Loza

61. watafon ( 27/11/2006 19:38)
tsara doly k ! hitako ery izy efatra reo mitarika andry @ traineau ! :-D:-D:-D
62. cutie ( 27/11/2006 19:39)
:-D:-D:-D
hummmm hummmm
63. cutie ( 27/11/2006 19:39)
watafon, my dream :-D:-D:-D
64. Fiffi ( 27/11/2006 20:24)
:-D:-D:-D milay eh !
65. watafon ( 27/11/2006 20:25)
:-D:-D:-D azoko tanterahana raha tiandry tokoa ! :wink::-D:-D
66. cutie ( 27/11/2006 20:27)
watafon tsy tiako ny manao promesse a :-D:-D:-D
67. watafon ( 27/11/2006 20:34)
"just close your eyes 'n make a wish" d minoa ftsn ihany ! :-D:-D:-D:-D:-D
68. cutie ( 27/11/2006 20:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
69. watafon ( 27/11/2006 20:50)
saika hitena za oe refa tonga aty ndry kay moa zany mila mitady alika otrireo nefa aty mety tsy hahita kou ! :-D:-D:-D:-D:-D
70. cutie ( 27/11/2006 20:52)
zay manko le lazaiko @ le promesse:lol:
71. Herimiafina ( 27/11/2006 21:08)
Tsy ampy izany fitaterambavovao izany, laniny ahoana, nokaikeriny sa nateliny sa nanakory?:roll:
72. cutie ( 27/11/2006 21:12)
sao de efa maty le oul vo nohaniny
73. unjila ( 27/11/2006 21:18)
o rahery an @tsika gasy anie na de kaikitra kely aza tonga de (laniny no fitambarany é)
74. sakaizakely ( 27/11/2006 21:30)
HM> niatsamboran'ireo kleba tamin'ny tarehiny dia norovirovitiny teo izay azon'ny nifibeny, ny jugulaire (tenda) dia mitsiritra mandrampahatapitry ny ny ra. 5 mn de zay ny aminy.
Ireny kleba ireny dia tsy mamela mahazo fa mihidy vazana rehefa mahazo zavatra sintonina, na darohana sahala am n'inn aza, tsy maheno maharary ry zareo. Zay no tena maha-danza azy.
75. Herimiafina ( 27/11/2006 22:54)
sakaizakely:

HM> niatsamboran'ireo kleba tamin'ny tarehiny dia norovirovitiny teo izay azon'ny nifibeny, ny jugulaire (tenda) dia mitsiritra mandrampahatapitry ny ny ra. 5 mn de zay ny aminy.
Ireny kleba ireny dia tsy mamela mahazo fa mihidy vazana rehefa mahazo zavatra sintonina, na darohana sahala am n'inn aza, tsy maheno maharary ry zareo. Zay no tena maha-danza azy.

Hanky va re!
Ny fika rehefa sendra an'ireny dia ny orony na ny museau no omena ny URA-KEN na totohondry mafy dia misokatra ho azy ny vavany sady malemy le klebara.
Ny fika faharoa dia terena mafy amin'ny tongotra roa (ciseaux) ny valahany rehfa mandavo amin'ny tany, tsy tantiny iny ary dia malemy soa amantsara izy.:-w

76. Fiffi ( 28/11/2006 05:56)
Herimiafina:
Tsy ampy izany fitaterambavovao izany, laniny ahoana, nokaikeriny sa nateliny sa nanakory?:roll:
presque ny taolana sisa sy ny loha no tsy lany t@ nahatongavan'ny police sy ny pompier ? Sady 4 be zao ireo alika ....:(:(


77. mamzelkely ( 28/11/2006 12:09)
humm za nefa de tia alika be :lol::lol:

kelly13: modia aty de mahita an'i wolf enao :P hihihi

fasaly le sary mbola vô ho tedaviko njay fa ts hitako :-D
78. Fiffi ( 28/11/2006 12:24)
mamz: :-*:-*:-*:-*:-*:)
79. mamzelkely ( 28/11/2006 13:08)
fiffi kikoo njy ela be ee :-*:-*
80. tslem ( 28/11/2006 13:11)




andreneste ô! aza mifanena amin'io an.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4277