fanandroana
41. soanja
(
28/11/2006 01:02)
Iza ary ireo Majy telo avy lavitra nandeha nitady ny tranonomby nisy nahaterahan'i Jesoa, mba handeha hitsaoka ilay Zezo zazakely?
Raha tsy zavadehibe ny asan'ireo olona ireo dia tsy nolazaina tao anaty Baiboly fa lehibe koa ny fahatongavany hitsaoka an'i Jesoa. Ireo tompoko de Mpanandro avy amin'ny faritra isakarazany avy ary Andriamanitra sy ny famakiany ny lanitra no nahatonga azy tapakevitra ny handeha hitsaoaka ilay Zaza. Iza no nitarika azy? Ilay kintana eny amin'ny lanitra.

42. LazaDaddy
(
28/11/2006 01:13)
soanja> feno "affirmation gratuite" be ny teninao. Sady tsy voalaza ao @ Tenin'Andriamanitra no tsy anananao porofo.
Aza mamorona fa diniho tsara aloha ny Tenin'Andriamanitra. Olon-kendry izy ireo, ary ny Fanahin'Andriamanitra no nitarika azy nidera an'i Jesoa sy nivily lalana tsy nankany @ i Heroda.
soanja:Iza no nilaza taminao fa telo ny isan'izy ireo?
Iza ary ireo Majy telo avy lavitra
soanja:
Ireo tompoko de Mpanandro avy amin'ny faritra isakarazany avy ary Andriamanitra sy ny famakiany ny lanitra no nahatonga azy tapakevitra ny handeha hitsaoaka ilay Zaza. Iza no nitarika azy? Ilay kintana eny amin'ny lanitra.

44. soanja
(
28/11/2006 06:12)
LazaDaddy:

Inona no nitarika ny Majy tamin'ny lalany LD a?
45. soanja
(
28/11/2006 06:35)
Lazadaddy> vakio tsara ato fa hanome anao ny zavatra nianarakohttp://www.farsinet.com/wisemen/magi.html . Tadidio fa tsy nisy namorona na zah na ianao fa efa nisy namorona daholo ireo baiboly sy boky ireo vao tonga teo aminao. Tsy Andriamanitra akory no namorona an'ireo fa olona toa anao saingy ny azy kosa angamba efa somary lasa lavitra ihany satria afaka mivelatra ho an'ny hafa (ireo Majy).
Ny Fanahy no mpitari-dalana ry LD a samy manana isika sy ianao. Ka tsy anjaranao no milaza ahy fa mamorona aho fa ny anao ihany no jerena de ataovy Dogma ao.

46. Rainikarabo
(
28/11/2006 08:11)
Ny Majy dia mpisikidy sy mpanandro. Ary ireny no nitsaoka an'i Kristy, maneho ny fisehoan'ny Tompo ho amin'ny firenena rehetra fa tsy ho an'i Jody ihany akory no nahatongavany.Ny kintana no nahafantaran'izy ireo ny fahaterahan'ny mpamonjy ( tamin'ny alalan'ny fanandroana izany), ary ny Anjelin'ny Tompo avy eo nanambara tamin-dry zareo hivily lalana refa mody ( Maneho fa afaka miasa amin'ny olona sahala amin'ireny Andriamanitra), sns..
I Lazadaddy afaka mandray ny tantaran'ny Majy araka izay mahadivolana ny sainy. Manaova jery todika kely ny tantara dia fantaro hoe inona ny "Majy" tamin'izany fotoana izany.

