tantara marina
21. ikaretsaka
(
27/11/2006 15:50)
ka izany ko.. ny mahazatra ahy hoe mopera e.. evaka sns.. de tampoka eo ve de hivadika pasitera?
ka za hoa tsy mety amiko le izy
ka za hoa tsy mety amiko le izy
raha vao pasitera ny mampivavaka ahy ka resaka fanambadiana na chastete na resaka tokatrano no voasana dia lasa mifikitra ao an-tsaiko ny hoe ity izany mody blablabla eto fotsiny fa rahariva izy ny vadiny izao contraire an'izany nno hataony....
22. Imahaka
(
27/11/2006 19:08)
hay ve misy tantara marina mitovy amin'ny angano e!
louuzzz zany 're olona
louuzzz zany 're olona
23. kitjo
(
27/11/2006 20:08)
fa in moa no mahadiso an i pasitera sy ny vadiny manao ny ataony @alina?
ngah zany voarara?
zay nanaovan Andriamanitra an'i Adama sy Eva ho lahy sy vavy!
ngah zany voarara?
zay nanaovan Andriamanitra an'i Adama sy Eva ho lahy sy vavy!
24. kitjo
(
27/11/2006 20:12)
sady tsy hitako aloha zay ampiasana saina lotra amin'ny ataon'ilay olona satria "Samy efa nanota izy rehetra"
zany hoe tsika reehtra samy manota avokoa fa aoka ny Fanahin'Andriamanitra no hiteny avy ao aminy sy hiasa fa fitaovana ampiasain' Andriamanitra izy, mety manana fanomezam-pahasoavana amin'izany...
ka raha ny fahotana no jerena dia mety hisy hiteny hoe za tsy hamaky ny hevitra soratan'ikaretsaka satria izy mpanota za kristiana...na mety tsy hisy hamaly mitsy kitjo fa oe iza no hiresaka @mpanota?
ka raha ny fahotan'ny olona na ilay mopera na pasitera no tsy ivavahana tokony tsisy hiditra am-piangonana tsony!

25. ikaretsaka
(
27/11/2006 20:12)
le oe eo @ le toerana akaikin'ny alitara @ atoandro ny anaovany azy.. hafahafa @ saina kosa le izy le
26. Zina
(
27/11/2006 22:26)
zany hoe tsika reehtra samy manota avokoa fa aoka ny Fanahin'Andriamanitra no hiteny avy ao aminy sy hiasa fa fitaovana ampiasain' Andriamanitra izy, mety manana fanomezam-pahasoavana amin'izany...
marina mihitsy raha mbola eto an-tany dia mbola ho panota daholo isika.
ka raha ny fahotan'ny olona na ilay mopera na pasitera no tsy ivavahana tokony tsisy hiditra am-piangonana tsony!
Personne n'est parfaite, na i Pape ary.
27. Rasiligaoma
(
27/11/2006 22:58)
Marina daholo izany... fa ny raha ny hevitro kosa aloha mba asiako hajany ihany ny hoe sanctuaire sy ny trano tsotra @ zao e..
.... eritrereto hoe rehefa alina izany dia mandehana nareo mivady mandeha miray sy miara matory ao am-piangonana...
na manota aza i papa sy masera ..angamba kosa tsy ao am-piangonana kle!
tena an an an.....

28. prime
(
28/11/2006 14:28)
Tena marina tokoa ve izany tantaraina izany sa fitiavana mba hitsikera sy fantasma fotsiny e?
30. Achia
(
28/11/2006 18:08)
i karetsaka ngamba mety nahita mitsy fa izy mantsy hidimbaravarana ko ! :°)
31. Zina
(
28/11/2006 18:38)
achia mampime..
fa inn aloa no any ambatomaro e
ikaretsaka [ Valio ] 28-11-2006 16:01:49
Lohateny : Re : tantara marina
tena marina io ka.. anontanio ao ambatomaro ao e
fa inn aloa no any ambatomaro e
32. majesty
(
29/11/2006 05:01)
Ahoana lesy no ahalalan'toi fa teo amin'lay alitara mintsy no nanaovany an'ilay raharaha manga,izany hoe nanatri-maso tao an-trano mintsy zany toi raha azoko tsara,ary sao dia saika nijoko an'lay vadin'i pasitera anankiray aza!
Hoy ikaretsaka:
Père ikaretsaka,humm tsy ratsy kosa klé:roll:
Hoy ikaretsaka:
ka izany ko.. ny mahazatra ahy hoe mopera e.. evaka sns.. de tampoka eo ve de hivadika pasitera?
Père ikaretsaka,humm tsy ratsy kosa klé:roll:
33. prime
(
29/11/2006 12:12)
ka raha tena marina izany dia mampalahelo fa tsy mahate-hitantara akory...
34. Rasiligaoma
(
29/11/2006 12:31)
majesty:
Ahoana lesy no ahalalan'toi fa teo amin'lay alitara mintsy no nanaovany an'ilay raharaha manga,izany hoe nanatri-maso tao an-trano mintsy zany toi raha azoko tsara,ary sao dia saika nijoko an'lay vadin'i pasitera anankiray aza!
novakiako hatrany am-boalohany ary fantatro io fiangonana nolazain'i karetsaka io
tsy mbola nanana trano fiangonana ry zareo fa tao amin'ny salon an'i Tompokolahy Pasitera Samy no nivavaka
rehefa alina ny andro dia lasa chambre a coucher izany ilay salon
dia imagine-o @ zay
35. prime
(
29/11/2006 13:19)
ikaretsaka> ahoantsika ahoana moa ny amin'izany?... mitondra famonjena ho antsika ve ny fahafantarana izany?
36. Rasiligaoma
(
29/11/2006 13:51)
mitondra fieritreretana sy doute sy fisalasalana kosa aloha ilau uzy e
38. ikaretsaka
(
30/11/2006 04:39)
ny ahy aloha tsy afeniko fa lasa nanimba ny fomba fivavako ilay izy e.. lasa ohatran'ny tsy miainga izany ny fanahiko raha vao tsy any am-piangonana no mamory olona be miaraka mivavaka fa any an-trano ..de lasa mieritreritra foana hoe eto @ alitara eto izany rehefa avy eo an...lasa "game field"
dia lasa koa hoe rah avao olona manambady ny mitory teny amiko momba ny fijangajangana sy ny chastity de tena ohatran'ny mahasorena be ahy izany.. surtout raha le pastera pastera ana fiangonana tsy mboa manana trano manokana ireny !

40. prime
(
30/11/2006 11:36)
ikaretsaka> ka manimba izany izao fitantaràna izao fa tsy mampitombo na amin'ny inona na amin'ny inona na dia kely aza...