Afo fandiovana
61. soanja
(
23/12/2006 23:59)
NAMASTE tanteraka ny momba anao ra-namana Ikaretsaka a. :-*:-*:-*:-*:-*
64. prime
(
02/01/2007 10:08)
:-D:-D:-D... izao vao hitako ity lohahevitra ity...
\"11 Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.12 Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin\'ny fanorenana,13 dia haseho avokoa ny asan\'ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin\'afo izany andro izany*, ka dia hozahan-toetra, amin\'ny afo ny asan\'ny olona rehetra. [* Na: izany]14 Raha maharitra ny asan\'ny olona, izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy.15 Raha ho levon\'ny afo ny asan\'ny olona, dia ho fatiantoka izy; fa ny tenany kosa dia hovonjena, nefa toy ny avy ao amin\'ny afo ihany izy.\" I Korintiana 3:11-15
Ny afo fandiovana voalazan\'ny soratra masina ohatra io nalaina manokana io dia tsy afo fandiovana mba hidirana any an-danitra, fa afo fandiovana ho fandanjàna ny asan\'ny olona tsirairay miditra any an-danitra... tsy antoka fidirana any akory fa fanehoana ny fahamendrehany mihoatra noho ny hafa na dia samy hiditra any an-danitra aza...