Ny anjely.Efa nahita olona ve ianao ka anjely ilay izy?
21. soanja
(
18/12/2006 15:00)
Vale> raha le mananelatra alo no andrasandry dia mino aho fa tsy misy io ary tsy hisy raha tsy hoe tonga ny faranadro de hoe hiverina i Jesoa sy ny anjeliny. Nefa izany koa aza mbola question mark tsy tena inoako tanteraka, fa hoe kosa hisy ny fotoana hifaranan'ity tany ity. Dia ny fanahin'olona rehetra nidera sy nitia azy ary nanompo an'Andriamanitra dia ahita azy. Io le paradisa sprituel katsahin'ny rehetra ka na izaho aza dia mba maniry te ahita an'izany. Any angamba vao mety tena hilalao miaraka amin'ny anjely manananelatra.
22. Rasiligaoma
(
18/12/2006 17:23)
ny ahy aloha dia ny zavatra terre a terre no inoako e..
mystical be izany hoe anjely misy elatra, misy an izao sy izao, izany amiko.
ny ahy ny anjely amiko dia izay irak'andriamanitra rehetra natao hanampy ny mpiara belona aminy hahatonga ity farany hivoatra kokoa amin'ny fahasoavana

23. vale
(
18/12/2006 18:09)
Rasiligaoma: misy ny olombelona manana fanahy toy ny anjely ka, fa misy koa ny anjely tena anjely a!:°)
25. jigs
(
19/12/2006 05:14)
marina daholo izany, tiko be daholo ny hevitrareo. Ny ahy indray an: tsy mijery couleurn'olona izany aho fa rehefa tsara toetra sy tsara fanahy izy ka manao soa ho an'ny mpiara-bolena aminy dia izy no Anjely mangirangirana hirak'Atra ety an-tany.
26. niryna
(
19/12/2006 06:26)
Rasiligoma a tsy misy helatra mangirana izany fa ny eritreritra fotsiny no nanao anio.Ilay voalazako eo ambony io no fanazavana fa mety olona mitovy amintsika izy.Lasa ny eritreritro mahita ilay namaly eo ambony eo io hoe tsy misy loko.Ahoana tokoa re izany e,raha any Chine izany ilay zavatra mitranga dia anjely chinois no mipoitra, any mada dia anjely malagasy? Mahagaga ny fahaizan\'Atra e,arakaraka ny toerana misy ny tena izany no anjely mandalo eo.
Ireo misy tantara marina roa indray: nisy rangahy mpanankarena izay nokendren\'ny olona hovonoina ilay izy,nandrasan\'ilay olona foana fa tsy mety tratrany,indray andro anefa nandalo ary andeha ho tofiriny ny basy kanjo tsy sahy izy fa nisy olona niaraka taminy nibahana azy.Nony nifanena ilay olona saika hamono azy izy dia hoy ity iray hoe niandrasako foana ianao fa isaky ny hitifitra aho dia misy lehilahy manao akanjo fotsy miaraka aminao foana.Teo ilay mpanankarena vao tonga saina fa tsy nisy olona niaraka taminy izany mihitsy,hay ilay izy anjely niarao azy ary dia nasehony teo am-piangonana ny tantarany, izay nahatonga azy hivavaka.

28. niryna
(
19/12/2006 06:51)
Tantara marina ihany koa ity.Andeha hamonjy fivoriana ity tovovavy iray kanjo nilaozan\'ilay fiara naka azy.Hoy ny reniny mijanona,izy anefa nisisika ihany ka lasa naka taxi.Nony natorony ilay mpamily ilay toerana dia nakipiny ny masony haka torimaso kely,kanjo nony nihiratra izy dia tsy tany amin\'izay nalehany ny lalan\'ity mpamily fa toerana mangina ary nijanona izy,novohainy ny fiara ary andeha hotolominy ity vavy.Nisy antsy teny an-tanany ka tsy hitan\'ilay vavy izay atao afa tsy niantso sy nivavaka t@ Atra.Tampoka teo nisy lehilahy lavabe nandray ny tanan\'ilay mpamily fiara ary nolakamony lery ka nipitika tery alavitra.Nanontanian\'io rangahy namonjy azy io ny lalana alehany ary dia nateriny teo amin\'ilay fiangonana izy.Raha eny an-dalana ho any amin\'ilay fiangonana ity vavy dia nivavaka azy ireo mpivory namany satria nisy iray noresahin\'ny tompo mba hivavaka ilay tovovavy fa misy mitady hamiravira azy.Aza matahotra hoy ny tompo tamin\'io olona nasiany
hilaza ny namana hivavaka io fa izy efa nandefa anjeliny haka sy hanatitra azy eo.

29. vale
(
20/12/2006 01:30)
za koa mino fa misy ny anjely mpiambina ! matetika mihintsy aho no sendra, indray mandeha aho nanadino ny porte feuille ko teo @ caisse izany, dia efa hoe handeha tonga dia hody mihintsy aho, dia toa nisy niteny ahy hoe mandehana mivily kely eo à mpivarotra sinoa ery, teo aho vao handoa vola tonga dia taitra be fa tsy teo ny porte feuille ko, ary le caisse tsy lavitra ilay mpivarotra sinoa, tonga dia nihazakazaka aho nakney am le caisse, nisy rtoa taorianako mbola teo am-pandaminana ny entany anefa de tsy nahita lay izy!! tena nihaiky aho fa ny anjely mpiambina ahy no nikitika ahy hividy zavatra alohany handehanana hody raha tsy izay dia very tany daholo, ny ttasy rehetra sns! mmmhhhh!!
matetika mihintsy aho no sendra tranga mitovy2 @ izany fa tena mino aho fa misy ny anjely na dia tsy hitantsika maso aza, misy koa olombelona hirak'anjely! (eeuuu,.. sa hirak'A/tra izany moa e!!)

