Loza

101. Fiffi ( 29/11/2006 13:33)
titis: zany an ? :-D:-D:-*:-*:-*
102. titis ( 29/11/2006 21:01)
Sa tsy marina indray izany ry fiffi?:wink:
103. Fiffi ( 02/12/2006 14:51)
titis: le amboakely tiana no....hummm..hihihihhi
104. Achia ( 02/12/2006 19:58)
Fiffi:




Loza ryv zareo ity zavatra nitranga androany hariva ity an !
Vehivahy vao 23 taona maty lanin'io alika io ! zany hoe nanana alika 4 io ankizy io an ! de asa re hoa inona no nitranga fa de nohaniny ilay vhv . De tsy nisy hevitra intsony fa maty le olona t@ nahatongavan'ny pompier.

Ianareo ve tsy mahita fa ohatra ny mifoka rongony izany ity alika ity e !?

105. cutie ( 02/12/2006 20:08)
Achia andray:-D
106. Fiffi ( 03/12/2006 07:44)
:-D:-D
107. xxx ( 03/12/2006 15:23)
fasaly:





izany hono i thiery henry dia gasy?
108. Fiffi ( 03/12/2006 17:43)
tsy gasy izy !
109. titis ( 03/12/2006 19:14)
Mihomehy foana zah rah vao mijery ity sary ty!mahita hatao mitsy sika ato ka!asio hafa indray e!
110. fasaly ( 03/12/2006 22:36)
izao toutou kely zao kosa alou tsy mandoza ary tsy hainaikitra ny tompony mitsy e!:?


111. Fiffi ( 04/12/2006 05:52)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy an ! :-D:-D
112. titis ( 04/12/2006 21:02)
tena mignon marina ah!:wink:
113. cutie ( 04/12/2006 21:09)
Fa mety kizitina kely zao io :-D:-D:-D:-D
114. titis ( 04/12/2006 21:16)
cutie:=))
115. cutie ( 04/12/2006 21:28)
titis, ka jereo @ poziny ange e:-D:-D:-D
116. Fiffi ( 05/12/2006 06:26)
ka star kah ! :-D:-D:-D
117. andry08 ( 05/12/2006 12:39)
Io anie hadalana e! Tsy ny malagasy anie no hanao an'io!"Ainsi soit- il!"
118. cutie ( 05/12/2006 14:37)
:-D:-D:-D:-D
119. Fiffi ( 05/12/2006 16:25)
:-D:-D:-D
120. fasaly ( 05/12/2006 23:05)
ountsonanééééé.....



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7303