fanandroana

21. LazaDaddy ( 27/11/2006 13:51)
ikaretsaka:

olona vitsivitsy hozy ianao
fa ataokohoe ny 98% ny olona mankato kosa angamba alahady vao mankany e! sa?
izaho aloha no fantatro sy izay miaraka amiko hitako maso. Inona no tokony antony hitsikilovako ny olon-kafa tsy hitako any @ firy alina kilometatra any? :)
22. cutie ( 27/11/2006 14:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 27/11/2006 18:04)
majesty:
Fa iza no niteny taminao fa ny alahady ihany no fankanesana any ampengonana,misy zao ny an'ny protestanta fivavahana isa-maraina,toy izany koa ny an'ny katôlika.
raha ny aty @ toerana misy ahy aty kosa aloha de misy foana ny fotoam-pivavahana maraina sy ny hariva fa tsy any am-piangonana an ! fa ao @ chapelle misy ny masera. Ny alahady sy ny asabotsy hiany no any am-piangonana .


24. cutie ( 27/11/2006 18:12)
misy zao ny an'ny protestanta fivavahana isa-maraina

hay lasa misy an'zany koa ny fiangonana protestante zao?
25. Achia ( 27/11/2006 18:20)
fa ilay alahdy kosa anie efa natao ho an'ny daholobe sady erantany mihitsy e ! ho an'ny kristiana io an !
26. cutie ( 27/11/2006 18:22)
:lol::lol::lol::lol::lol:
27. Imahaka ( 27/11/2006 19:07)
dabraka dabraka! rahoviana ny andro tsara hanaovana fifidianana?
- amin'ny 03 Déc hozy


Majesty> mahafinaritra 'nareo izany fa dia tena mitovy daholo marina ny andro. Enga anie ka tsy ho folaka andatony amin'izany ny tanora ao amin'ny fianakaviana. Mankalaza e!

- cutie, porofoy???
28. cutie ( 27/11/2006 19:23)
Imahaka in no porofoina:-D:-D:-D:-D
29. Zina ( 27/11/2006 19:38)
ny andro rehetra dia azo andehanana any am-piangonana sy hivavahana fa Andriamanitra dia nanokana andro iray ho azy manokana mba hiderana azy ....
30. ikaretsaka ( 27/11/2006 20:19)
hhhhm> majesty.. mirary mba tsy ho folaka an-datony tokoa ary raha izany e
31. Fiffi ( 27/11/2006 20:36)
Zina:
Andriamanitra dia nanokana andro iray ho azy manokana mba hiderana azy ....
nefa hoy aho hoe voafetran'ny zany andro zany ve ny fiderana an'Andriamanitra ?


32. cutie ( 27/11/2006 20:43)
non:lol::lol::lol::lol:
33. ikaretsaka ( 27/11/2006 20:47)
anontanio izy!
34. cutie ( 27/11/2006 20:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
35. cutie ( 27/11/2006 20:50)
vakio ny baiboly
36. Zina ( 27/11/2006 22:21)
Fiffi [ Valio ] 27-11-2006 21:36:24
Lohateny : Re : fanandroana
Hoy i Zina:
Andriamanitra dia nanokana andro iray ho azy manokana mba hiderana azy ....
nefa hoy aho hoe voafetran'ny zany andro zany ve ny fiderana an'Andriamanitra ?


non tsy voafetra fa efa hoe mitokana koa...

cutie [ Valio ] 27-11-2006 21:50:30
Lohateny : Re : fanandroana
vakio ny baiboly

Zay marina vakio ny baiboly
37. cutie ( 28/11/2006 00:32)
Zina
efa mahay za e :lol::lol::lol::lol:
38. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:34)
de rehefa vaky ilay izy de ahoana
39. cutie ( 28/11/2006 00:35)
de ampiharo :-D:-D:-D
40. cutie ( 28/11/2006 00:36)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 28-11-2006 01:34:59
Lohateny : Re : fanandroana
de rehefa vaky ilay izy de ahoana

de mitoria teny @ zay ho hitan'ny be sy ny maro :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0825