fifdianana

21. xxx ( 03/12/2006 19:41)

efa koboko hatr@ voalohany mintsy fa samy gasin'andafy doly no mifampi-wawawa tato hatr@ zay, tssssssssss :-D:-D:-D
22. kitjo ( 03/12/2006 19:43)
ka raha ifampizarana moa inona ny olana amzany sa?
maninona no mampita avy @ RNM ohatra?
tokony hiteny ko zany ny RNM oe aza avoaka any @ serasera ny vaovao-nay?

fa ra asian'i bazyl droit d'auteur dia iangaviana ny rehetra tsy handika aza e!

sady raha tsy diso aho toa misy soratra any no sady nomarihana hoe "nomen'ny namana" izany oe nampitaina avy any @ bazyl

jefra> an3, avy ato io no nadika nankany k!
jereo ny ora
23. bazylou ( 03/12/2006 19:51)
antsirabe garbit
60%ra8
13%lhnrik
5%rtsrhnn
1%r rtsrk
25%herizo

tulear quartier mahavatsy
14%ra8
54%lhnrik

diego quartier ambalakaza
35%ra8
54%r rtsrk


toamasina quartier morarano
500 ra8
210r r tsraka

NY voalohany ihany no lazaina fa ny ambiny 0.1% sy 1% daholo.
Mbola hitohy

24. kitjo ( 03/12/2006 19:53)
misaotra hatrany

bazyl> azo adika @ site hafa ve?
25. jefra ( 03/12/2006 20:01)
Miala tsiny aho bazylou fa tena ianao marina no lohany.
^:^^:^^:^ sady =D=D=D=D
26. bazylou ( 03/12/2006 20:11)
azonao avadiak aminn'y site hafa fa tsy olana e!! ara dalana ireo fa tsy nangalarina!!
27. kitjo ( 03/12/2006 20:16)
melsi bazyl..

an3 aleo miera iany na zany aza k!

bn nwi bazyl d melsi alo fa za nde hatory amzay fa efa divaraina aty aminay izao!
28. ikaretsaka ( 03/12/2006 20:19)
andefaso updates ihany ry bazylou an...
mankasitraka e
29. bazylou ( 03/12/2006 20:27)
tsy ho azoko daho ny zavara rehetra fa izay tratrako ihany.
30. lagoon ( 03/12/2006 20:31)
Okay e!
Saotra aloa.Fa dia alefaso rehefa misy e
31. bazylou ( 03/12/2006 20:37)
namoaka ny 1er article momba ny ffdianana sahady i aody.mg
32. xxx ( 03/12/2006 20:42)
hmmmm be mpitia ity hevitra iray ity, tsara mihitsy mantsy ny nataon'i bazoly. =D
33. kitjo ( 03/12/2006 20:49)
aody.mg
http://www.aody.mg/politique.php?id=747

ao @ site Ministere Interieur koa inoako fa hisy hivoaka tsy ho ela!
raha tsy hoe izy manontolo vao ho avoakany
http://www.mira.gov.mg/election/resultatelection.php
34. lagoon ( 03/12/2006 20:50)
bazylou:

namoaka ny 1er article momba ny ffdianana sahady i aody.mg



Ka dia mitohy hatrany izany ny fanomezam-baovao.
35. bazylou ( 03/12/2006 21:05)
ny tsara ataonareo rehtra izao dia ny manome info na rahampitso aza dia mba samy mahita tsikelikely !!
Efa nosokafako io ny baolina ka dia tohizo e:: na birao de voty 1 fotsiny aza anie dia mety e!!
36. kitjo ( 03/12/2006 21:09)
marina mitsy zan ry bazyl fa ra za no afaka mihaino radio amzao nandrasako teo mihitsy

hono wa e...

sao d misy manana skype d afaka mandefa radio mivantana mba afaka henoina ianareo izay any Dago