47. prime
(
28/11/2006 15:01)
Ny fanandroana malagasy hafa mihitsy raha resaka météorologie, sy astrologie, sy astronomie sy tsy haiko aby mikasika ny fahaizana mamantatra ny ho avy no tianareo ampitahaina @ izany...
50. soanja
(
28/11/2006 15:27)
Ny fahitako azy raha ny Gasy manao zay de ratsy, ho an'ireo izay tsy mankasitraka azy , fa raha ny vazah manao azy dia tsara raha io tian'ny Prime resahina io no adihadihako vetivety.
51. Zina
(
28/11/2006 18:37)
cutie [ Valio ] 28-11-2006 01:32:07
Lohateny : Re : fanandroana
Zina
efa mahay za e
ie hihihih
52. majesty
(
29/11/2006 04:56)
Hoy Imahaka:
hoy ikaretsaka:
Efa maro ihany izay nandevenana talata sy alakamisy zay fa toa mbola mijajika tsara ihany le kôfy hatramin'zao,fa le olona mitovy firehana aminareo no saro-tahotra dia misy tsy sahy mandevina mintsy.
Izany ihany koa no anisan'ny anton-javatra iray mbola mampahantra ny gasy,na dia tokony alevina aza ny razana dia tsy maintsy miandry any andro mety voalazan'ny mpanandro hono,nefa ny depense mitombo ihany ao an-trano,ny any anindran-tany any ary moa dia tsy maintsy mamono omby fa bedin'ny mpanandro :lol:
mahafinaritra 'nareo izany fa dia tena mitovy daholo marina ny andro. Enga anie ka tsy ho folaka andatony amin'izany ny tanora ao amin'ny fianakaviana. Mankalaza e!
hoy ikaretsaka:
hhhhm> majesty.. mirary mba tsy ho folaka an-datony tokoa ary raha izany e
Efa maro ihany izay nandevenana talata sy alakamisy zay fa toa mbola mijajika tsara ihany le kôfy hatramin'zao,fa le olona mitovy firehana aminareo no saro-tahotra dia misy tsy sahy mandevina mintsy.
Izany ihany koa no anisan'ny anton-javatra iray mbola mampahantra ny gasy,na dia tokony alevina aza ny razana dia tsy maintsy miandry any andro mety voalazan'ny mpanandro hono,nefa ny depense mitombo ihany ao an-trano,ny any anindran-tany any ary moa dia tsy maintsy mamono omby fa bedin'ny mpanandro :lol:
53. Imahaka
(
29/11/2006 08:46)
majesty:
Efa maro ihany izay nandevenana talata sy alakamisy zay fa toa mbola mijajika tsara ihany le kôfy hatramin'zao,
Ary misy maty matetika ange zany ny fianakams raha izany e! sa inona ny dikan'io hoe maro ihany io? asa 'zany fasana misokatra ho an'ny maro izany na normal na tsy blem!
54. prime
(
29/11/2006 12:45)
Fanamarihana: diso tanteraka ilay famaritana ny atao hoe manandro ka manjary diso hatr@ itondràna ilay lohahevitra...
booboo> Tsy fanandroana ireo amiko fa fianarana sy fandalinana ny zavaboahary izay maneho ny fahaizan'Andriamanitra sy ny voninahiny ka rehefa atao ho "sciences" dia mbola misy foana ilay "marges d'erreur" @ mahaolombelona tsy hahatakatra na oviana na oviana ny herin'Andriamanitra namorona azy...
ikaretsaka> Ny mahasamihafa azy dia ny fanandroana malagasy dia tsy maintsy mampiasa ody mba hamantarana ny andro ary mampiasa hery sy fanahy, ka ilay mpanandro dia manana hery sy fahefàna manokana hanova izay rehetra lazaina andro ratsy ho tsara, sy izay tsara ho ratsy ihany koa, rehefa manao fombafomba isankarazany araka ny filàn'ilay fanahy miasa ao aminy sy ilay ody... Ny mpanandro malagasy dia azo oharina amin'ireo antsoina hoe "voyant" vazaha sy ireo "occultistes" rehetra... izay tsy misy ifandraisany loatra @ antsoina hoe "astronome" na "astrologue" na "météorologue" (ohatra) izay nianatra izany tany am-pianarana sy nanao fikarohana ohatry ny mpandinika rehetra (digne de ce nom)...
soanja> ny ataon'ny gasy rehetra tsy ratsy avokoa nefa tsy tsara avokoa ihany koa...

55. Rasiligaoma
(
29/11/2006 12:52)
misy tsy mampiasa ody fa mijery ny positions an'ny volana sy ny kintana rehefa manandro an..
tsy nianarana fa lovan-drazana
efa nahita aho
tsy nianarana fa lovan-drazana
efa nahita aho
56. prime
(
29/11/2006 13:23)
rasiligaoma> Ny mpanandro malagasy dia mampiasa ody fa tsy asehony anao izany... eo imasonao izy no mody mamaky ny boky fanisanandro sy milaza ho mamaky lanitra sy kintana ary volana fa anontanio anie izy hoe inona no hataoko fa tiako hiova io vintana sy andro ratsy io e... dia ho hitanao ny havaliny... fa tsy mpanandro gasy "mahay" ny tsy mahay manova andro ratsy ho tsara sy vintana ratsy ho tsara fa mpisoloky indray raha izany...
58. prime
(
29/11/2006 14:59)
rasiligaoma> mbola mora ampiresahana ianao raha izany an... tsy izy rehetra tokoa angaha satria ilay sasany mpisoloky...
60. Rainikarabo
(
30/11/2006 10:21)
prime>
io no izy.
Ny vintana sy andro ratsy tsy azo ovaina fa azo hidifirana.
Manarim-bitana koa no misy fa tsy manova vintana izany.
sns, resaka tsy firesaka eto ny ambiny :D
Rasiligaoma:
arakarak'ilay mpanandro io fa tsy izy rehetra