsiny no antony hanohanako azy.
sa tsy mety izany?

52. xxx
(
26/12/2006 18:36)
Hoy i Soanja:
mba hampitao @ hafa koa ito hafatra ito, raha tena ao aminao tokoa Kristy:
"izao no Fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany (jesosy Kristy) ho avotra noho ny fahotantsika."
Hoy SOanja:
Raha io no arahina dia misy lalana MARO na hoe ny tsirairay avy dia samy manana ny lalany hankanesana any amin'Andriamanitra.
Raha io lazainao io ry soanja no marina, dia diso izany ilay Jesosy Kristy naneho ny tena Fitiavana, nidina tety ambonin'ny tany maty noho ny fahotantsika ary velona mandrakizay nandresy ny fahafatesana satria izy dia milaza fa :"Izaho no lalana mankany sy fahamarinana ary fiainana, TSY MISY oloana mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako".
Satria ilay FITIAVANA no hafatra tiany ampitaina: tena,...

zah (spirit within me which is my true self) ato anatiko ato no hampikatsa azy ho amin'izany Fanahy Fanaperana (Andriamanitra) izay ho ahy mandrakizay.

53. ikaretsaka
(
26/12/2006 21:36)
"Izaho no lalana mankany sy fahamarinana ary fiainana, TSY MISY oloana mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako".
samy manaiky an'io ange e.. io ny lalana fa ny fandehanana eo @ ilay lalana no samy manana ny fombany...
misy ny mandeha bisikleta ...misy ny mandeha sarety, misy ny mandeha camion!
:wink:
54. xxx
(
27/12/2006 00:26)
Na manakany amin'Andrimanitra @ alalan'i Jesosy Kristy maty hisolo ny helokao ianao, na manantona Azy amin'ny izay heritreritrao fa mety hankanesana any aminy (bisikileta, camion sns)
" Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.
MARO no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko , tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay?
Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka."
"Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany."

55. ikaretsaka
(
27/12/2006 00:32)
" Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.
ka ilay fanaovana ny sitrapony ange ry XXX no samy manana ny fombany e...
(io ilay ataoko hoe samy manana ny lalana hanaovana azy)
56. xxx
(
27/12/2006 00:58)
"Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany."
Ny sitrapon'Andriamanitra dia ny hahazoan'izay MINO an'Jesosy Kristy (maty noho ny fahotan'ny maro ary nitsangana nandresy ny fahafatesana) fianana mandrakizay.
tsy resaka "fombafomba" na hoe "samy manana ny lalan hanaovana azy" intsony izany..
Maro mantsy ny hilaza hoe, ny ahy ny fombako dia mamoaka demonia, misy koa ny hiteny hoe ny fombako dia manao asa lehibe maro. enay na dia ataonao amin'ny anaran'i Jesosy aza.
Kanefa hoy Jesosy Kristy..
"MARO no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko , tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay?
"Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka"
---------------------------------------------------
Tian'Andriamanitra ny hanome anao ny fianana mandrakizay ary tiany ahafantatra ny sitrapony ianao matoa mbola tonga eto amin'ity pejy ity:
"Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka MINO Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany."
>>> "Finoana" fa tsy "fombafomba"..

