Ny fiainana mandrakizay
21. rakaroka
(
19/12/2006 17:55)
Ny "grande chose" tian-ko ho lazaina eto dia "état
d'ésprit" manatratra ilay hoe "Aoka ho tanteraka"
ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any
an-danitra!
d'ésprit" manatratra ilay hoe "Aoka ho tanteraka"
ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any
an-danitra!
22. rakaroka
(
19/12/2006 18:09)
Fa misy fandinihina mampieritreritra ahy ity: ny
éléments iforonan'ny olona mihitsy tahaka ny hoe:
vatana , saina , fanahy dia raha idirana microscopique kokoa ny étude efa misy fisamahana sy fahapotehan'ny cellules tsirairay arakaraka ny mode de vien'ny tsirairay anie!...

23. rakaroka
(
19/12/2006 18:20)
Io na vatana na saina na fanahy miha potika rehefa tsy voakoja. Ny tiako holazaina toa misy karazana étape mi-neutralise ny capacité. Dia misy être mi-résiste fa misy ny tsy mi-fonctionne intsony!:
Somary efa iainana sy fahita an-davanandro ihany izany!
Somary efa iainana sy fahita an-davanandro ihany izany!
26. cutie
(
19/12/2006 23:47)
Mpandefa : mpanota [ Valio ] 19-12-2006 13:26:24
Lohateny : Re : Ny fiainana mandrakizay
Raha izaho manokana aloha dia te-hahalala izany eh, nefa kosa izaho aloha dia tena tsy mino ireny interpretation ataon'ny mihevitra fa ho mpivavaka ireny oh: ny sarin'ny mparadisa izay lazainy fa anjakan'ny "LIBERTE SY NY EGALITE " satria ny olombelona no namorona ireny eh , tsy possible koa angamba ny hisian'ny hoe misy olona voatokana ho any @ afobe (izay tsy kristianina sy tsy mitondra ny anaran'i Kristy hoy izy ireo )dia aona izany ireo olona izay tsy nahalala izany mihitsy ? ,
Lay atao hoe FAHOTANA angamba no tena tsy haiko sy tsy inoko araka ny interprétation' izy ireo eh .
zaho koa aloha tsy mino ilay sary paradisa izay asehon'izy ireo amina boky kely ireny satria "tsy possible mihitsy hoe toy ireny ny paradisa raha toa ka misy tokoa izany "
Tsy hisy mihitsy aloha izany "afobe " izany raha ny fizotry ny fiainana no jerena eh . Ny kristianina aloha no inoko fa nampisy an'izany eh , ZAVATRA NOFORONONA FOTSINY NY AFOBE MBA HANODINANA NY SAIN'NY OLONA @ ALALAN'NY CONSIENCE MBA HAMPIRINDRA NY FIARAHAMONINA
NY FIVAVAHANA DIA FOMBA FITSINJOVANA NY AINA IZAY MAMETRANA NY MAHAOLONA FOTSINY , ZAVATRA NOFORONON'IREO TANY ALOHA TANY
Mialatsiny raha toa ka mety hanohana ny hafa ilay teny fa , ny fahitako azy manokana no lazaiko eto , ary hevitra tanimboanjo
mitovy hevitra :lol:
27. ikaretsaka
(
20/12/2006 05:46)
mpanota:
Raha izaho manokana aloha dia(...) tsy possible koa angamba ny hisian'ny hoe misy olona voatokana ho any @ afobe (izay tsy kristianina sy tsy mitondra ny anaran'i Kristy hoy izy ireo )dia aona izany ireo olona izay tsy nahalala izany mihitsy ? ,
Lay atao hoe FAHOTANA angamba no tena tsy haiko sy tsy inoko araka ny interprétation' izy ireo eh .
zaho koa aloha tsy mino ilay sary paradisa izay asehon'izy ireo amina boky kely ireny satria "tsy possible mihitsy hoe toy ireny ny paradisa raha toa ka misy tokoa izany "
, ZAVATRA NOFORONONA FOTSINY NY AFOBE MBA HANODINANA NY SAIN'NY OLONA @ ALALAN'NY CONSIENCE MBA HAMPIRINDRA NY FIARAHAMONINA
NY FIVAVAHANA DIA FOMBA FITSINJOVANA NY AINA IZAY MAMETRANA NY MAHAOLONA FOTSINY , ZAVATRA NOFORONON'IREO TANY ALOHA TANY
Mialatsiny raha toa ka mety hanohana ny hafa ilay teny fa , ny fahitako azy manokana no lazaiko eto , ary hevitra tanimboanjo :lol::lol::lol::lol::lol::twisted:
misy mitombona ny filazanao sy ny theory ary ny hevitrao anao ...
