Ny anjely.Efa nahita olona ve ianao ka anjely ilay izy?
1. niryna
(
16/12/2006 04:53)
Ny anjely dia olona mety hita maso na olona mitovy amin-tsika izao saingy hirak\'Atra ho an\'ny tsirairay.
Ny fahafantarako azy dia sady tsy lahy izy no tsy vavy ary tsy miteraka.Ny fanontaniako sy manitikitika ahy dia mitombo ve ny isany,ahoana.Olona hafa fa tsy mitovy
amintsika ve izy ireny.Dia tsy mety maty sa ahoana?
Efa nahita olona ve ianao na nanampy anao ka tonga dia fantatrao hoe anjely iny?

novalian'i niryna ny 15/01/2007 05:13
2. soanja
(
16/12/2006 05:53)
De mbola tsia aky hatramin'izao fa ela ihany izay niriariavana teto ambonin'ity planeta tany ity izay.:D
3. ikaretsaka
(
16/12/2006 06:27)
amiko dia ianao ihany no anjely...
afaka manao anjely ho an'ilay olona ianao rehefa manao "impact " ka mahasoa na misy fiantraikany eo amin' ny fiainany...
io no principle an' ilay "ange gardien" @ katolika fa tsy haiko ny @ fivavahana hafa!

5. Fiffi
(
16/12/2006 07:24)
samy hafa tsinona no hatao hoe anjely latsaka an-tany sy ny hoe anjely ianao hiany sy ny anjely avy any an-danitra zay niseho t@ i Josefa.......
6. Imahaka
(
16/12/2006 12:30)
Ny Anjely kosa aloha tsy olona e fa anjely. Tsy haiko hoe ahoana ny endriny nefa.
Ny anjely fantatra anarana farany nidina tety izao dia i Gabriely.Ilay niseho tamin'i Josefa sy ny Majy samy tsy fantatra anarana. Inoako anefa fa miafara amin'ny "ely" ny anaran'izy ireo. Ireo nihoby an'i Jesoa tany an'efitra koa nisinisy ihany fa tsy hay anarana jiaby, inoako koa fa miafara amin'ny "ely" daholo ny anaran'izy ireo, ary mety ho tao aby ra Rafaely,ry Gabriely, ry Misely sy ny maro. Ny olona manana anarana miafara amin'ny "ely" zany no mety hanana toetran'anjely raha toa ka manao ny soa sy ny tsara.
Asa iza no manana ps miafara amin'ny "ely" ato, na izy ireny tsara sy manja toa anjely, na izy ireny manana toetran'anjely. Fa raha vao ratsy toetra kosa dia "angely" sady "angely kary" en plus.

7. niryna
(
16/12/2006 16:03)
Mpitsara 2:1 " Ary ny anjelin'ny Jehovah niakatra avy tany Gilgata ka nakany bokima,dia nanao hoe :Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho ka nampiditra anareo eto amin'ny tany izay nianianako tamin'ny razanareo." Eto izany dia Andriamanitra no anjely mivantana miteny ny Israeliana.
Ny anjely dia azo atao hoe "mpitondra hafatra na messanger" ka mpitondra hafatra avy amin'A/tra sy mpanompo Azy izy ireo.Heb 1:13-14.EFa noforonony talohan'izao tontolo izao. Jaoba 38:4-7.Ireo dia sady tsara no masina.Taty aoriana dia nivadika ny sasany ka nanaraka ny satana satria nomena fahefana ny tsirairay.
Teto no nanomboka ny anjely tsara sy ratsy.Ezk 28:12.

8. niryna
(
16/12/2006 16:43)
Ireo anjely tsara dia roa ihany no voasoratra ao @ baiboly dia Gabriel( Da 9:21) sy Michael(Da 12:1).E! miafara amin\'ny el tokoa.Fa misy anjely maro mizara roa ka Michael no lehiben\'ny anjely na \"leading angel\" ary ny sasany dia: serafina(Isa6:2) ,kerobima (Ez 10:1-3), ireo anjely izay manana fahefana sy fanapana(Ef 3:10), ary myriada anjelin\'ny fanahy masina izay aman\'alinana sy arivorivo no isany. (Apok 5:11). Fanazavana
1-Ireo rehetra ireo araky ny mahafanahy azy dia manao ny tsara sy manompo an\'Atra, manantanteraka ny asany,mahita ny tavan\'Atra,manaiky ny fahefana sy herin\'i jesosy(Pet 3:22),ireo anjely ireo dia ambony eo anatrehan-tsika.Mipetraka any an-danitra, tsy mety maty, tsy hivavahan -tsika na hiankohonan-tsika (Kol 2:18),ary miseho amin\' ny endrika olona( lahy matetika, tsy misy elatra)Heb 13: 2.

9. niryna
(
16/12/2006 17:10)
Ny asan'ny anjely :manantanteraka ny tenin'Atra izay nasehona an'i Mosesy.Hiraka nalefan'i Jesosy ka mifa ly izy ireo rehefa misy mpanota mibebaka, mitondra hafa ho antsika na avy amin'Atra ho antsika(vavaka), miaro ny fiangonana kristi anina,manome hery ireo mitondra fahoriana na enjehina,miambina ireo olo masina matahotra Atra sy tsy tia ratsy, manasazy ireo fahavalon'Atra,miady @ demoniaka,ary mitondra ireo olona voavonjy ho any an-danitra (lk 16:22).@ andro farany, Michael sy ny anjeliny tsara dia hiady @ Satana sy ny miaramilany.Ka ny anjely dia hiaraka hidina an'i Jesosy.Izy ireo no mipetraka eo amin'ny fitsarana ny olona rehetra.
NY ANJELIN'I JEHOVAH NA THE ANGEL OF THE LORD.Io dia anjely iray ihany izay hita ao amin'ny TT sy TV(Gen16:7 Izay Atra ihany niresaka nivantana t@ Abrahama, Jakoba,Mosesy ,Daniela, Josefa,Davida sns..