30. ikaretsaka
(
20/12/2006 05:52)
ny intution izany anjely koa o?
Misy namako izay tia miloka be mihitsy manko de izy mahazo foana
de heo misy miteny azy hono hoe ilay soavaly izao na ilay case izao fenoina fa mahazo... na hoe @ zao fotoana izao no investiavo ao @ machine a sous ny vola fa mahazo...
anjely koa ireny?

35. vale
(
21/12/2006 10:04)
zah koa,:P ...fa reny ve nefa mety mi-protéger ny olona @ resaka loka na...:wink:
36. Fiffi
(
21/12/2006 15:16)
heu...tsy mino an'zany indray aloha zah raha resaka jeux an ! raha tsy zany ve tsy efa hanankarena daholo ny olona rehetra ?
37. dailynews
(
21/12/2006 15:51)
ny anjely dia indraindray miseho @ endrika olona ihany koa kah.
tadidio ny tantaran i sodoma sy gomora, ireo lehilahy roa izay niantrano tao dia anjely anefa tsy fantatr'ireo lehilahy tao antanana hoe anjely fa noheverin izy ireo ho lehilahy vahiny tsotra fotsiny... ary teo no niantomboka ny tantara.
fa izao:
izaho tsy mahafantatra h@ izao na anjely ity hitako na tsia fa mailomailo aho hoe anjely ilay izy.
t@ izaho tany tana dia tafody hariva be izaho sy ilay namako t@ izay (1999). ny filaharana eny ampitatafika anefa rehefa tafakatra @ 6:30 ka h@ 7:30 alina any rehefa andro alahady dia tena rotaka be mihitsy. ary dia tena feno be ny olona anefa dia fantatra fa tsy ho tafiditra anaty bus izy rehetra.
izaho t@ izay dia nivavaka mba hanampy anay Atra( tsy tadidiko hoe inona mazava aloha ilay vavaka)
ny olona rehetra nilahatra be teo, izahay nisy olona roa lahy tsy fantatray akory hoe iza: niteny taminay, nareo ireo hoy izy..mijanona eto miandry bus fa aza mankery @ filaharana be ery..., tsy azonay mihitsy hoe maninona izahay no tokony hijanona teo, tsy tokony hilaharana akory aza teo, fa ohatry ny nentimborona izany izahay ka nijanona teo tokoa( vetivety be aloha ilay fotoana nanaovana decision ka mbola nihanahana teo izahay hoe hijanona eto tokoa ve fa ireo lehilahy roa ireo toa tena tahaka ny mahafantajavatra sy nandidy izany niteny anay ilay hoe mijanona eto), vao nitodika anefa aho nitady azy ireo indray saika hanontany hoe fa maninoan no eto dia tsy hitako izay nalehandry zareo..dia nolazaiko ilay namako hoe..ary nankaiza tampoka izy ireo? dia izy moa tsy tena tonga saina angamba dia hoy izy fotsiny tamiko hoe..lasa any anaty olona any e...izaho anefa nahita fa ny olona anie ka mbola ery aloha lavitra ery no milahatra e ary izy ireo tsy hitako tampoka vao nitodika aho, gagagaga aho fa tsy tena tonga saina. tsy tapitapitr'izay tokoa dia iny ny bus fa tonga ary tonga dia nijanona teo alohanay izay toerana tsy tokony hijanonan ilay bus akory. izany hoe nivoha ilay varavarana otomatika iny ka izahay no voalohany indrindra teo tafiditra, ary iny ny olona rehetra nilahatra tery nihazakazaka niditra ny bus avy aorianay.
dia izay ilay tantara, h@ izao hao manontany tena foana hoe: anjely nirahin Atra hamaly ny vavako ve ireo roa lahy t@ io andro alina io? izaho aloha dia mino 95% e. ny 5% misalasala..

40. niryna
(
23/12/2006 03:08)
Mety efa samy nahita daholo isika na nahatsapa fa tsy dia nitandrina.Diniho kely ary manomboka izao fa misy anjely roa karazany manaraka antsika, ny iray ilay anjelin\'ny fahazavana,mitari-dalana manao ny marina sy mahitsy, ny iray ilay anjelin\'izao tontolo izao,izay mitady ny lalana haingana sy mailaka.Io matetika ny lalana alehan-tsika satria manao ny marina sarotsarotra ihany indraindray.Aty ny lalana hoy ilay anjely tsara, ny iray miteny hoe aza mandeha any fa aty aleha.Samy manana ny safidy izany isika ka isaky ny manao zavatra dia hoe ity lalan-tsara ity no alehako.Andramo anie e ary rehefa misy feo mibitsika ao an-tsain-tsika dia iny voalohany iny arahina fa tsy diso lalana ianao.Te ahita porofo ianao? Rehefa maheno feo mibitsika ao anaty ianao dia aza manaraka iny lalany iny,jereo izay mitranga rehefa avy eo dia mba tantarao anay.