fifdianana

41. Robert ( 03/12/2006 22:01)
Misy résultat partiel.. Ao aminy HERIZO


http://www.herizo.org/spip.php?article38
42. Fiffi ( 03/12/2006 22:05)
nefa ny obseravteurs nilaza fa tsy manome résultat partiel fa hatambatra vao omena.....
43. bazylou ( 03/12/2006 22:12)
tsy misy hafa tsy ny tenanay sy i herizo.org ihany izao no manome vaovao momban'ny ffdanana. NY site reehetra mbiny toa tsy misy lanjany akory ilay hoe ffdanana , eny fa na dia ny an'ilay 8 aza dia ny mpanao forum eto no mamadika any!! tsy important tokoa angamba ??8-):^)
44. akama2006 ( 03/12/2006 22:20)
ihihihihihihii! ka efa hoe simulacre io!
45. bazylou ( 03/12/2006 22:22)
simulacre ahoana indray e??!
46. bazylou ( 03/12/2006 22:40)
generale tana

ra8 58021
r rtsrk 2903
herizo 5066
rtsrhnn 7986
lhnirk 1806


Generale antsirabe
ra8 4533
r rtsrk 435
herizo 215
lhnirk 254
rtsrhnn 274

Maevatanana
ra8 1377
r rtsrk 68
herizo 213
lhnirk 170
rtsrhnn 211

tamatave en generale ,sur 8 b de v
ra8 343
r rtsrk 1571
herizo 110
lhnirk 171
rtsrhnn 84

fnrts 1, general

ra8 1148
r rtsrk 16
herizo 605
lhnirk 209
rtsrhnn 187


Mbola betsaka ny b de v tsynahatonga nyazy ka sombiny ihany ireo!! efa amin'ny 01h 20 izao any Madagasikara ka dia tafandria-mandry daholo e,,
Mino aho fa ho avy eto ianareo forumiste rehetra hanohy ny fitantarana.

HISY NY 2e TOUR raha izao aloha no mitohy an!!



47. lagoon ( 03/12/2006 22:48)
Nanao censure sahady ny ao herizo.org fa menatra be i Herizo @ score-ny.
48. bazylou ( 04/12/2006 00:39)
maromaro ihany ny irregularité sy ny savoritaka hoy i express atsy ary ny b de voty sany aza dia tamin'ny 22h00 vao nakatona!! tany mahajanga nisy olona nanana 2, na 3 carte electorale!! feno ny olona voasoratra nefa tsy nahazo carte electorale, ao koa ny olona tsy voasoratra nefa nifidy ihany,..
49. Stone ( 04/12/2006 00:44)
Tsy mahasakana ny avance azon-dRa8 izany.
50. Zina ( 04/12/2006 00:47)
so far so good
51. bazylou ( 04/12/2006 00:56)
hisy ny 2e tour ! raha izao aloha no fandehany an!! mbola betsaka ny tsy nanome vokatra, mety mimene le8 ao tana fa 2e izy any diego ary resy be izy any tulear!!
52. rrgmt ( 04/12/2006 04:35)
Ny tsy mety @ bureau de vote aloha tsy maintsy misy fa ny USA aza ireny t@ fifidianana teo mbola nisy lesoka ihany.
Ra8 mety mahazo vato ambony fa tsy maintsy miditra 2è tour io. Ny zava-hitranga avy eo fotsiny hahay hifandamina ve ireo tafakatra miaraka aminy sa toy ny mahazatra samy tendan-kanina dia hanadino ny vahoaka ka @ izay hahazo aina ra8 dia mbola hanohy ny fitondrana jadona sy ny fialokalofana ao amin'ny fivavahana ihany, fara-faharatsiny tokony hiala tsy ho VP ny FJKM mba hisian'ny séparation du pouvoir Église-Etat
53. kitjo ( 04/12/2006 04:41)
Tttsss..najanondry Herizo le valim-bokatra fa rahariva indray hono
54. kitjo ( 04/12/2006 04:48)
Vaovao @ MBS @izao ora izao

misy isam-paritra bdb fa tsy voaraiko ireo teo aloha..hihi

Antsirabe:
Tonga nifidy: 65141
Vato fotsy: 1595
Manankery: 67546

ravalo: 53464 = 79,15%
ratsirhnn:3108: 5,81%
Lhrk: 2604
herizo: 1423
Pety:65
Elia:9

ny ambiny mo zara ra nahazo dol
55. kitjo ( 04/12/2006 04:58)
Mbola MBS en direct ihany

Diego:

Ravalo: 9343 = 40,80%
Ratsiraka: 9105 = 39,04
Lahnrko: 1904 = 8,30%
herizo: 1281 = 5,58%
Hasina: 374 = 1.43%
56. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:33)
wow! miady ny baolina tany diego an
euh.. ny vato manko e
57. kitjo ( 04/12/2006 05:40)
mba misy spektakle!
58. pissoa ( 04/12/2006 06:15)
Ngah kay tsisy oe vokatra eran'i Mada e :roll:
Kamo zah hikajikajy nefa zay iany no tiko hay :oops::lol:
59. kitjo ( 04/12/2006 06:22)
ka mahara kely ary aloha!
60. kitjo ( 04/12/2006 06:22)
mahareta manko e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1033