fifdianana
81. bazylou
(
05/12/2006 18:45)
Ny vaovao anio hariva tamin'ny 20h00 tao amin'ny rnm
Vokatra nasionaly
11067 b de vote sur 17581
RA8 63.39%
lhnrk 6.49%
rtsrhnn 5.88%
r rtsirk 8.11%
herizo 7.52%
Misaotra tompoko
Vokatra nasionaly
11067 b de vote sur 17581
RA8 63.39%
lhnrk 6.49%
rtsrhnn 5.88%
r rtsirk 8.11%
herizo 7.52%
Misaotra tompoko
82. bazylou
(
05/12/2006 18:55)
ERRATUM ERRATUM ERRATUM
ratsy sofina aho teo fa efa vokatra sur 70%n'ny b de vote io lazaiko io!! izany hoe 12307 b de vote no tena izy.
Azafady indrindra e!!
Ny momba ny vaovao henoko anikeo masila tao aminn'y alliance indray dia henoko mazava tsara ilay interviewn'i Pety, nilaza mazava tsara izy fa hanao famoriam bahoaka sy hitaona ny vahoaka hanaporofo marina fa ra8 no filoha voafidy. Niteny izy manko fa tsy ara dalana io datyio ary ny 22% ny olona ihany no nifidy tao amin'ny provincen'ny fianara.Nilaza mazava koa izy fa hano hetsika hafa. Tsynolazainy hoe inona io hetsika io..
Bref maimbomaimbo ra kena i Pety..

83. bazylou
(
05/12/2006 19:06)
tsy sanatria hoe intox ireo, fa ny tsara dia ilay resultat no jerena akaiky. SAtria miova isa minitra ny isan'ny b de vote manome vokatra. Mety ho diso fanoratra koa aho fa ilay 3300 b de voten'ny jentilisa no marina.
MIha midina tsikelikely izany ny an'i 8 izao , miakatra moramora ny opposition ohatran'ndry herizo,...

84. bazylou
(
05/12/2006 21:02)
Amin'ireo vokatra nomekofarany teo ireo dia 1 445 825
no isan'ny vato manan-kery..Mahery kelin'ny isan'ny b de voten'i jentilisa io izany!!

85. Robert
(
06/12/2006 03:07)
Mba marina iany ve ireo valim-pifidianana omen'i Bazylou ireo???????
Fa maninona tampoka teo ilay Ramanana io. Fa angah moa ilay Ra-8 tsy mpangala-bato, 1er tour de vita izany impossible hoy izy teo aloha.
(Mba jereo moa ireo loha hevitra nampidiriny teo? sa anisany mpikaram'ady izy?)
Sa lasa mpanohitra tonga saina ilay ramanana????

88. bazylou
(
07/12/2006 01:22)
tsy hifanerena ilay valiny fa rehefatsy tia hino ianao dia mitomaniza fa tsy hisy hijery aanao eo
89. bazylou
(
07/12/2006 21:48)
raha ny vokatra azo farany nomen'ny tenagasy dia efa 56% sisa nyan'i 8! efa 2 be izao no haverina ny volany!! suspense ... Tokony mba ho tonga saina amin'izay i 8 fa tsy izy irery no mitondran'i Madagasikara
90. fijo
(
07/12/2006 22:37)
io aloha dia eo amin'ny 54% eo no fahitako azy.
za koa dia miombon kevitra hoe ,mila fiovana amin'izay koa nyfitondrana,satria:
-raha jerena izao ny vokatra,dia i roland no mpanohitra mahazo veto be indrindra."ao ambadika fianakaviana efa haintsika"izany hoe,
mananontanona foan aio fianakaviana io,raha vao tsy misainany mpitondra eo.ka izay tsy izy mitondra no hizaka azy,fa ny vahoaka malagasy,ka izay tsy ekeko

91. kitjo
(
08/12/2006 04:22)
za aloha misaotra an'i bazyl e..
fijo> fa mety misy ol ambanivohitra izao ts mahalala an'i da-Rola fa l eoe Ratsiraka fts tadidindry zareo d nofidiany :-D:-D:-D
za ko manao oe 54 eo no iafaran'io!

92. bazylou
(
08/12/2006 20:32)
MArina mihitsy ireo , io ilay lazaiko hoe tokony mba hisaina amin'izay le8 fa efa mamofona izy izany!! Tsy antananarivo daholo akory ny Madagasikara!!
Manarak'izany dia ny fianakaviana Ratsiraka dia efa latsaka ao an dohan'ny Malagasy lavitra noho ny hoe ra8!!
Hany ka rehefa milatsaka izy dia be hatrany ny mpifidy azy.

93. fijo
(
08/12/2006 22:01)
izay mihintsy.ka io mila fitandremana tsara,satria ny hoavin'ny mada mihintsy no lalaovina eo
94. bazylou
(
09/12/2006 09:29)
Misy zavtra mahagaga ihany ry zareo amin'ity ffdanana ity!!
Omaly 8 12 06 dia nikatso hono ny solo saina nomen'ny tim sy ny fanjakana hanaovana ny fanangonana ny vote!! Triche ve izany sa fifandrifin javatra!! dia 4 andro ve izy nilamina tsara dia omaly dia niesona sa avyany sina ireo ordinatera ireo!!

95. bazylou
(
09/12/2006 18:26)
http://www.madatsara.com/page-presidentielle2006
Jereo io fa io no vaovao farany e!!ra8 55, lahiniriiko ,13
darola 11
herizo 9