57. ikaretsaka
(
27/12/2006 01:14)
>>> "Finoana" fa tsy "fombafomba"..
ka ilay finoana ------> efa samy mino anie .. io efa voavelabelatra efa eeeeeeela tato fa nareo ngamba mijapy train dia tsy koprendre ...
HS raha mbola any ny resaka
fa ilay fomba hanaovana sy hanovozana ilay finoana arahin'asa, na ny fomba finoana azy! ------> samy manana ny azy! EO ISIKA IZAO
(sa mety tsy mino ilay finoana arahin'asa indray ianao na ny fomba fanovozana sy fikolokoloina ilay finoana---->resak'hafa iny)
Ny an'ny sasany tsiponina isan'andalana ao anaty baiboly... dia milaza "tompoko tompoko" sy "voasoratra hoe" ao amin'ny bokin-Dranona eto. (maro izy ireo)
ny sasany tonga dia miditra lalina amin'ny fandraisana anaty ilay inoany any amin'ny aram-panahy sy am-po milentika any!
Dia mifampizara ny hitany eo @ zay!
eo isika izao!
Mazava?
58. soanja
(
27/12/2006 09:16)
xxx:
Hoy i Soanja:
Satria ilay FITIAVANA no hafatra tiany ampitaina: tena,...
mba hampitao @ hafa koa ito hafatra ito, raha tena ao aminao tokoa Kristy:
"izao no Fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany (jesosy Kristy) ho avotra noho ny fahotantsika."
Hoy SOanja:
zah (spirit within me which is my true self) ato anatiko ato no hampikatsa azy ho amin'izany Fanahy Fanaperana (Andriamanitra) izay ho ahy mandrakizay.
Raha io no arahina dia misy lalana MARO na hoe ny tsirairay avy dia samy manana ny lalany hankanesana any amin'Andriamanitra.
Raha io lazainao io ry soanja no marina, dia diso izany ilay Jesosy Kristy naneho ny tena Fitiavana, nidina tety ambonin'ny tany maty noho ny fahotantsika ary velona mandrakizay nandresy ny fahafatesana satria izy dia milaza fa :"Izaho no lalana mankany sy fahamarinana ary fiainana, TSY MISY oloana mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako".
Sarotra izy ity ry zalahy fa hifanasa atidoha eto ve?
Ity ilay Andriamanitra resahiko: "Io Ilay fanahy, io ilay afo, io ilay mpampihavana, io ilay mpanao soa, io ilay mpankahery sns... " e. Aiza ianao ahita Andriamanitra tia tahak'izany? Io ilay fitiavany io. Efa nazavaiko tery ambony fa i Kristy le nofantsihana io ary izy ilay Fanahy Masina amin'izao. Rha tsy mety azonao ry xxx dia ialao zaho fa tsy azonao intsony ny tiako hambara.
Raha nofantsihana izy dia ny hanavontany antsika. Isika abibay eto dia mahalala an'izany daholo. Tsy hikatsaka azy aho raha tsy mahafantatra aho fa tia ahy Izy. Efa fantatro hatrany ambolohany re izany fa tsy voatery hatoro ahy eto koa.
izaho kosa dia tsy hanangana rindrina ho an'ny hafa amin'ny fitiavany. Ny rindrina tompoko dia tianareo hatsangana. Amiko zavapoana izany rindrina izany. Tsy mety amiko ny fananganana rindrina ny fitiAvan'Andriamanitra ny hafa sy ny fitiavany ahy. Ny tianareo mantsy dia hihaiky aho fa ny baiboly irery no manana ny fahamarinana momba an'Andriamanitra. i Kristy sao misy te hanova resaka eto indray. Tsia, tompoko. Io no finoako. Hitako n'aiza n'aiza i Kristy na any anaty lavaka mangitsokitsoka aza rehefa misokatra ho Azy ny masoko. Aiza re ilay resak'i fiffi nohoemhezako iry fa iny tena mahalaza azy tsara koa sady any anaty baiboly.
Ny endriky Kristy dia manerana Tompoko ary anjarano ny mitsinjo azy sy mandray azy. Fomba, asa, lalana , toetra n'inona n'inona tianao lazaina dia ahitako an'i Kristy rehefa fantatro ny fisehony eo. Any ka na dia izay lazainao fa ratsy aminao dia mbola eo i Kristy manome anao lesona ho ahoana ny maharatsy an'ity.
Lany morsa aho re ry xxx. Prime fa dia izay hinoy re inoy fa ny ahy dia mazava ny lalako. Ato anatiko i Kristy. izy no lalana , fanilo manazava ny diako amin'ity tontolo tsy manam-petra ity. Ao anatiko sy ety ivelany dia mitovy tsy hita pesipesenina ny fiandohany ary tsy hitako ny hiafarany. Ny Fanahy ao anatiko no hany itokisako. Izy ilay ataoko hoe JK, God, Jehovah, Allah, sns tsy voatanisa rehefa miteny ka manome fahendrena ahy ary ampitony ahy hifandray amin'ny manodidina tsy manam-petra koa. Rehefa tsy tony aho fa matory na miesona amin'ity fiainana ity dia fantatro fa lasa izy.
59. Rasiligaoma
(
27/12/2006 14:15)
misaotra an'i Soanja
ny ahy koa aloha torak'izany ny inoako e
hitako n'aiza na aiza andriamanitra
tsotra ihany ny valiny:
izaho mino fa mbola betsaka lavitra ireo asan'Andriamanitra sy teniny voasoratra sy no tsy voasoratra ao anatin'io boky io.. ary ilay mpanoratra 1 ao aza niteny izany ...
ary nandray ny fanahiny sy itoeran'ny fanahiny masina aho raha tena miaina azy tokoa amin'ny alalan'ny sakramenta nraisiko isan-karazany sy izy noraisiko isaky ny Alahady sy isaky izay mamonjy lamesa
(io ilay hoe tempolin'andriamanitra ny vatako)
donc izay ahitako ilay asany sy teniny , araka io itondran'ilay fanahy masina noraisiko sy nekeko hitoetra ato amiko io, dia ekeko daholo satria inoako fa hanampiany ahy hanamasinana ny tenako sy ny fanahiko izany.
Tia ahy Izy ary nahafoy ny tontolony sy ny Ainy ho ahyary tsy ny hahavery ahy no tanjony ka tsy boky ireny no navelany ho arofanina amin'izany fa ny Fanahiny Masina mihitsy miaraka sy miteny amiko ny teniny na aiza na aiza!

