Ny Apocrypha

21. soanja ( 23/12/2006 17:57)
ikaretsaka:

ny ahy ilay tsy mety miala amin'izy bornes mihitsy nohitako fa olan'ny gasy "baibolista" kristianina..
nefa rehefa tena dinihina ange ka fakafakaina ilay zavatra inoany.. tsy hainy akory e.

Io le antsoiko hoe safidy tsy ampy fandalinana fa tonga de nijapy train. Nefa ny resources be dia be.

22. Fiffi ( 23/12/2006 21:22)
23. ikaretsaka ( 23/12/2006 23:41)
aza maika mijapy train loatra iznay raha iznay...
sao tsy fantatra akory hoe train avy aiza sy handeha ho aiza ity izy
24. soanja ( 23/12/2006 23:53)
'Zay indrindra Ika. :-*:-*:-*:-*:-*
25. ikaretsaka ( 24/12/2006 00:04)
fa miresaka io mijapy train io ihany isika ry soanja fa nisy boky izay tokoa novakiako dia toy izao ilay tantara:

Mba naniry hitaingina train mafy ity rangahy TSY JIOSY t@ ireny nampalaza ny nazi ireny tany eoropa (1942)

Tsy nanambola anefa ranamana fa luxury ihany moa ny mitaingina ireny t@ izany fotoana izany

Dia nijapy train ohatran'io fa tsy ariny intsony ilay hoe hitaingina ...

-nony tonga tao anatiny izy de nihorakoraka hoe tena nitaingina train ihany izaho ity ny niafarako ..

-dia hoy ilay Nazi taminy heo raha mba fantatrao moa fa train mitondra jiosy ho any @ chambre a gaz sy ny camp de concetration ity train handehananao ity!

ao zany!

=))
26. ikaretsaka ( 24/12/2006 00:05)

Adinoko

dia ny lesona dia hoe... fantaro foana ny ataonao hoe
avy aiza ianao dia handeha ho aiza fa tsy japijapiana daholo ity raha mandalo ity nefa tsy fantatrao akory ny fotony
27. soanja ( 24/12/2006 00:17)
ikaretsaka:

fa miresaka io mijapy train io ihany isika ry soanja fa nisy boky izay tokoa novakiako dia toy izao ilay tantara:

Mba naniry hitaingina train mafy ity rangahy TSY JIOSY t@ ireny nampalaza ny nazi ireny tany eoropa (1942)

Tsy nanambola anefa ranamana fa luxury ihany moa ny mitaingina ireny t@ izany fotoana izany

Dia nijapy train ohatran'io fa tsy ariny intsony ilay hoe hitaingina ...

-nony tonga tao anatiny izy de nihorakoraka hoe tena nitaingina train ihany izaho ity ny niafarako ..

-dia hoy ilay Nazi taminy heo raha mba fantatrao moa fa train mitondra jiosy ho any @ chambre a gaz sy ny camp de concetration ity train handehananao ity!

ao zany!

=))

Mampalahelo be le tantara ry Ikaretsaka. :(

28. ikaretsaka ( 24/12/2006 00:34)
o ry soanja a ...
ilay lesona azo tsoahina no tena tsara jerevana aloha ka
29. soanja ( 24/12/2006 01:02)
Manaiky aho amle lesona ka. Fa le ohatra tsy zakan'ny atidohako koo.:( Masiaka loatra.
30. ikaretsaka ( 24/12/2006 01:17)

ka izay ilay izy larazana ohatra ilay izy fa raha tsy mitandrina dia ... izay no manjo an'ireo mijapy train ireo...

milaza fa tratrany ilay train sns... fa tsy fantany hoe ho aiza ko!

tandremo ihany
31. soanja ( 24/12/2006 01:21)
ikaretsaka:

ka izay ilay izy larazana ohatra ilay izy fa raha tsy mitandrina dia ... izay no manjo an'ireo mijapy train ireo...

milaza fa tratrany ilay train sns... fa tsy fantany hoe ho aiza ko!

tandremo ihany

Ok Ikaretsaka a.

Zah mantsy raha vao mahatadidy ny nanaovana ny Jiosy de mihorona foana ny hodi-dohako. Nefa anie zah ka dia voambakan'ireo foana matetika aty saingy tsy mampiova ny zavatra tsapako rahavao ny nanjo an'ireo no resahina.

mazava tsara mihitsy ny tianao ampitaina ka.

32. ikaretsaka ( 24/12/2006 01:47)
Ny nanaovana ny jiosy
ny annaovana ny croate sy ny serbe
ny tany rwanda...
ny tany avaratr'i madagasikara t@ 2002
maharikoriko aby zany ry soanja
33. soanja ( 24/12/2006 02:02)
ikaretsaka:

Ny nanaovana ny jiosy
ny annaovana ny croate sy ny serbe
ny tany rwanda...
ny tany avaratr'i madagasikara t@ 2002
maharikoriko aby zany ry soanja

Indridra fa ny any Darfur!

