Maha-lasa saina ihany

61. prime ( 29/11/2006 15:03)
Minoa izany ve ianao?...
62. Zina ( 29/11/2006 19:53)
de mifamonjy eo e..

ka zany mihitsy ka, zany no nisian'ny pretra sy ny pastera na dia mpanota otran-tsika ary ry zareo dia sady miezaka manoro an'ny olona rehetra ny famonjena ry zareo no sady en meme temps miezaka hamonjy ny tenany ko ry zareo....
63. dailynews ( 29/11/2006 20:05)
Ie, mifampitantana mankany andanitra hono fa lavitra ny lalana.

reraka na lavo ianao, izaho mampahery sy mivavaka ho anao
reraka aho na lavo, ianao mampahery sy mivavaka ho ahy.

ny mandeha irery no grave. tahaka ny olona miteny fa hoe angaha raha tsy mandeha any ampiangoanana dia tsy mivavaka.

ny olana dia izao:
raha vao mandeha irery ka lavo dia tsy fantatry ny olona hoe nanao ahoana ianao izay any.

tahaka ny afontsaribao ny fiainan ny mpino, rehefa tafaraka eo dia samy mafana daholo ary mifanome hafanana, fa nony niala ny iray ary nandeha irery dia niha nangatsiaka ary nihamaty ho azy.



64. Zina ( 29/11/2006 20:22)
dailynews a ie marina ireo...
nefa kosa ndray2 mety misy ny mande irery rehefa avy nihezaka mba nanampy ny hafa nefa ry zareo tsy nisy nanaiky sy nino... dia eo ilay fiteny oe izay mahavonjy ny tenanao sisa no atao...
65. cutie ( 29/11/2006 22:30)
Merci cutie nanampy an humm

ty hitakory akory we toi iny fa tsy misy fisaorana e :lol:
66. cutie ( 29/11/2006 22:31)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-11-2006 13:21:53
Lohateny : Re : Maha-lasa saina ihany
cutie> Tsy fahalalàna no ilaina ao amin'Andriamanitra fa fibebahana sy fanoloran-tena... ka fanoroana no ilazàna hoe tena handroso sa hitsidika eo am-baravarana fotsiny...

Tsy curieux izany zà fa mampirisika handroso... fa tsy tsara loatra ny mitsiditsidika fotsiny fa tena miroboka mihitsy no ilaina...

ok ry Mr be finoana a :lol::lol::lol::lol:
67. prime ( 30/11/2006 11:32)
cutie> :-D:-D...

Ka handroso ho'aho sa hitsiditsidika fotsiny?:lol::lol:
68. Achia ( 30/11/2006 15:35)
sao de mba hadinonareo ary fa ny devoly koa anie ka mino e ! sady mangovitra :-D:-D:-D
69. cutie ( 30/11/2006 20:52)
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-11-2006 12:32:45
Lohateny : Re : Maha-lasa saina ihany
cutie> ...

Ka handroso ho'aho sa hitsiditsidika fotsiny?

ny finoanao no karakarao tsara fa aleo ho ahy samirery ny ahy :lol:
70. majesty ( 01/12/2006 12:02)
Rasiligaoma:

de ahoana ny ataoko fa efa voavonjy aho izany?


Ario aloha iny siligaoma tsakoinao iny d meteza atao batisa anaka fa izay mino sy atao batisa hono no ho vonjena:D
71. prime ( 01/12/2006 12:33)
rasiligaoma> mino izany ve hoy aho ianao?
cutie> ka raha anao irery ny anao maninona no zaraina eto @ serasera?:roll::-D:-D
72. Zina ( 01/12/2006 17:46)
Rasiligaoma [ Valio ] 29-11-2006 14:58:49
Lohateny : Re : Maha-lasa saina ihany
de ahoana ny ataoko fa efa voavonjy aho izany?