60. prime
(
27/12/2006 14:47)
pissoa> miala tsiny fa tsy izaho no mampivily ny size fa misy zavatra tokony hazavaina satria ny mamaky ny \"forum\" toy itony dia karazan\'olona maro ka raha tokony apokrifa no ifampidinihina dia somary miitatra kely ny resaka izay mitondra fanazavàna fa tsy manamaizina akory... fa misaotra aloha amin\'ny fanamarihana...
Ny Tenin\'Andriamanitra koa dia tsy ilay bitsika ihany koa miresaka amintsika isanandro fa zavatra hafa mihitsy indray izay (azo amoronana lohahevitra hafa indray ny mikasika izay)...
Miala tsiny fa tena mihoatra ny lohahevitra no resahina satria mivaona mihitsy ny filaza ny finoana kristiana indray2 ka tsy maintsy miverina hatrany amin\'ny tena fototra dia ny soratra masina...
soanja:fa iza no Andriamanitra resahintsika sao tsy mitovy tokoa aloha... Jehovah (Ilay Masina indrindra) anie no Andriamanitra Ray antsoin\'i Kristy e, ny Teniny tonga nofo dia tsy lazaina intsony fa Izy Tenany, ary ny Fanahiny nambomba ny rano teo amin\'ny asa namoronana an\'izao tontolo izao ihany no mbola Fanahiny nampanantenain\'i Kristy ho an\'ny mpianany...
Mino ve i Prime fa i Jehovah resahinao io no Fanahy Masina midina ato anatintsika rehefa manaiky sy mitia ary mikatsaka azy isika satria no hinoantsika fa fahamarinana?
ikaretsaka:... ny tena olana resahina eto dia ny finoana ny Tenin\'Andriamanitra sy ao amin\'ny Tenin\'Andriamanitra fa tsy ny finoana araka ny herintsaina fotsiny ka ilazàna hoe hita eny rehetra eny ny Tenin\'Andriamanitra... efa karazana \"blasfemia\" mihitsy izany satria ny Tenin\'Andriamanitra dia tokana ihany ary fehezin\'ny boky iray atao hoe \"baiboly\"... eo no tena olana amin\'ilay hoe finoana fa tsy ilay asa fanompoana tsy akory... ny hita eny rehetra eny sy tovozina resahinareo ary averimberinareo dia tsy Tenin\'Andriamanitra fa ASAn\'Andriamanitra ary voaporofo avokoa amin\'ny Teniny voalaza ao amin\'ny baiboly... Lasa afangaronareo ny hoe Tenin\'Andriamanitra sy ny asany ka izay rehetra asany sy vokatry ny asany sy vokatry ny teniny indray no lazainareo fa Teniny...