34. ikaretsaka ( 24/12/2006 03:55)
oay .. saika adinoko koa iny!
ny wagon moramanga koa
35. xxx ( 25/12/2006 21:21)
fanontaniana ho anareo milaza fa tsy mila ny baiboly foana.
aona no hidirana ny fanjakan\'Andriamanitra?
36. soanja ( 25/12/2006 23:48)
Ny Fanjakan'Andriamanitra dia izay hatsarana irinao ho tanteraka aminao rehefa miala amin'ity vatana ity ianao.
Ny asan'ny finoana no hitondra anao hino izany ary ny Fanahy no hanome sy hanoro anao ny lalana mankany.
Izany fanjakan'Andriamanitra izany amiko dia tsy io lazain'i Baiboly io, fa na ianareo milaza fa tena matoky ny fisian'io aza mbola misalasala hoe aiza marina izy io , eto an-tany sa any an-danitra sns. , zah (spirit within me which is my true self) ato anatiko ato no hampikatsa azy ho amin'izany Fanahy Fanaperana (Andriamanitra) izay ho ahy mandrakizay.
37. ikaretsaka ( 26/12/2006 00:33)
xxx:

fanontaniana ho anareo milaza fa tsy mila ny baiboly foana.
aona no hidirana ny fanjakan\'Andriamanitra?

tsy ny fahaizanao baiboly ange no hidiranao any @ fanjakan'andriamanitra fa ny fanaovanao ny tsara hatrany sy ny fanajanao ny mpiara belona aminao e.

tsy heo mahay baiboly akory dia lasa any an-danitra..tsy nisy niteny an'izany mihitsy
38. xxx ( 26/12/2006 01:16)
soanja> Raha izaho aloha no anontanianao dia tsy misalasala aho ny milaza aminao fa any an-danitra io fanjakan\'Andrimanitra io.

zah (spirit within me which is my true self) ato anatiko ato no hampikatsa azy ho amin\'izany Fanahy Fanaperana (Andriamanitra) izay ho ahy mandrakizay.

Hey soanja, lemme just tell you this, Choose to follow Jesus Christ, not religion, not just your feeling, not yourself. why? because no religion, no priests, no one truly Love you more than Jesus Christ who gave his life, his sin-less blood on the cross for the forgiveness of our sins and died for us to give the kingdom of God to those who believe in Him.

miala tsiny @ teny anglisy fa raha adika tsotsotra dia Jesosy dia nanolotra ny fanjakan\'Andrimanitra ho an\'ny olona rehetra tamin\'ny nahafatesany teo ambonin\'ny hazo fijaliana ho faty noho ny fahotantsika.

Torohevitra ny ahy: Minoa ary manaraha an\'i Jesosy. izay hany lalana tokana mankany @ Andriamanitra sy ny fanjakany. aza matoky ny tenanao fotsiny, na hoe fanarahana fivavahana iray, na zavatra hafa izay mety heverinao hoe ahatafaray anao indray @ Andriamanitra mandrakizay.

Fa anao ny safidy.

Tapitra.

zo-Etazonia.
39. ikaretsaka ( 26/12/2006 01:51)

zay ange mino sy manaraka an'i jesosy e, fa zay tsy mino fotsiny hoe ao anaty baiboly ihany i jesosy no tovozina sy miteny aminay fa @ fiainana rehetra
izay angamba no tsy azon'i zo...
Azo @ izay?
Tapitra!
40. niryna ( 26/12/2006 04:09)
Izay anie no efa noteneniko e.Variana mifampitsikera eto fotsiny,lany ny andro,ny tena mba te-hianatra soratra masina avy amin'ny namana izay efa nandalina,sarotra be ny mifampitsikera fivavahana na finoana fa ny fantatro fotsiny aloha dia tsy maintsy ateraka indray isika ary efa namelabelatra an'io aho fa tsy mino ny olona.Izaho koa ry soanja dia natao batisa tao anaty rano roa taona lasa izay,rehefa nazavaina sy nandalina ny baiboly aho dia nanokana ny tenako ho an'Atra aho na dia efa noraisina katekomena aza aho satria tsy ampy ny fahalalana sy ny tena fahazoako izany hoe manolotra ny tenako ho an'Atra.Ny zavatra hitako eto dia misy olona mitsipaka ny tenin'Atra foana ka lazainy hoe baibolista ilay olona io anefa no tena foto-tsakafon'ny fanahin-tsika.Raha tsy manana zavatra tsara isika dia aleo tazomina ho antsika fa aza dia manao izay mahatezitra ny sasany foana e.Samy olon-dehibe ve dia hifampandranitra.Raha mibaboka toy ny sasany hoe azavao fa tsy haiko tokoa dia tsy maninona fa ny mitranga eto dia toa heverin'ny sasany ho "inona koa ianao no miseo milay eto."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3617