eisy e raMalagasy

61. Zina ( 01/12/2006 17:36)
kitjo,

Lazarosy any @ Nouveau testament ary Abraham any Ancien testament.

Fa andraso dinihako tsara ny tianao lazaina fa otran'ny mbola tsy naheno an'io ao... mety ho diso ko za...
62. kitjo ( 01/12/2006 18:39)
misy io fa aleo hojereko koa fa za tsy mba mahatadidy tsara manko

I Lazarosy sy ilay mpanankarena angamba ny sous titre @io raha tsy diso aho!
63. cutie ( 01/12/2006 21:05)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-12-2006 13:29:19
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
cutie> fomba fijery vao2 indray izany anao izany tsy haiko raha taiza no nahazoanao azy fa ny fahendren'olombelona raha avy amin'Andriamanitra dia izao no nambarany:
"Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany*; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.[Heb. ireo]" Salamo 111:10

"Dia hoy Izy tamin'ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin'ny ratsy no fahalalana." Joba 28:28

Ka firy @ olombelona milaza ho olo-kendry sy be fahendrena no mino an'i Jehovah sy matahotra Azy toy izany ry cutie... toa vitsy an... fa izao fampianarana isankarazany eto @ izao tontolo izao no lazain'ny maro fa fahendrena ka miala tsiny aminao aho fa raha ny fahendren'olombelona dia tsy avy amin'Andriamanitra mihitsy fa avy amin'izao tontolo izao ihany... (mba tsy itenenana hoe avy amin'ny satàna rainy mihitsy aza)...

prime wa
Avy @Atra fa aza mino refa tsy mino fa zany alou no inoako e :lol:
64. Achia ( 02/12/2006 07:17)
fa inona moa no atao hoefahendena e !? :roll:
65. cutie ( 02/12/2006 20:16)
vakio ny baiboly :lol::lol::lol::lol:
66. Zina ( 03/12/2006 02:00)
cutie [ Valio ] 30-11-2006 21:51:03
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
Voalaza teo :
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-11-2006 12:23:29
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
cutie> raha araka ny soratra masina dia TSIA... ny fahendren\'olombelona tsy avy amin\'Andriamanitra fa avy amin\'izao tontolo izao ihany... mitandrema fa diso lalana mihitsy ianao raha mihevitra izany...

Avy aiza aza ny fahendren\'i prime
Efa we avy @ Atra ny origine , fa ny oul no misafidy na handray an;le fahendrena na tsia.

prime a marina io lazain\'i cutie io, avy any @ Andriamanitra ny fahendrena, nomeny fahendrena tsiray2 isika fa ny olana dia ny fahotana no nanimba an\'ilay fahendrena nomenan-tsika
Prov.2:6
Car l\'Éternel donne la sagesse; De sa bouche sortent la connaissance et l\'intelligence
Eccl.2:26
Car il donne à l\'homme qui lui est agréable la sagesse, la science et la joie; mais il donne au pécheur le soin de recueillir et d\'amasser, afin de donner à celui qui est agréable à Dieu. C\'est encore là une vanité et la poursuite du vent.
fa kosa :
James 3 : 17 But the wisdom that is from above is first pure, then peaceable, gentle, and easy to be intreated, full of mercy and good fruits, without partiality, and without hypocrisy.
Jacques 3.17
La sagesse d\'en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d\'hypocrisie
67. cutie ( 03/12/2006 20:09)
Zina
redem i prime vo tonga eo :lol:
68. Achia ( 04/12/2006 07:34)
cutie:

vakio ny baiboly :lol::lol::lol::lol:


