Loza

1. Fiffi ( 22/11/2006 20:02)



Loza ryv zareo ity zavatra nitranga androany hariva ity an !
Vehivahy vao 23 taona maty lanin'io alika io ! zany hoe nanana alika 4 io ankizy io an ! de asa re hoa inona no nitranga fa de nohaniny ilay vhv . De tsy nisy hevitra intsony fa maty le olona t@ nahatongavan'ny pompier.
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 12:48
2. fasaly ( 22/11/2006 20:10)
ka ny tarehiny fotriny aza defa mampitsoka kou! tsy mena mivadika zany! zà alou tsy mahatoky alika zany e! tsy ampy kaly zay le alika de teztira de ny tompony ihany no nohaniny tao :x
3. fasaly ( 22/11/2006 20:16)




fiffi : ity raika ity zao mba hitako azoazo ihany ny tarehiny....:?
4. kelly13 ( 22/11/2006 20:49)
fasaly>mampimé le sary, tsy ampy makilazy lery, hihihi!!!

alika tsy ampy sakafo ngamba izany matou nihinana ny tompony! sady tsy ampy education fa natao hi domine!

toa novonoina ilay alika hono ry fiffi? zay iany kou no hevitra sisa kou!!!

zay manana dogue de bordeaux fa biby farak'izay malefaka refa hay ny mitaiza azy! tsy araka ny mahakomanibe azy, fa tena tia olona b lery, ny indro kely aminy d tsy tia alika hafa lery fa mitady ho sefo b fôna, d odoié hozy za mantsy azy, tsy elà rery no alika eto antany!

ry mamzelkely indray manana dogue allemand, tsy mbola hitako klou le izy fa fantatro fotsiny hoe wolf ny anarany fa asa ra masika le izy!
5. fasaly ( 22/11/2006 20:51)
zà alou tsy tia alika e! sady raha vao reny alika glady be reny de mailo foana:?
6. Fiffi ( 22/11/2006 20:54)
ka le izy ange hono toa tsy glady zany eh ! fa de laniny kosa aloha le vhv an ! :(
7. pissoa ( 22/11/2006 20:56)
fasaly:





fiffi : ity raika ity zao mba hitako azoazo ihany ny tarehiny....:?

k io tsinn oul fa tsy alika

=))=))=))

8. kelly13 ( 22/11/2006 20:58)
fiffi>hatramin'ny taolany v? lolll!!! vazivazy iny fa ny alika mantsy hono jaman'ny taolana
9. fasaly ( 22/11/2006 21:01)
pissoa: zany ve, kou alika ny fahitako azy kou!:-D:-D:-D:-D
10. pissoa ( 22/11/2006 21:06)
Fasaly, jereo tsara anie ny masony sy ny molony e ! otran'ny sary namboarina le izy.

Tapa-tsinay mitsy zah ato mijery an'le sary :-D:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 22/11/2006 21:12)
:-D:-D:-D zà kou mahita fa tsy hitanjy doux be ve ny regard ny e! tsy hanaikitra sy tsy hihinana anjy zany io am fahitako azy il est presk bô!:-D:-D:-D
12. belaza ( 22/11/2006 21:33)
tena hafa kosa io alika oay olona io mantsy e
13. cutie ( 22/11/2006 21:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. fasaly ( 22/11/2006 21:45)
:-D:-D:-D tena gentil be io mihoatra am lay mpihinana oul etsy ambony kou! otran'ny mitalaho be zany lery!:-D:-D:-D:-D il a les yeux revolvers:-P
15. cutie ( 22/11/2006 21:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 22/11/2006 21:56)
:roll::roll::roll: ka marina zany kou!fa somary benangy alou e! oupssss! tsy lay benangy ato am forum a!8O
17. cutie ( 22/11/2006 22:02)
mba asio sary alika mahafinaritra njay aza e :)
18. Fiffi ( 22/11/2006 22:16)
toa zara fa nisy noraisina hono t@ nahatongavan'ny pompier ! :(
19. Simpona ( 23/11/2006 05:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
Ahoana ko io alika micharme an'i fasali io
20. Fiffi ( 23/11/2006 06:03)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3773