eisy e raMalagasy

41. ikaretsaka ( 27/11/2006 20:47)
tsy haiko fa za tsy mbola tany fa zany fotsiny hono
42. cutie ( 27/11/2006 20:49)
:lol::lol::lol::lol:
43. Zina ( 27/11/2006 22:22)
cutie [ Valio ] 27-11-2006 16:08:02
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
Voalaza teo :
Le principentsika zany ry Cutie de hoe : "Enjoy the moment and forget any headaches. God will take everything as He approves our good deeds because He loves us."

Soanja yes
Hojerentsika rah hisy hanohitra njay io

iza moa no hi-opposer an'io zavatra marina io
44. prime ( 28/11/2006 13:57)
Ny fomba fiainana ao amin'Andriamanitra sy ny fitiavan'Andriamanitra dia tsy avy amin'ny fahendren'olombelona ka isika no mifidy izay mety sy tsy mety, tsara sy ratsy fa Izy mihitsy no manambara ny tenany ho tsara sady tsara rahateo koa ka tsy mila fangarony...
45. cutie ( 28/11/2006 18:41)
prime
Fa avy aiza aza ny fahendren'olom:lol:belona
46. majesty ( 29/11/2006 05:12)
Hoy ikaretsaka:

rhefa any an-danitra mihaona fa zany koa de atao manahirana
sa misy tsy ho any ny sasany?


ôtran'ny milay less zany mifanena amin'lah any an-danitra zany klé,tonga d forum tsy forum ndray mikasika ny fiainana tety an-tany:D
47. prime ( 29/11/2006 12:09)
cutie> Avy amin'izao tontolo izao... ary hafa koa nefa ny fahendren'ny olon'Andriamanitra...

Fa heverinao avy aiza ny fahendren'olombelona?
48. Rasiligaoma ( 29/11/2006 12:44)
@ izay tokoa samy tsy misy diso intsony rehefa mitantara fa samy efa nahita ny teto an-tany daholo..

ny olantsika anie le samy mitantara izany lanitra sy paradisa izany nefa samy tsy mbola nisy tany akory e:^)


majesty:

Hoy ikaretsaka:

rhefa any an-danitra mihaona fa zany koa de atao manahirana
sa misy tsy ho any ny sasany?


ôtran'ny milay less zany mifanena amin'lah any an-danitra zany klé,tonga d forum tsy forum ndray mikasika ny fiainana tety an-tany:D



49. prime ( 29/11/2006 13:35)
rasiligaoma> marina tokoa ny voalazanao... fa izao fotsiny ihany, Andriamanitra namorona izany no efa manambara ny momba azy fa tsy hiandry olona hahita an'izany vao ho tantaraina...
50. Rasiligaoma ( 29/11/2006 14:01)
za zao tsy mbola tany @ volana dia tsy afaka mitatata be hoe ohatran izao ny any fa fantatro fotsiny fa misy ny volana ary azo aleha any
51. prime ( 29/11/2006 14:58)
Satria ny nahafantaranao ny momba izany dia mbola olombelona ihany no nanambara azy... fa ny mikasika ny paradisa tianao fantarina dia Izy Andriamanitra mihitsy no manambara izany ary nidina mihitsy tety an-tany koa aza... ka izany no itatatatàna azy satria mbola fotoana hiantsoana ny olona izao ho amin'izany... fa mbola ho avy ny fotoana hitsahatra ny antso... ka raha amin'izany no miteny hoe f'ahoana ary dia efa indrisy...

« Mitadiava an'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy. » (Isaia 55:6)
52. Zina ( 29/11/2006 19:50)
oy i Rasiligaoma
ny olantsika anie le samy mitantara izany lanitra sy paradisa izany nefa samy tsy mbola nisy tany akory e

ie ho an'izay tsy mahalala ny baiboly dia miteny an'io...
Raha kosa ianao mahalala ny baiboly dia jereo Apocalypse, sy Isaia
53. cutie ( 29/11/2006 22:32)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-11-2006 13:09:16
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
cutie> Avy amin'izao tontolo izao... ary hafa koa nefa ny fahendren'ny olon'Andriamanitra...

