Loza

21. fasaly ( 23/11/2006 06:50)
:-D:-D:-D:-D:-D simpona: kou efa we "il est presk" bô! kounnnnnn!:?:-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 23/11/2006 08:15)
:-D:-D:-D:-D
23. ravatorano ( 23/11/2006 08:29)
:-D:-D:-D:-D
24. xxx ( 23/11/2006 10:58)
izany ilay hoe nokekerin'ny amboa kely tiany ?

fasaly koa ve dia tsy tia alika kely ? Nareo nefa nanana alika kely be dia be tsara tarehy ery
25. nicco ( 23/11/2006 11:36)
pissoa:

fasaly:





fiffi : ity raika ity zao mba hitako azoazo ihany ny tarehiny....:?

k io tsinn oul fa tsy alika

=))=))=))
fiffi ity ngamba le we ol alika e?




26. fasaly ( 23/11/2006 11:36)
xxx: alika be no tsy tiko fa alika kely tsy manin... tsy ahy ireny fa an'i dadanay dool:-D:-D:-D:-D
27. fasaly ( 23/11/2006 11:37)
fa io alika raika eto io zao no laika race vaovao njay! tsy mihinan'oul fa doux sy miambina tsara, fa tandremo fa mandany vola fa mety hahalany vary ray vilia maraina tanjo hariva....
28. vale ( 23/11/2006 13:08)
hihihihi, fasaly! :°)
29. vale ( 23/11/2006 13:09)
Fiffi: angamba adinon'ilay tompony ny nanome sakafo azy! aie,aie! :?
30. Tsytaitra ( 23/11/2006 17:31)
:-D:-D:-D:-D ooo la la :!::!::!: Tena mampome be le sary nalefan'i Fasaly. Toa ohatry ny sarin'olona malaza ny tarehan'ny le alika.
>Fiffi : manana alika mitovy anio le olona mifanolobodorindrina aminay, fa tena tsara fanahy be le alika sady avy de manantona anay sy mitakisina, fa raha vao zahay no mankao amindry zareo, ka manakaiky ny sakafony... avy de miova endrika sy mitrerona be mampatahotra le alika.
Ka le vehivavy nohaniny io toa hoe mpanome sakafo azy, ka sao de tsy nomeny sakafo le alika, de izy ndray no nohaniny.
31. Fiffi ( 23/11/2006 17:36)
le izy angamba hoa asa raha hoe nety nialao t@ le alika le olona de nisy nitrerona de raikitra teo ny fihinanana azy ? Satria na de hoe noana ve aza le alika de andeha hihinana azy tahak'zao ?
32. dailynews ( 23/11/2006 17:42)
tena loza be io sary faharoa io ihany koa...
33. Fiffi ( 23/11/2006 17:46)
le sary faha2 io ohatran'ny hampanofy ratsy zany ny fijeriko azy an!
34. diamondra27 ( 23/11/2006 19:03)
fasaly:saika tsy hihomehy aho.
Tena manao lohan'alika ilay sary:-D:-D:-D


Tandremo nareo ry zalahy rehefa mi-boude fa toa an'io a!:-D:-D:-D
35. Fiffi ( 23/11/2006 21:15)
anjekaky ooo :{:{:{
36. fasaly ( 23/11/2006 21:19)
tsytaitra: tnadremo zany alika mitrerona be anareo zany an! efa mauvais signe zany fatandremo mitsy lahy.....aza mba ireny bibi reny no hatonina raha miseho ny faharatsiany:?

fiffi, dailunews: tsy masika lay alika faharoa io ka! gentil be io:wink: fa somary mampatahotra iany alou ny tarehiny e! zà kounkou natahotra be vao nahita an'izy io:-P

dima::P:-D:-D:-D:-D:-D alika manao loh'oulona we!:-D:-D
37. prime ( 24/11/2006 10:21)
Izaho indray aloha ry zareo dia anisan'ny tia alika a...

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/minichien6.gif[/IMG]
38. miangalyandria ( 24/11/2006 12:30)
Fasaly >> Izaho tia alika fa ny ahy ilay alika ngeza be ireny no tiako, labrador sy berger allemand fa ilay alika kely ireny (caniche, chihuahua) tsy tiako fa mahasosotra ahy indray aza, indraindray mahatezitra ahy mihitsy :-P !!! samy manana ny tiany tokoa ny olombelona fa Fasaly tiako na tsy tia alika ngeza be aza e :-*
39. fasaly ( 24/11/2006 17:09)
prime: tandremo aza sô laniny eo vao hoe nokekerinlay amboa kely tiny i prime:-D:-D:-D:-D:-D



miangalyandria::wink: ho laninzao alika avo be zao kou toi fa atovy, ampediana zany ny alikatsika lay kely sy lay lehibe:°):-D lqy alika kely lay ambany ihany no tafihiny:-D:-D:-D
40. fasaly ( 24/11/2006 17:10)
aiza aza ny alikan'i mamzelkely amzao:?:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2299