37. bazylou ( 03/12/2006 21:28)
tulear 1
1231 ra8
4 rtsrhnn
20 r rtsrk
52 herizo
2307 lhniriko

ambatondrzak b de v 6 sur 17
3021 ra8
374 lhnrik
345 rtsrhnn
515r rtsrk
229 herizo


ambstr 9 sur 13
1336 ra8
37l hnrik
41 rtsrhnn
48 r rtsrk
1211 herizo

diego 1 ,,17 b de v sur 38
5408 ra8
1176 lhnrik
191 rtsrhnn
4754 r rtsrk
766 herizo

maintirano , 12 b de v sur 21
1109 ra8
311 lhnrik
64 rtsrhnn
183 r rtsrk
1574 herizo

fianarantsoa 2 , bv 3 sur 8
1001 ra8
90 lhnrik
39 rtsrhnn
69 r rtsrk
116 herizo

beloha sur 5 b de v
176 ra8
234 lhnrik
1 rtsrhnn
5 r rtsrk
17 herizo

Ilay tulear no tsy henoko tsara fa tulear 1 io, tsy henoko ilay hoe amin'ny b de vote firy io.Miala tsiny indrindra e; tsy mampiesona aho akory!!
Izay indray aloha e;


38. bazylou ( 03/12/2006 21:30)
surprise en vue hoy i lgdi atsy!!
39. bazylou ( 03/12/2006 21:38)
Rah ny vaovao azo farany sy ny fintina natao dia hita fa
cote est ,, r ratsirk madresy, 2e ra8.

Maevatanana hatrany fianar , dia i ra8 no lohany.

tulear sy diego , herizo sy lhnrik no mifampizara ny lohany.

Taux de participation total Madagascar 50%.

RAha izao izany no mitohy dia hisy ny 2e tour!!!

Tsy nisy kandida nahazo mihoatra ny 50% isaky ny b de voty.

Mbola hitohy

40. bazylou ( 03/12/2006 22:01)
ireto indray dianalaina tatsy amin'ny siten'i herizo.org..
Rahatoa ka tsy mazava dia mankanesa ao amin'ny herizo.org

