eisy e raMalagasy

21. Fiffi ( 26/11/2006 21:22)
:-w:-w:-w
22. cutie ( 26/11/2006 21:25)
:lol::lol::lol::lol::lol:
23. ikaretsaka ( 26/11/2006 22:36)
azo atao kosa angamba ny mamaky fa tsy mino...
ohatran'ny hoe nijery da vinci code na mamaky coran sy sanskrit, na mianatra ny fomba fanaovana sikidy sns... fa tsy voatery hino fa vakina fotsiny..
raha izay no tena handraisana azy dia amiko tsy hitako izay olana
24. cutie ( 26/11/2006 22:56)
manadala an'i fiffi za ry ikaretsaka a :lol::lol::lol:
25. dailynews ( 27/11/2006 00:52)
[quote=kitjo]
Miombon-kevitra tanteraka @ dailynews sy Zo!

Zay matetika no hilazana fa tsy religion ny kristianisma fa fomba fiaina... satria raha religion izy dia ny "do" sy ny "don't" no arahina...ny fombafomba hoe isak'alahady..tsy mahazo manao akanjo fohy bla bla bla


Ary izany mihitsy no vao nampahatsiahivinpasiteranay androany hoe ny fianana kristiana hoy izy dia tsy ny hoe: manao na tsy manao zavatra iray fa kosa fa fiarahamandeha tanteraka @ Atra. Ary rehefa miara mandeha tanteraka Aminy ny olona izany hoe tarihin ny Fanahiny Masina no mahafanatra ho azy sy resy lahatra ho azy hoe aiza no lalany. Tsy religion izany fa relationship with Jesus...
26. dailynews ( 27/11/2006 00:59)
zo>:wink:


27. Papoose ( 27/11/2006 01:06)
aoka re marina e!
28. dailynews ( 27/11/2006 01:37)


misy olona tsy zatra loatra ny miantso an'ilay zanak'andriamanitra hoe Jesosy izany dia vao maheno ilay jesosy izy de sosy=vola na sakafo no tonga voalohany ao an tsainy
misy koa tsy zatran'ilay Iaveh dia , Avia no lasa ao=tsainy matetika

Tokony ataony hoe Jesoa indray izany rehefa tsy azoazony ilay hoe Jesosy... dia raha tsy mety aminy ilay Iaveh dia atao hoe Jehovah...
29. soanja ( 27/11/2006 08:29)
Zah tena mpamaky be an'ireny fortune cookies ireny rehefa mankany amin'ny Restaurant Sinoa. De faly ery raha mahazo ilay teny mahafinaritra. Tsy hitako izay ifandraisan'iny amiko fa au moins aloha mba mirana ny androko raha zavatra tsara ny voasoratrao.
Nefa fantatro ny zavatra ataoko ka tsy voatery hino aho raha hitako fa tsy possible le izy satria izaho sy Andriamanitra ihany no mahafantatra izay momba ahy sy ny ho aviko.
30. ikaretsaka ( 27/11/2006 12:29)
dailynews> io fiantsoana io angamba amiko dia izay mampety azy sy nahazatra ilay olona . rehefa asianao respect de mety aby
na maomet na mohamedy mety aby
na Jesoa na jeso na Razezo na jesosy..
na baiboly na Baib's
na I md paoly, na i paoly na Rapaoly

Tsy misy namaritra mihitsy ao anatin'ireny boky ireny manko hoe tsy maintsy izao ny anarany..

sa kao atao lastika be ny hoe "Sosy" sa "so" sa "soa" sa "zo" ny aorianan'i Je....?
31. majesty ( 27/11/2006 13:29)
Raha mamaky ny coran aho dia tsy midika akory izany fa mpino musulman za.
Raha mamaky ny torah,tsy midika akory izany fa jiosy aho.
raha mamaky ny kitab abigdasy,tsy midika akory izany fa mpino bahai aho
Raha miambozona saplet aho tsy midika izany fa katolika aho.
Raha mamaky boky momba ny fanaovana magie aho tsy midika akory izany fa mpanao mazi aho.
Raha miambozona ny vakana vita malagasy aho tsy midika velively izany fa mpanandro aho na mpisikidy.
Fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy r'ise izay tsara a!
32. ikaretsaka ( 27/11/2006 13:47)
ary raha samy ahitan'ilay olona tsara kely daholo...
dia lasa finoana kompose izany izy ty?
33. cutie ( 27/11/2006 14:14)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 27-11-2006 09:29:38
Lohateny : Re : eisy e raMalagasy
Zah tena mpamaky be an'ireny fortune cookies ireny rehefa mankany amin'ny Restaurant Sinoa. De faly ery raha mahazo ilay teny mahafinaritra. Tsy hitako izay ifandraisan'iny amiko fa au moins aloha mba mirana ny androko raha zavatra tsara ny voasoratrao.
Nefa fantatro ny zavatra ataoko ka tsy voatery hino aho raha hitako fa tsy possible le izy satria izaho sy Andriamanitra ihany no mahafantatra izay momba ahy sy ny ho aviko.

za koa:lol::lol::lol::lol:
34. soanja ( 27/11/2006 14:50)
Cutie a, tena mampitovy tsika zany. De hozy a aneritreritra hoe i Cutie koa zao mety mitovy amiko. Kay tena izy tokoa. :-D:-D:-D:-D:-D
Le principentsika zany ry Cutie de hoe : "Enjoy the moment and forget any headaches. God will take everything as He approves our good deeds because He loves us."
35. prime ( 27/11/2006 14:58)
Rainikarabo> :wink:... tsara ilay fitarihana ho amin'ny fandinihan-tena...
36. cutie ( 27/11/2006 15:08)
Le principentsika zany ry Cutie de hoe : "Enjoy the moment and forget any headaches. God will take everything as He approves our good deeds because He loves us."

Soanja yes
Hojerentsika rah hisy hanohitra njay io :-D:-D:-D:-D
37. ikaretsaka ( 27/11/2006 15:38)
izay mihitsy e..
"Yesterday's History, tomorrow's Mystery, Today is a gift"
38. kitjo ( 27/11/2006 20:05)
ikaretsaka>
tsy hitako aloha izay mahadiso ilay finoana kopoze e!

rehefa tsy mandika ny sitrapon' Andriamanitra ary tsy manana afatsy ilay Andriamanitra tokana tsy tokony ho olana

misy fomba fiaina silamo sy fisainana tena mahafinaritra azo alain-tahaka tokoa!

ilay resaka "peace" lazain ny bodista koa dia tena tsara...

tsy mifanipaka @ maha kristiana mitsy zany ka tsy d hitako zay olana

zany ts midika oe lasa silamo enao na lasa bodista...

za zao pro ravalo..fa mety misy fika milay be sy tokony alain-tahaka mba tsara iany ohatra t@ andron'i deba koa maninona?

zany ngah midika oe lasa AREMA?
39. ikaretsaka ( 27/11/2006 20:14)
rhefa any an-danitra mihaona fa zany koa de atao manahirana
sa misy tsy ho any ny sasany?
40. cutie ( 27/11/2006 20:18)
fa in ko alou le dikan'le mankany an-danitra e?
ny fanahy ve no makany refa maty sa in?:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5401