Maha-lasa saina ihany

1. Rainikarabo ( 25/11/2006 18:35)
Raha mbola manjaka eo amin'ny fiarahamonina misy antsika ny fitiavan-tena, ny fitivam-boninahitra, ny fialonana indrindra indrindra, dia toa lasa henatra ho antsika ilay hoe " Ny Malagasy tia vavaka", "Ny Malagasy maro an'isa dia Kristianina".

Sao dia lasa sentosento sy toriteny fotsiny aza izy ity fa tsy iainana akory!

Aoka ho fanasina sy ho fanilo ianareo maro an'isa dia hivoatra ny firenena.
novalian'i Achia ny 23/12/2006 12:42
2. Fiffi ( 25/11/2006 18:57)
Rainikarabo:
Aoka ho fanasina sy ho fanilo ianareo maro an'isa dia hivoatra ny firenena.
ary enao nga tsy ao anatiny zany ?


3. soanja ( 25/11/2006 21:13)
Rainikarabo:

Raha mbola manjaka eo amin'ny fiarahamonina misy antsika ny fitiavan-tena, ny fitivam-boninahitra, ny fialonana indrindra indrindra, dia toa lasa henatra ho antsika ilay hoe " Ny Malagasy tia vavaka", "Ny Malagasy maro an'isa dia Kristianina".

Sao dia lasa sentosento sy toriteny fotsiny aza izy ity fa tsy iainana akory!

Aoka ho fanasina sy ho fanilo ianareo maro an'isa dia hivoatra ny firenena.


Ka iroe volazanao eo ambony ireo no raikitapisaka amin'ny vatantsika olombelona, zany hoe ny antsoina hoe Fahalemena. Ka raha ha tsy manomboka mikatsaka ny zavatry ny Fanahy ny olona iray dia ho zava-poana izany fanirianao izany. Mahereza mampita hafatra e.


4. cutie ( 25/11/2006 21:45)
Ka iroe volazanao eo ambony ireo no raikitapisaka amin'ny vatantsika olombelona, zany hoe ny antsoina hoe Fahalemena. Ka raha ha tsy manomboka mikatsaka ny zavatry ny Fanahy ny olona iray dia ho zava-poana izany fanirianao izany. Mahereza mampita hafatra e.

marina zany :lol:
5. degree ( 25/11/2006 23:32)
Rainikarabo:

Raha mbola manjaka eo amin'ny fiarahamonina misy antsika ny fitiavan-tena, ny fitivam-boninahitra, ny fialonana indrindra indrindra, dia toa lasa henatra ho antsika ilay hoe " ", "Ny Malagasy maro an'isa dia Kristianina".

Sao dia lasa sentosento sy toriteny fotsiny aza izy ity fa tsy iainana akory!

Aoka ho fanasina sy ho fanilo ianareo maro an'isa dia hivoatra ny firenena.


Iza no sahy milaza fa tsy tia ny tenany ? iza no sahy manambara fa tsy miaro ny voninahiny

-Tiavo aloha ny tenanao mba hanasoavanao ny namanao "
tiavo ny namanao tahaka ny tenanaoeto dia efa misy sahady ny fitiavan-tena ka noho izany no hiarovanao ny voninahitrao mba hanandratanao ny an'ny hafa.Aoka kosa anefa tsy entinao hialonana ny sasany izany na hitsaranao azy ireo
Izany hoe ny fitiavanao ny tenanao sy ny voninahitrao ka entinao hanatsara sy hanampy ny namanao eo anivon'ny fiaraha-monina fq tsy hialonanao azy ireo kosa dia mipetraka ihany ilay hoe "Ny Malagasy tia vavaka " fa tsy ny hoe mandeha any ampiangonana ihanyakory no kristianina
6. ikaretsaka ( 26/11/2006 00:14)

Rainikarabo:



Sao dia lasa sentosento sy toriteny fotsiny aza izy ity fa tsy iainana akory!



Tena indrisy fa matetika toa io no betsaka ataon'ny olona ko
"aza ny ataony no atao fa izay lazainy tanterao"
7. Rainikarabo ( 26/11/2006 09:06)
Fiffi:

ary enao nga tsy ao anatiny zany ?

[/quote]


tena ao mihitsy!
8. Fiffi ( 26/11/2006 20:50)
Rainikarabo:
Sao dia lasa sentosento sy toriteny fotsiny aza izy ity fa tsy iainana akory!
iainana kosa eh ! saingy marina aloha fa misy ny vazatra voalaza zay sarotra ny hanaovana sy hanatanterahana azy nefa iainana kosa satria mba hita mibaribary kosa ange ny fiainan'ny Kristiana eh ?


9. cutie ( 26/11/2006 20:59)
hita mibaribary ahona akia:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 26/11/2006 21:23)
hita mibaribary ohatra fotsiny ny mpampianatra sekoly alahady ny ankizy.......
11. cutie ( 26/11/2006 21:24)
de we kristiana ve satria mpampianatra sekoly alahady :roll::roll::roll:
12. Fiffi ( 26/11/2006 22:04)
raha tsy Kristiana ve hanao an'zany ?
13. cutie ( 26/11/2006 22:19)
:-D:-D:-D:-D
14. Papoose ( 27/11/2006 01:09)
fitiavam-bola aza vao maika pira koa!;-)
15. majesty ( 27/11/2006 13:18)
raha samy hijery ny kileman'ny hafa eto ho vita ny adihevitra na dia hivadika pejy maromaro aza a,fa zao e,tsy misy Anjely ange eto e,samy manana ny fahalemeny avy ny tsirairay,kanefa aza tsaraina ivelany izy sao d mba efa nahazo ny famelan-keloka fa izay mahasoa ny tenanao sy ny fanahinao alou itolomana mafy fa toa tsy ho laitra ange le ho ary @ fahaverezana ary hono raha sanatria ka lasa any e:D
16. ikaretsaka ( 27/11/2006 13:40)

izay mahasoa ny tenanao sy ny fanahinao alou itolomana mafy



ooooay izany fitiavan-tena eeeee
17. cutie ( 27/11/2006 14:14)
tsy fitiavan-tena kosa zany e
Raha tsy hainao ny tenanao ahona no ahafahanao manasoa ny hafa:lol::lol::lol:
18. ikaretsaka ( 27/11/2006 14:21)
samy atao eo daholo na ny tena na ny hafa ko
19. cutie ( 27/11/2006 14:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. prime ( 27/11/2006 14:40)
Ikaretsaka> :-D:-D:-D
Rainikarabo> Izaho mahita fa tsy maro an'isa izany ny kristiana raha eto Madagasikara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073