Bureau de vote District Commune Fokotany Lieu Suffrage exprimé RAVALO HERIZO Date Heure
Total brut 22 255 12 395 4 822
55,70% 21,67%
310208002 AMBOSITRA AMBOSITRA II Fkt Ambalapary - Maison Randrianasolo Samuel, Ambalapary 146 69 62 2006-12-03 22:41:35
110701075 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA AVARATRA ATSINANANA EPP 67 HA NORD 845 491 116 2006-12-03 22:35:01
110701076 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA AVARATRA ATSINANANA EPP 67 HA NORD 843 405 141 2006-12-03 22:35:01
220104002 ANDAPA ANDAPA ANDONGOZABE EPP ANDONGOZABE 288 73 150 2006-12-03 22:20:02
310207002 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ambalamahasoa - Bureau Fkt Ambalamahasoa 238 102 120 2006-12-03 22:20:02
310207019 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Tanamahalana - EPP Tsararivotra 258 114 122 2006-12-03 22:20:02
310207022 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Vohidahy - EPP Vohidahy 336 149 168 2006-12-03 22:20:02
310208017 AMBOSITRA AMBOSITRA II Fkt Tsarahasina - EPP Tsarahasina 195 89 93 2006-12-03 22:20:02
310207015 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Idiana - EPP Alakamisy Salle n°2 356 122 192 2006-12-03 22:20:02
310207018 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Morafeno - Bureau Fkt Morafeno 477 250 193 2006-12-03 22:20:02
110801025 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOLOKANDRINA-ANTSAHAMAMY-ANKATSO EPP AMBOHIPO 957 545 153 2006-12-03 22:20:02
110801024 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOLOKANDRINA-ANTSAHAMAMY-ANKATSO EPP AMBOHIPO 877 520 152 2006-12-03 22:20:02
110801023 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOLOKANDRINA-ANTSAHAMAMY-ANKATSO EPP AMBOHIPO 1021 603 174 2006-12-03 22:20:02
220104007 ANDAPA ANDAPA ANKEVAHEVA EPP BEANANA "A" 446 203 127 2006-12-03 22:20:02
110801012 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOHIPO CITE-AMBOHI TANANA-AMPAHATEZA-ANDOHANIATO EPP AMBOHIPO 674 252 210 2006-12-03 22:20:02
110118002 AMBOHIDRATRIMO IVATO FIRAISANA ILAIVOLA BUR FKT ILAIVOLA 482 271 85 2006-12-03 22:20:02
110801022 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOLOKANDRINA-ANTSAHAMAMY-ANKATSO EPP AMBOHIPO 921 334 153 2006-12-03 22:20:02
110118003 AMBOHIDRATRIMO IVATO FIRAISANA AMBODIRANO CSB II AMBODIRANO 631 414 39 2006-12-03 22:20:02
110118005 AMBOHIDRATRIMO IVATO FIRAISANA ANDAFIAVARATRA BUR FKT ANDAFIAVARATRA 810 553 84 2006-12-03 22:20:02
310207008 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ampitahana - Bureau Fkt Ampitahana 197 72 105 2006-12-03 22:20:02
310207004 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ambohipierenana - EPP Alakamisy Salle n°1 494 283 154 2006-12-03 22:20:02
310207016 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ilanitra - EPP Ilanitra 426 151 260 2006-12-03 22:20:02
310207021 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Vatovory - EPP Vatovory 481 294 152 2006-12-03 22:20:02
310207012 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Antoetra - EPP Antoetra 194 75 107 2006-12-03 22:20:02
310207017 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Manolotrony - Lycée RAKOTOARISOA 195 204 71 2006-12-03 22:20:02
310207011 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ankorombe - CEG Ankorombe 700 364 127 2006-12-03 22:20:02
310207005 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Amongy - EPP Amongy 165 94 63 2006-12-03 22:20:02
310207007 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ampihadiamby - EPP Ampihadiamby 126 79 35 2006-12-03 22:20:02
110701067 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA AFOVOANY ANDREFANA EPP 67 HA ATSIMO 693 431 78 2006-12-03 22:00:01
110701069 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA ATSIMO EPP 67 HA ATSIMO 744 436 119 2006-12-03 22:00:01
110701068 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA ATSIMO EPP 67 HA ATSIMO 803 549 75 2006-12-03 22:00:01
110701070 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA ATSIMO EPP 67 HA ATSIMO 726 431 90 2006-12-03 22:00:01
110701066 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR 67 HA AFOVOANY ANDREFANA EPP 67 HA ATSIMO 800 523 80 2006-12-03 21:50:01
220104008 ANDAPA ANDAPA SAHAMAZAVA EPP SAHAMAZAVA 342 148 137 2006-12-03 21:35:01
110801045 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR MANAKAMBAHINY-AMBATOMARO-ANKERAKELY EPP MANAKAMBAHINY 789 419 165 2006-12-03 21:35:01
110801026 ANTANANARIVO IIème ARR ANTANANARIVO IIème ARR AMBOLOKANDRINA-ANTSAHAMAMY-ANKATSO EPP AMBOHIPO 626 248 174 2006-12-03 21:35:01
110901014 ANTANANARIVO IIIème ARR ANTANANARIVO IIIème ARR AMPANDRANA ANDREFANA EPP VOHIBOLA 660 473 35 2006-12-03 21:05:01
310207007 AMBOSITRA AMBOSITRA I Fkt Ampihadiamby - EPP Ampihadiamby 309 135 152 2006-12-03 20:50:01
110901027 ANTANANARIVO IIIème ARR ANTANANARIVO IIIème ARR ANDRAVOAHANGY TSENA EPP ANDRAVOAHANGY I 512 370 29 2006-12-03 20:45:01
110901028 ANTANANARIVO IIIème ARR ANTANANARIVO IIIème ARR ANDRAVOAHANGY TSENA EPP ANDRAVOAHANGY I 494 339 34 2006-12-03 20:45:01
110901023 ANTANANARIVO IIIème ARR ANTANANARIVO IIIème ARR ANDRAVOAHANGY ANDREFANA EPP ANDRAVOAHANGY I 455 350 20 2006-12-03 20:40:01
110701046 ANTANANARIVO Ier ARR ANTANANARIVO Ier ARR ANTETEZANA AFOVOANY II BUR FKT 523 368 26 2006-12-03 20:35:01

Mbola hitohy


































































































































































































































































































































































































© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1223