Ny fiainana mandrakizay
61. ikaretsaka
(
27/12/2006 18:18)
holywood sa klorophyl?:wink:
fa tsy ny azoko ange ..
atsy misy miteny hoe aza manahy ny ampitso
nefa kay izy manahy hoe hhhhhmmmm raha tsary manao an'izao an.. deeeeee
veloma ry fiainan-ko avy.. dia tsy haiko intsony hoe ahoana ihany

62. soanja
(
27/12/2006 18:49)
ikaretsaka:
holywood sa klorophyl?:wink:
fa tsy ny azoko ange ..
atsy misy miteny hoe aza manahy ny ampitso
nefa kay izy manahy hoe hhhhhmmmm raha tsary manao an'izao an.. deeeeee
veloma ry fiainan-ko avy.. dia tsy haiko intsony hoe ahoana ihany
Malabar no ananako fa raha tsy tiany moa dia hitady izay tiany aho.:D
63. prime
(
29/12/2006 11:54)
ikaretsaka:... hihihihi... dia rehefa any ary mivaky loha tokoa e...
rehefa tonga any dia mivaky loha amin'ny any indray e!
One day at a time ry prime an.
io ange ilay hoe aza manahy ny ampitso e... ny vorona ve manahy izany? ny androany ihany aloha ny azy"
Ary voamarik'i jesoa izany matoa nanaovany fanoharana...
... Tena mifangaro voraka mihitsy ny fandraisanareo ny Tenin'Andriamanitra an... fa tsy maninona raha izay no fahazoanareo azy fa ny amin'ny fivelomana no tian'Andriamanitra tsy ahian'ny olona izay ambarany hoe :
"Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va ianareo?" Matio 6:26... nefa ny anareo ny fivelomana indray no harariana an-doha ka dia mahereza ary...
ikaretsaka:... ie d tsy ho azonareo mihitsy raha izany kanooo... ny fikatsahana ny fiainana mandrakizay no fanantenana tsara indrindra ao anatin'ny mpino... ka raha tsy manana an'izany moa ianareo azoko atao ahoana fa dia diniho tsara eo ny fiainana an-tany ary e...
fa tsy ny azoko ange ..
atsy misy miteny hoe aza manahy ny ampitso
nefa kay izy manahy hoe hhhhhmmmm raha tsary manao an'izao an.. deeeeee
veloma ry fiainan-ko avy.. dia tsy haiko intsony hoe ahoana ihany
Fihazakazahana ny fifaninanana ny miditra any an-danitra fa tsy mora foana akory... ary izany no ilàna firaisana feno amin'i Kristy satria tsy mora ny miaraka Aminy... oharina mihitsy amin'ny lalana tery aza...
64. Rasiligaoma
(
29/12/2006 19:08)
prime> ny zavatra ataonao anio no raisinao rampitso..
ny nataonao anio aza raha misalasala sy tsy vita.. dia vao mainka tsy ho vitanao ny rahampitso..
mbo..... e!
Ny IZAO aloha... ny RAHAMPITSO mbola.....
if tomorrow never comes dia fara faharatsiny aho mba milamina hoe mba ok sy vitako aloha ny androany...