tantara marina

41. kitjo ( 30/11/2006 16:09)
ko zany izy hoe manambady ko raha manao ny ataony izy ve izany dia mijangajanga?
ngah fahadisoana izany?
raha mopera d ie!

hafa ndray izy ra manambady mandeha mihodina....

harary andoha eo enao raha znay no sainina foana!
42. Zina ( 30/11/2006 19:44)
oi i ikaretsaka
ny ahy aloha tsy afeniko fa lasa nanimba ny fomba fivavako ilay izy e

betsaka mihitsy ny olona mitovy aminao. NEFA kosa tadidio tsara fa Andriamanitra no hivavahana fa tsy ny olona ary isika dia eto an-tany samy mbola panota, ka tokony hiezaka isika mba tsy hanimba ny fivavahana @ andriamanitra a cause des zavatra miseho...
lasa ohatran'ny tsy miainga izany ny fanahiko raha vao tsy any am-piangonana no mamory olona be miaraka mivavaka fa any an-trano ..de lasa mieritreritra foana hoe eto @ alitara eto izany rehefa avy eo an...lasa "game field"

marina mihitsy aloha io a aleo miala ao fa ny dikan'izany tsy mande any @ fiangonana hafa aza mba kivy zany eo mihitsy ilay devoly no tena faly raha voa isika no mi-abandonne...
dia lasa koa hoe rah avao olona manambady ny mitory teny amiko momba ny fijangajangana sy ny chastity de tena ohatran'ny mahasorena be ahy izany.. surtout raha le pastera pastera ana fiangonana tsy mboa manana trano manokana ireny !

tssss aza mba manaiky lembenana mora2 reeee. Zao fotsiny ataovy ao an-tsain-tsika samy panota isika, i devoly dia miezaka ny haka namana betsaka mihitsy Nefa i Jesosy eo hanampy ny finoana sy ny fanirian-tsika mba ho Azy...
43. Zina ( 30/11/2006 19:47)
Kitjo
harary andoha eo enao raha znay no sainina foana!


misy marina ihany io
44. ikaretsaka ( 01/12/2006 01:52)
kitjo:

ko zany izy hoe manambady ko raha manao ny ataony izy ve izany dia mijangajanga?
ngah fahadisoana izany?
raha mopera d ie!

hafa ndray izy ra manambady mandeha mihodina....

harary andoha eo enao raha znay no sainina foana!



ka ity ange ry kitjo manambady mihodina sady pastera en plus e.... tena tonga de voa kosa ny finoako an-drapasy le
45. majesty ( 01/12/2006 11:58)
ikaretsaka:aza manody kou alou le nahazo anao e:D
46. prime ( 01/12/2006 12:41)
ikaretsaka> dia mahereza ry ise fa tsy hitondra famonjena ho anao ny fieritreretana an'izany fa Jesosy banjinina a...
47. kitjo ( 01/12/2006 16:58)
itovizako hevitra @prime io

fa aiza aloha le resaka oe mihodina izy e...toa tsy nisy anzany akory le tantara..fa toa mitatra misy episode hafa ndray zany tantaranao zany...

:^)
48. Rasiligaoma ( 01/12/2006 19:26)
manana vady 2 izy=miodina
49. ikaretsaka ( 01/12/2006 22:40)
vakio tsara ny tantara...
tsy mitondra famonjena ho ahy ilay izy (ara panahy) : ekeko
fa ilay vokany ara batana (eo @ fiaraha monina) no tiako ambara
50. Achia ( 02/12/2006 06:59)
kitjo:

itovizako hevitra @prime io

fa aiza aloha le resaka oe mihodina izy e...toa tsy nisy anzany akory le tantara..fa toa mitatra misy episode hafa ndray zany tantaranao zany...

:^)


miverena ery ambony indrindra :wink:
51. Zina ( 03/12/2006 00:46)
oy i Karetsaka
fa ilay vokany ara batana (eo @ fiaraha monina) no tiako ambara

ka izany ny fiainana eto an-tany ko tsy hafa manaotra isika, ny tsara dia ny manodina pejy @ iny
52. kitjo ( 03/12/2006 17:15)
ok ok
azafady e
^:^^:^^:^
53. prime ( 04/12/2006 12:33)
ka ny ahy tiako nomarihina rehefa hita fa ratsy ve dia mbola zaraina eto ihany fa mba zavatra tsara zaraina raha mbola mety e...
54. pissoa ( 04/12/2006 17:47)
Rah mopera ny resaka teto de efa nisy nanisy ady hevitra hatramin'ny fampianaran'ny fiangonana Katolika mitsy, dia tantaraina doly oe tary nisy mopera tahak'izao sy izao, dia ny Pope patati patata ; fa saingy pasitera de aleo kosa mba aravina amin'ny oe fiainan'olona zany ry Ika ary aza mizara zavatra ratsy ony :lol:
55. ikaretsaka ( 07/12/2006 05:45)
tsy haiko mihitsy hoa le olona e!
izay mantsy hoa!
56. prime ( 07/12/2006 11:21)
ikaretsaka> le olona ahoana ary...???:-D:-D
pissoa> ka hita fa fiainan'ny olona koa inona...:roll::-D:-D ka rehefa izay no vitan'i pasitera d izay izany...

Ny amin'ny fampianaran'ny fiangonana katôlika dia azy izany ka raha misy mitondra fanitsiana moa tsy tsara va izany? toy ny fahadisoan-kevitra rehetra ihany @ fiangonana hafa rehetra, na protestanta io na anglikàna io na jesosy mamonjy... ka raha misy mitondra fanitsiana ara-tsoratra masina hoe mitady hifandàka @ lazain'ny soratra masina, amiko indray aloha zara aza misy izany mba handinihan-tena...
57. Achia ( 07/12/2006 17:24)
tena izany lazainao zany mitsy prime ny olona hoe manana an'i Kristy a ! olona manana fandinihana sy fandeferana nefa koa mahalala ny sitrapon'ATRA
58. Rasiligaoma ( 07/12/2006 19:47)
Tsy raharahako io na katostan na proteliak na JEMONJY Masosy FA REHEFA TSY METY KOSA TENENO E
59. ikaretsaka ( 08/12/2006 03:31)
pissoa:

Rah mopera ny resaka teto de efa nisy nanisy ady hevitra hatramin'ny fampianaran'ny fiangonana Katolika mitsy, dia tantaraina doly oe tary nisy mopera tahak'izao sy izao, dia ny Pope patati patata ; fa saingy pasitera de aleo kosa mba aravina amin'ny oe fiainan'olona zany ry Ika ary aza mizara zavatra ratsy ony :lol:


Fa ahoana tokoa ary e???

ny ahy any @ le resaka finoana no asiako resaka sy fiaraha monina fa tsy ilay hoe "olombelona izy " an
60. prime ( 15/12/2006 09:04)
ikaretsaka> Tena mitombina tanteraka ny fanamarihana entinao eto... ny finoana tokoa no anton-dresaka eto ka izay indrindra no mahatonga ahy milaza hoe, mitondra inona ho antsika ny fizaràna ny toy izany eto... raha fiainan'olona indray mantsy no tiana tsikeraina, na pastera izy na iza dia any @ dinika fiaraha-monina no tokony iresahana azy... raha tsy izany dia tsy mitondra zava-tsoa na dia kely aza ny fizaràna ny tantara toy izao amin'ny lafiny finoana... mbola maro aza anie ny zava-miafina mikasika ny fiainan'ny mpanompon'Andriamanitra maro ka raha izany no ho tantaraina eto dia asa angamba fa misy manao "bal" any ho any...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079