tantara marina

61. ikaretsaka ( 15/12/2006 13:59)
fa hitan'i prime!

Matetika ny ankabeazan ny olona (indrindra ny gasy moyen) dia ireny "loham-piangonana" ireny no itarafany ny hoe ahoana izany atao hoe finoana izany

Misy olona tsy any @ alalan'ilay "fitoriana baiboly " amminy mihitsy no hahitana sy hivelaran'ny finoany fa @ ny alalan'ny fahitany ny ataon'ilay "mpitarika" azy eo anivon'ny fiaraha monina.

ny fahitana andry ry mopera na ry pasitera na ry masera manampy azy ohatra @ manao hopitaly, mampianatra ny zanany, aumonerie, centre d'ectivite, sy ny asa ataony isan'andro @ fandraisana andraikitra aza dia fitaovana tena mahomby mitaona ny olona (indrindra ny gasy) hivelatra bebe kokoa @ finoana nohon'ny fandehanana tsiroaro ao an-tranony sy mamelabelatra baiboly ao.

Betsaka ny olona lasa kristianina, noho ilay asa sy toetra ary fihetsika ataon'ilay mpitarika eo anivon'ny fiaraha monina nohon'ny toriteny lava
62. prime ( 21/12/2006 11:40)
Ekena tanteraka... fa raha amin'ity indray mitoraka ity izany dia inona no tanjona?
63. ikaretsaka ( 22/12/2006 00:51)
dia tsy haiko letsy ry prime
izay no izarako azy amianreo hoe dia ahoana ny effets an'io @ ilay olona nivavaka tao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073