Afo fandiovana
41. cutie
(
04/12/2006 18:52)
XXX: Aza fitahina kosa ny olona fa Tsy ao anaty Baiboly io zavatra nolazainy @ teny Anglisy io aloha fa mba nijery tao aho fa tsy nahita e! Angaha raha tsy mahay teny Anglisy ny sasany dia fitapitahina?
:-D:-D:-D:-D:-D
45. ikaretsaka
(
06/12/2006 00:39)
Voalaza teo :
Yea, i know i'm under god's juegement, but i won't be judged by my bible but by what i believe and how i communicate with it.
that's what i'm tryin 2 tell peeps here
Ikaretsaka, why you make people confused?. You know the bible better than anyone else, please,stop fooling yourself.You know that you are under God's judgement.You play fire and you will burn yourself.
Yea, i know i'm under god's juegement, but i won't be judged by my bible but by what i believe and how i communicate with it.
that's what i'm tryin 2 tell peeps here
46. soanja
(
21/12/2006 00:18)
Zay vao hitako. Mazava raha mino tanteraka ny afo fandiovana ny Katolika. Satria hita tsara ao anaty baibolin'ny Katolika ny momba an'io. Miala tsiny fa tsy manana ilay andininy amin'ny teny gasy aho.
Protestantism, following Martin Luther, removed the deuterocanonical books from their Bibles due to their clear teaching of doctrines which had been recently repudiated by Protestants, such as prayers for the dead (Tobit 12:12, 2 Maccabees 12:39-45 ff.; cf. 1 Corinthians 15:29), intercession of dead saints (2 Maccabees 15:14; cf. Revelation 6:9-10), and intermediary intercession of angels (Tobit 12:12,15; cf. Revelation 5:8, 8:3-4). We know this from plain statements of Luther and other Reformers.
Fa ireo lay nesorina tsy ho isan'ny soratra masina ao anaty baiboly protestants.

47. ikaretsaka
(
21/12/2006 15:22)
ka izay ny tsy azoko...
tsy azo ampiana sy analana ilay baiboly hozizy... kay zany nanalany!
Fa izay zany vao azoko:...
Tsy Biblika le izy hozizy!
kay zany tsy hitany tao fa nisy nanala!

50. Rasiligaoma
(
21/12/2006 19:57)
Dia tena gaga amin-dry zalahy baibolista aho.. Baibolista aho baibolista.. kay izany ilay baiboly natao fitaovana hampisehoana izay hevitra tiana vohizina fotsiny
:evil:
Dia mody avoaboaka @ versets sy ny chapitres eo izay teny mifandraika amin'ilay hevitra tiana tohanana
izay ange izany no antony tsy inoany ilay zavatra e e
ny "tsy maha ao anaty baiboly" an'io fa zay revirevin'i lotera sy ampiany sy analany arak'izay itiavany azy .
Nahery kosa iny bandy iny ka..
dia nino daholo ny mpanaraka azy!

51. soanja
(
21/12/2006 20:00)
Rasiligaoma:

Miaiky anle bandy aho ka! Mahay izy e vitany malama daholo ny olona. :wink::-*:-*:-*
53. soanja
(
21/12/2006 21:06)
Rasiligaoma:
aiza ary i prime hanamarina an'io
Meteza ianao RaSily fa mahita havaly an'io tsara izy.:wink:
56. ikaretsaka
(
23/12/2006 03:08)
ary voamarika koa fa bedebe koa ato kay no tsy mahafantatra akory ny tena inoany sy ny lavage de cerveau niainany kay hatramin'izay an...
mba mivoaha kely aloha dia jereo hoa ny misy anao ivelan'ilay perception
"think from a different view, go outside of the box"
misaotra an'ireo izay nizara rehetra e....

57. jentilisa
(
23/12/2006 15:35)
Mariho aloha! noraisin'ny jiosy ho ao anaty baiboly ve ireo boky ireo? Averiko indray fa any amin'ny testamenta taloha ny maro (afa-tsy korintiana mazava loatra fa mbola ahojereko tsara moa izay ambaran'ireo!!!)
58. ikaretsaka
(
23/12/2006 17:12)
Nomarihiko fa toa lasa mi se referer any @ jiosy i Jentilisa
f'angaha ry jentilisa mbola baiboly jiosy f atsy baiboly kristianina e
Matoa nivory ny kristianina ka nanao ny baiboliny manokana koa ange dia fantany fa tsy ampy ny baiboly jiosy e

59. soanja
(
23/12/2006 22:07)
jentilisa:
Mariho aloha! noraisin'ny jiosy ho ao anaty baiboly ve ireo boky ireo? Averiko indray fa any amin'ny testamenta taloha ny maro (afa-tsy korintiana mazava loatra fa mbola ahojereko tsara moa izay ambaran'ireo!!!)
marihako koa fa raha nihaino ny an'i Jiosy isika dia tsy Kristianina isika mianakavy eto. Ny tsy mino moa tsy tafiditra amin'izany.
I Jeso aza raha manaraka tsara ny tantara ao anatin'i Biaboly isika dia tezitra amin'ireo lohandohan'ny mpisorona milaza azy ho manam-pahendrena tamin'izany nefa mpiatsara velatsihy no fahitany azy tamin'izany.
Koa aleo tsy io no jerentsika, fa ahoana no nanapahantsika fa ireo ao anaty baiboly Protestanta sy ny Katolika izao ihany no tenin'Andrimanitra.
60. ikaretsaka
(
23/12/2006 23:31)
izao aloha tsy dakoro amin'io hatrany am-boalohany mihitsy
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m456fae251afec
na baiboly katolika io na protestanta dia izaho ny principe ko efa voiziko ato
(asa raha voamarik'i soanja)
sy ny resaka ao amboony rehetar ao