1- Minoa an'i Jesosy kristy fa namomnjy anao teo @ azo-fijaliana izy,
2- dia atao batisa arak'ilay lazain'i majesty...
3- dia une fois ianao mino dia mila kolokoinao foana io finoana io dia ireto no atao:
ny mivavaka @ andriamanitra mba hanampy anao izy mba tsy ho very ilay finoana Azy,
ny mianatra bebekokoa ny Teniny mba atanjaka ny finoanao ka ho zarainao amin'ny hafa,
ny fampisehona ny any ivelany Fa Andriamanitra dia Fitiavana
- ny manaraka ny dian'i Kristy, miezaka ny otran'azy.. (Sarotra io raha tsy manana relation tres proche @ Jesosy isika)
73. cutie ( 01/12/2006 21:04)
cutie> ka raha anao irery ny anao maninona no zaraina eto @ serasera?

hanao vavolombelona ve :-D:-D:-D:-D
74. Achia ( 02/12/2006 07:12)
Ataovy mpianatro ny firenena rehetra manaova batisa azy @ anaran'i Ray Zanaka Fanahy Masina , i Jesosy no nilaza io a ! donc inona zany no tokony hatao voalohany , tsy tokony hampianarina aloha ve ilay olona mba ahalala an'ATRA sy ny lalàna hiainany raha toa izy hiditra ho Kristiana izay vao manao batisa azy mba ahalalany ny tokony hataony sao mantsy refa vita ny batisa vao ampahafantarina azy daholo hoe tsy azo hatao izao tsy azo hanina iro , eo vao hoe tsy lasa izany nareo tsy nilaza any mialoha . Ka ho antsika mitarika ny namana hatao batisa moa ve mba efa nampianarina aloha ilay olona efa nampahafantarina azy ve ny fitsipika hiainany
75. Zina ( 03/12/2006 00:58)
Achia [ Valio ] 02-12-2006 08:12:59
Lohateny : Re : Maha-lasa saina ihany
Ataovy mpianatro ny firenena rehetra manaova batisa azy @ anaran'i Ray Zanaka Fanahy Masina , i Jesosy no nilaza io a ! donc inona zany no tokony hatao voalohany , tsy tokony hampianarina aloha ve ilay olona mba ahalala an'ATRA sy ny lalàna hiainany raha toa izy hiditra ho Kristiana izay vao manao batisa azy mba ahalalany ny tokony hataony sao mantsy refa vita ny batisa vao ampahafantarina azy daholo hoe tsy azo hatao izao tsy azo hanina iro , eo vao hoe tsy lasa izany nareo tsy nilaza any mialoha . Ka ho antsika mitarika ny namana hatao batisa moa ve mba efa nampianarina aloha ilay olona efa nampahafantarina azy ve ny fitsipika hiainany

Achia a marina io,
io lazain-njy io ireny tena mbola tsy mahalala (na mihitsy na kely fotsiny)
fa misy koa anie ny olona sasany efa mahafantatra e appuyena @ fanaovana batisa ilay fahalalany dia avy ampitombona izay fantany...
76. prime ( 07/12/2006 10:29)
Ny fahitàko azy aloha alohan'ny ampianarana olona sy anaovana batisa azy, raha te hanara-dia an'i Jesosy dia mila mandray Azy avy hatrany ka [size=14]mibebaka[/size] mihitsy fa raha tsy mibebaka dia ara-tsaina fotsiny sy ara-pahalalàna no anarahana an'i Kristy...
77. Achia ( 07/12/2006 17:20)
koa raha tsy fantany ve Kristy iza no hibebahany eo ry prime a! tsy hoe manohatra nt hevitrao aho akory fa manampy ihany koa tokony ampahafantarina ny olona aloha hoe iza marina izany Kristy izany e !
78. cutie ( 07/12/2006 21:23)
Mpandefa : prime [ Valio ] 07-12-2006 11:29:52
Lohateny : Re : Maha-lasa saina ihany
Ny fahitàko azy aloha alohan'ny ampianarana olona sy anaovana batisa azy, raha te hanara-dia an'i Jesosy dia mila mandray Azy avy hatrany ka mibebaka mihitsy fa raha tsy mibebaka dia ara-tsaina fotsiny sy ara-pahalalàna no anarahana an'i Kristy...

ka ahona aza reny zazakely atao batisa reny :roll::roll::roll:
79. Achia ( 08/12/2006 16:24)
koa raha araka ny fandinihanao manokana dia ahoana :?:
80. cutie ( 08/12/2006 18:36)
za tsy mahay :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089