ay za zany hendry be satria za mamaky baiboly :°)
69. prime ( 04/12/2006 11:59)
kitjo> ao amin\'ny lioka 16:19-31 r\'ise io tantara io a...
zina> marina ny ambaranao raha ny fiforonan\'ny olona no ambaranao fa rehefa nanota ny olona dia niala taminy ny fahendren\'Andriamanitra... ary eo indrindra no mahahafa ny fahendren\'izao tontolo izao @ fahendren\'Andriamanitra... fa ny fahendren\'Andriamanitra raha ny soratra masina dia mifototra amin\'i Jehovah Ray sy Jesosy Kristy Zanany... ny ankoatr\'izay dia fahalalàna sy fahendrena avy amin\'izao tontolo izao ihany... ary tsy azoazo avy any am-piterahana sy avy any an-kibon-dreny fa mila fibebahana izay vao azo...
cutie> izaho tsy mandà izay inoanao fa anao iny fa ny lazaiko dia ny karazam-pahendrena araka ny voasoratra ao @ soratra masina... ao ambadika ao izao misy milaza fa i amma no tena manana fahendrena sy fitiavana dia izay izany no finoany...
achia> =D
70. soanja ( 04/12/2006 14:31)
Prime> Amma dia manam-pahendrena sy fitiavana tokoa fa tsy izy irery ihany fa bobaka be ny manana an'io.
71. Zina ( 04/12/2006 22:20)
zina> marina ny ambaranao raha ny fiforonan'ny olona no ambaranao fa rehefa nanota ny olona dia niala taminy ny fahendren'Andriamanitra... ary eo indrindra no mahahafa ny fahendren'izao tontolo izao @ fahendren'Andriamanitra... fa ny fahendren'Andriamanitra raha ny soratra masina dia mifototra amin'i Jehovah Ray sy Jesosy Kristy Zanany... ny ankoatr'izay dia fahalalàna sy fahendrena avy amin'izao tontolo izao ihany... ary tsy azoazo avy any am-piterahana sy avy any an-kibon-dreny fa mila fibebahana izay vao azo...
cutie> izaho tsy mandà izay inoanao fa anao iny fa ny lazaiko dia ny karazam-pahendrena


aminao zany misy isakarazan'ny fahendrena...ary ahona ny an' i Solomana????

Iza zany amma zany?
72. cutie ( 04/12/2006 22:23)
cutie> izaho tsy mandà izay inoanao fa anao iny fa ny lazaiko dia ny karazam-pahendrena araka ny voasoratra ao @ soratra masina... ao ambadika ao izao misy milaza fa i amma no tena manana fahendrena sy fitiavana dia izay izany no finoany...

tsy henjy mitsy i prime zany :-D:-D:-D
73. cutie ( 04/12/2006 22:23)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 04-12-2006 08:34:56
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
Hoy i cutie:

vakio ny baiboly



ay za zany hendry be satria za mamaky baiboly

of course:-D:-D:-D:-D
74. prime ( 07/12/2006 10:21)
zina> Tsy hoe misy samihafa fa roa ihany, na fahendrena avy amin'Andriamanitra, na fahendrena avy @ izao tontolo izao izay manana endrika maro isankarazany... bobaka be hoy i soanja ary marina izany fa bobaka ny olo-kendrin'izao tontolo izao...

Ny an'i Solomona Mpanjaka izao dia maneho feno mihitsy ny fahendren'Andriamanitra tao aminy... tsy izy ihany fa maro hafa koa voalaza ao amin'ny soratra masina...

cutie> ie zà le adàlan'Andriamanitra...:)
75. cutie ( 07/12/2006 21:22)
cutie> ie zà le adàlan'Andriamanitra...

tsy haiko ny dikan'zany :lol::lol::lol:
76. Achia ( 08/12/2006 16:41)
Izany adalan'ATRA izany zao no hilazain'ny olona ireo izay mandinika sy mamakafaka ny tenin'ATRA ko inona
77. cutie ( 08/12/2006 18:37)
:-D:-D:-D:-D
vao2 njay zany :-D
78. Achia ( 08/12/2006 18:46)
tsy vao2 zany fa efa ela ka tsy maharaka nga njy :-D
79. cutie ( 08/12/2006 18:49)
vao2 wa :-D:-D:-D
80. Achia ( 08/12/2006 19:00)
info ve ? :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087