fa aza abaribary be loatra tahakan'io aloha fa mbola tsy zakan'ilay zareo fondamentaliste be io
de manjary tezitra izy ireo satria mifanohitra @ lavage de cerveau azony sy ny idea fictif nampianarina azy nandritra ny fiainany ilay izy!
lasa ianao eo no ataony ho AFOBE satria lazainy fa manakorotana ilay sainy mba milamina
Hevitra koa ny ahy io an...
28. soanja
(
20/12/2006 09:17)
Raha mino ny fisian'ny angatra ianareo dia tokony hino koa ny fisian'ilay atao hoe Fianana mandrakizay , izay ts inona fiainana'ny fanahy. Fanahy daholo no hiasa any fa aza manatena vatana na zavatra fizika. Mazotoa. Raha mihoana any moa isika dia mpianadahy sy mpirahavavy daholo.:D
29. prime
(
20/12/2006 11:21)
Betsaka ny fanazavàna mikasika ny fiainana mandrakizay raha ny lazain\'ny soratra masina fotsiny aza... ary finoana no andraisana izany amin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy velona sy masina, manan-kery avy any Nazareta... Izy rahateo efa niteny fa tsy misy mankany afatsy amin\'ny alalany...
30. dailynews
(
20/12/2006 19:54)
raha mino ny tenin Atra dia mahalala fa misy ny afobe sy ny paradisa. Indrisy azo atao foana ny tsy mino fa ny consequence-ny no tsy azo hialana. Jereo ihany ny lalana mankany raha mbola malalaka ny fotoana sao mantsy dia tara loatra. Ny lalana ve? i Jesoa hono no lalana mankany e.
31. ikaretsaka
(
21/12/2006 01:56)
rehefa tsy mifamono sy manakorotana ny mpiara monina sy mifankatia dia efa miaina paradisa e..
" afaka atomboka eto an-tany ny paradisa" ho'zy ilay papa taloha iny!
" afaka atomboka eto an-tany ny paradisa" ho'zy ilay papa taloha iny!
32. rakaroka
(
21/12/2006 04:01)
Manoloana ny boky (tsy ny baiboly ihany) sy ny fiainana nolalovana no nahatonga ahy nieritreritra
ireo ambony ireo (ho an'ireo tsy nazava). Ny baiboly tsy manoratra amin'ny antsipiriany loatra mikasika ny boky hafa nanao fandinihina mikasika ny fizotran'ny fiainana tahaka ny fandinihina tsotran'ny
ntaolo mikasika ny tonom-bitana aza...Taiza tanaty fiangonana aho: haiko tsara ny fanaovana zinona ireny
satria hoe tsy ara-baiboly fa gaga aho mahatsikaritra
aty aoriana fa misy véracité ny voalazan'ny fandinihina maro raha ajusté-na amin'izay voasoratr'ireny boky ireny ny zava-misy iainana!...
Misy ny horoscope chinois ohatra na ny fanasokajiana ny vintan'ny ol tsi1/1 araka ny nahaterahany sy ny anarany ohatra, dia rehefa no-vérifié-na dia nahatsapana trait commun tokoa ny tendancen'ny sokajy mitovy tonon'andro ohatra: tsy hasard izany amiko fa état de conceptions !... Ka raha de naissance no efa misy déstination tsy misy acte de préparation'izany destination izany ve avant naissance d'une personne?...eto no mety mampitombina ny loi du karma!

33. Fiffi
(
21/12/2006 06:25)
dailynews:tsy hoe hono fa tena marina io kah ! fa miankina @ tsirairay sy ny finoany hiany ...
Ny lalana ve? i Jesoa hono no lalana mankany e.