Fa heverinao avy aiza ny fahendren'olombelona?

avy @ Atra:lol:
54. prime ( 30/11/2006 11:23)
cutie> raha araka ny soratra masina dia TSIA... ny fahendren'olombelona tsy avy amin'Andriamanitra fa avy amin'izao tontolo izao ihany... mitandrema fa diso lalana mihitsy ianao raha mihevitra izany...

Ny baiboly no miteny fa fahadalàna mihitsy aza no iantsoan'Andriamanitra ny fahendren'olombelona sy izao tonotlo izao... "Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13)." I Korintiana 3:19
55. kitjo ( 30/11/2006 16:23)
ZIna



Marina tokoa io!

Na vakio ny tantaran' ilay mpanankarena nitaraina t" i Abrahama mba hampilaza ny rahalahiny sy fianakaviany zay mbola ety antany oe toy ny ahoana ny any!!!!!
za aloha tsy le mpitadidy toko sy andininy reny fa mba haiko iany ny ankamaroan'ny tantara!
56. Zina ( 30/11/2006 19:52)
Na vakio ny tantaran' ilay mpanankarena nitaraina t" i Abrahama mba hampilaza ny rahalahiny sy fianakaviany zay mbola ety antany oe toy ny ahoana ny any!!!!!

Iza aky io?
57. cutie ( 30/11/2006 20:51)
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-11-2006 12:23:29
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
cutie> raha araka ny soratra masina dia TSIA... ny fahendren'olombelona tsy avy amin'Andriamanitra fa avy amin'izao tontolo izao ihany... mitandrema fa diso lalana mihitsy ianao raha mihevitra izany...

Avy aiza aza ny fahendren'i prime
Efa we avy @ Atra ny origine , fa ny oul no misafidy na handray an;le fahendrena na tsia.
:lol:
58. majesty ( 01/12/2006 12:18)
Rasiligaoma:misy mitantara kely momba an'le paradisa ihany ao @ baiboly kanefa na izany aza aleo alefa ihany ny santimaka e
:D
59. prime ( 01/12/2006 12:29)
cutie> fomba fijery vao2 indray izany anao izany tsy haiko raha taiza no nahazoanao azy fa ny fahendren\'olombelona raha avy amin\'Andriamanitra dia izao no nambarany:
\"Ny fahatahorana an\'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan\'izay rehetra mankatò izany*; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.[Heb. ireo]\" Salamo 111:10

\"Dia hoy Izy tamin\'ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin\'ny ratsy no fahalalana.\" Joba 28:28

Ka firy @ olombelona milaza ho olo-kendry sy be fahendrena no mino an\'i Jehovah sy matahotra Azy toy izany ry cutie... toa vitsy an... fa izao fampianarana isankarazany eto @ izao tontolo izao no lazain\'ny maro fa fahendrena ka miala tsiny aminao aho fa raha ny fahendren\'olombelona dia tsy avy amin\'Andriamanitra mihitsy fa avy amin\'izao tontolo izao ihany... (mba tsy itenenana hoe avy amin\'ny satàna rainy mihitsy aza)...
60. kitjo ( 01/12/2006 16:53)
Zina> tsy tadidiko ny toko sy andininy akia

fa ilay mpanakarena be hoe Lazarosy (zya moa anaran'ilay mpangataka) oe mangataka aminy dia miara-mitsindroka ny sisany sy ny latsaka amin'ny latabatrany refa misakafo izy.

DIa refa tany an-danitra d notrotroin'i Abrahama ilay mpangataka fa ilay mpanakarena kosa mitomany main'ny afobe no sady nitaraina hoe mba asaivo asian'ny lazarosy rano ny tanany mba mena azy fa may izy...

tsy atdidiko le zavatra tena voasoratra fa oh oh zay e..hihihihih

d nilaza izy oe mba iraho ho eny ambonin'ny tany i Lazarosy mba hampilaza ireo rahalahiko ny zava-misy aty sns.....

iza re mba afka manome ilay toko sy andininy misy an'io e?

le mpangataka tsy tadidiko koa oe Lazarosy tokoa moa anarany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1766