10. soanja
(
16/12/2006 18:00)
Ny fisian'ny anjely aliha dia ataoko angmaba fa samy mino daholo raha mpino n'i Jehovah, sy ny hoe inona avy no karazany. Fa ny hoe fa nisy nahita ve isika ato amin'ny serasera no angamba ny fanontaniana eto sa tsy izay?
Fa marina amiko ny tenin'Ikaretsaka hoe misy anjely miseho tsy indraindray eo amin'ny fiainana andavanandro. Ary zah dia mahatsapa fa imbetsaka aho nihaona tamin'izany. Ny olana na tsy olana fotsiny dia efa lasa izy vao fantatro hoe anjely le teo satria tsy azoko vinanianina sy valiana ny soa nataony tamiko.

11. vale
(
16/12/2006 18:06)
niryna:Nyrina> mazava ireo voalazanao rehetra ireo(niaraka @ toko sy andininy) fa ity fanontanianao ity indray, toa tsisy hifandraisan'ireo voalazanao ireo!:roll:, farany, tsy mbola nahita aloha ny tenako e! raha ilay hoe sady tsy lahy no vavy...hihihi:wink:
Ny anjely dia olona mety hita maso na olona mitovy amin-tsika izao saingy hirak\'Atra ho an\'ny tsirairay.
Ny fahafantarako azy dia sady tsy lahy izy no tsy vavy ary tsy miteraka.Ny fanontaniako sy manitikitika ahy dia mitombo ve ny isany,ahoana.Olona hafa fa tsy mitovy
amintsika ve izy ireny.Dia tsy mety maty sa ahoana?
Efa nahita olona ve ianao na nanampy anao ka tonga dia fantatrao hoe anjely iny?
13. soanja
(
16/12/2006 18:20)
vale:
Soanja> sambatra enao izany!!
Vale> ny hoe sambatra sy tsy sambatra koa aloha dia mbola fanontaniana manaraka ny arabe. Sarotra be ny ahazahoako ny atao hoe Fahasambarana raha ny fahitako azy saingy ezaka daholo ny rehetra.
Fa ireo olona nifanenna tamiko ireo dia olona antsoiko hoe anjely satria nanao soa ahy tamin'ny fotoana tsy nampoiziko ary tsy naka valim-pitia ttay amiko akory. Ny soa nataony anefa dia tsy ho voavaliko mandrakizay fa dia any amin'ny hafa no ezahana hanaparitahana azy.
Io ilay antsoin'ny vazaha hoe : random act of kindness. Zany hoe manasoa olona amin'ny fotoana tsy ampoizin'ilay olona ary manampy azy be de be iny soa ataonao azy iny ary tsy itakianao fisaorana na fankasitrahana akory. Tsy misy ifandraisana amin'ny fiainanao ny soa azon'ilay olona fa ny tsapanao ao anatinao dia faly ilay olona ary nanampy azy be ny fandalovanao teo amin'ny fiainany.
Rha mahavita izay isika dia tsarovy fa tsy mifanakaiky amin'ny Anjely ny zavabitanao satria nahavita mission ianao izay.
mahereza daholo fa tsy mora akory ny manao an'io.:-*:-*
14. soanja
(
16/12/2006 18:22)
azafady fa diso kely le teo: Mifanakaiky ny tiako resahina fa tsy hoe TSY mifanakaiky amin'ny Anjely.
16. niryna
(
17/12/2006 05:56)
Nisy namako izay vaky pneu teny amin\'ny arabe lehibe izy hono ka nisy olona nanajanona azy teo anilany.Tsy fantany izay tenenin\'ity rangahy ka nijanona izy.Nampian\'ilay olona hono izy ary vetivety teo dia tsy hitany ny nanjavonany.Ity misy zavatra tsy haiko valiana,olona efa ho valo no niteny ahy hoe\" hirak\'anjely\" aho na hoe \"touch by angel\".Tsy mitovy ny dikany raha arahana ara-bakiteny fa mitovy ny tiany tenenina.Izay toerana fiasana misy ahy dia milaza izany ny olona kanefa izao dia miteny ny anaran\'ny ray aman-dreniko.Indraindray sorena ny tena amin\'ny toetran\'ny mpiasa ka mitaraina dia izao no avalin\'ny namana na ny mpampiasa hoe hirak\'Atra ianao hiasa amin\'ity toerana ity,sady ny fisianao eto dia mampiova sy nampiova ny olona.Lazainy koa hoe misy hazavana misoritra eny amin\'ny tarehiko(fifaliana lalandava).Ianareo ve efa mba nisy na naheno olona niteny izany.Izaho akory tsy anjely a!
17. vale
(
17/12/2006 18:04)
Soanaj: hay ve ny hoe manao soa ee! hihihi, ka ny ahy raisiko @ ilay famaritan'i nyrina ny atao hoe mety ho anjely lay izy!!(ilay pôzipôziny sns...)