34. soanja
(
21/12/2006 06:40)
Amiko de tsy misy mahalala izay any ankoatra aloha fa finoana sy vinavina daholo. Noho izany dia ny fanomanana ny eto (an-tany) atao faran'izay tsara indrindra aloha no tsara tanjona. Satria mino aho fa raha afapo tamiko teto Andriamanitra dia matoky aho fa izay hametrahany ahy manaraka eo dia hahafapo ahy.
Maheraza daholo mikatsaka ny tsara indrindra.
Maheraza daholo mikatsaka ny tsara indrindra.
35. Fiffi
(
21/12/2006 06:52)
Raha mijery ny voalaza rehetra eto zah de manontany tena hoe ahoana zany ity fivavahana ity ?
"Izaho mino ny fanahy masina
Ny Eklésia masina katolika
Ny fiombonan'ny Santa
Ny famelan-keloha
Ny fitsanganan'tena amin'ny maty
ARY NY FIAINANA MANDRAKIZAY......Amen "
"Izaho mino ny fanahy masina
Ny Eklésia masina katolika
Ny fiombonan'ny Santa
Ny famelan-keloha
Ny fitsanganan'tena amin'ny maty
ARY NY FIAINANA MANDRAKIZAY......Amen "
36. barry
(
21/12/2006 10:50)
iza ary no mino ny mpanao magie? dia avy aiza no nazahon'izy ireny io fahaizana io ? Tsy avy amin'Atra io ;Fa fanomezan'ireo devoly ;Noho izany misy ny afobe devoly ary misy ny paradisa
37. prime
(
21/12/2006 13:38)
Ny soratra masina dia mampiseho amin'ny antsipiriany mihitsy ny any ankoatra fa tsy misy izany hoe tsy misy mahalala ny any ankoatra izany... ny tena marina dia hoe tsy mino ny soratra masina no betsaka fa tsy hoe tsy misy mahalala... izany hoe efa ampahafantarina fa miziriziry tsy mety mino...
Ny amin'ny "théorie de la prédestination" dia tena mitombina fa saingy tsy voalaza mialoha kosa ny olona tsy maintsy handalo an'izany... ny faminaniana no hiseho sy ho avy fa ny olona tsirairay dia anisan'ny tompon'antoka ny amin'ny safidiny amin'ny finoana izay fototry ny hahavoavonjy azy na tsia...

38. ikaretsaka
(
21/12/2006 13:53)
io hoa ohatran'ny hoe any @ volana na mars na tany tsy mbola nalehanao ihany!
samy afaka mi assume daholo hoe izao na izao fa
tsy misy afaka milaza ny tena any marina raha tsy EFA TANY!
za zao ohatra tsy mbola tany @ pole de na mamaky boky be aza tsy afaka miteny mihitsy hoe ohatran'ny ahoana sy ahoana ny any. na boky be tahaka ny inona aza,
HONO daholo izay ambarako rehetra momba an'io noho izany
fa mino kosa aho hoe misy ny pole
fa efa tany Isotry kosa de efa tany za de afaka mitabataba hoe ohatran zao ny any isotry!
de ze olona rehetra mihaino anahy ka tsy mbol atany de manao koa hoe izany kay HONO izany any isotry zany...
Dia ohatran'izany ny Fiainana mandrakizay amiko.
Mino aho fa misy ny fiainana mandrakizay...
fa HONO daholo amiko izay ambaranao rehtra momba azy satria tsy mbola tany ianao sy zaho

39. soanja
(
21/12/2006 15:06)
Ekeko ny tenin'iKA saingy ny tsy nampitovy azy fotsiny raha ny eto an-tany no hakana ohatra dia efa nisy olona nandeha tany amin'i North/South Pole de nilaza ny momba ny tany sady nitondra porofo. Fa ity iray ity kosa de tena base de finoana ihany satrai mbola tsy nisy niverina taty nilaza sy nitondra porofo avy any.
Le izy koa aza tsy fantatro hoe efa ao ve zany le parasida sa mbola hiforona?
Le izy koa aza tsy fantatro hoe efa ao ve zany le parasida sa mbola hiforona?
40. ikaretsaka
(
21/12/2006 15:10)
zay koa manko 1 ry soanja..
fana miteny aza ange ianao ka tsy tany de ahoana ny inoako anao
fana miteny aza ange ianao ka tsy tany de ahoana ny inoako anao